Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170302

Misongadina

Vahoakani Besalampy Leo ny kitoatoanny polisy

02/03/2017

Niala taminny fahanginanany ka namoaka fanambarana nanoloana ny mpanao gazety tetsy aminny 67 ha misy ny biraonny Fizamami ny Fikambananny teraki Besalampy monina eto Antananarivo notarihanny filohany, Atoa Badory Victor, niaraka taminireo olobe ao an-tanna nisolontena ireo vahoakanity distrika ity naniraka azy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fampiantsoanny Bianco Azo samborina izay tsy tonga

02/03/2017

Mbola ny 65% aminireo tomponandraiki-panjakana no tsy nahavita ny fanambaram-pananany raha ny tatitra farany nataonny Bianco,

Hamaky ny tohiny...

Antoko Otrikafo Aleo midina an-dalambe !

02/03/2017

Nijolofotra ny famoriam-bahoaka voalohany nataonny antoko Otrikafo taminity taona ity tetsy aminny foibeny etsy Andravoahangy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina Hamono afo any Befandriana ?

02/03/2017

Mbola tena mafana ny raharaha Befandriana Avaratra aminizao fotoana izao ary lasa raharaham-pirenena mihitsy.

Hamaky ny tohiny...

Fisakana tsa hanim-boay Tsy hifanavaka loko politika eny Soanierana rahampitso alina

02/03/2017

Mihetsika toy ny isan-taona ny teraki Fisakana tsa hanim-boay ka hifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2017 aminny dihy alina eny aminny Cemes Soanierana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Natao ho aniza ny lalna ?

02/03/2017

Miarahaba ry Jean a ! Raha vorodamba ny vavako efa tataka taminny fitenenana anareo.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Zandarimariam-pirenena 1 530 nanao fanambaram-panana

02/03/2017

Nanao fanambaram-pananana ny zandary miisa 1 530 nanomboka aminny grady GP2, ka hatraminireo tomponandraikitra ambony avy aminny sampanny zandarimaria maromaro eto Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fiadidiana ny Repoblika Mamokatra gazoala tsy ara-dalna ao Ampangabe ?

02/03/2017

Roa taona no nisianilay fitrandrahana gazoala tsy manara-dalna ao anatinny kaominina ambanivohitra Ampangabe distrikanAmbohidratrimo.

Hamaky ny tohiny...

Fandorana tanna tany Befandriana Tokony hisy hametraka fitoriana, hoy Me Olala

02/03/2017

Tsy azo avela fotsiny aminizao ny raharaha fa ilaina ny fametrahana fitoriana momba ireo trano efa ho 400 mahery may tany Befandriana Avaratra, hoy ny Maitre Willy Razafinjatovo na Olala omaly raha tafaresaka taminny mpanao gazety izy.

Hamaky ny tohiny...

Kaominin'Ambohijanaka Trano 60 isa no mety horavana

02/03/2017

Taorianny fandravana trano teny Soavimasoandro sy Ivato mba hahafahana manitatra ny lalana eto an-drenivohitra sy ny manodidina dia voakasika ihany koa ny kaominina Ambohijanaka Atsimondrano aminizao fotoana izao

Hamaky ny tohiny...

FIAKARANNY VIDIM-PIAINANA Vokatry ny tsy fandraisan'andraikitry ny fanjakana

02/03/2017

Tsy misy izay tsy mikolay aminny fiakaranny vidim-piainana ankehitriny ny isam-baravarana.

Hamaky ny tohiny...

Faritra Melaky Horakofana ala honko

02/03/2017

Ny 65%-nny tanjona tiana hotratrarina amina fandrakofana ala honko ny faritra Melaky hatreto no vitanny sampandraharahanny firenena mikambana misahana ny tontolo iainana na ny WWF sy ireo vondronolona ifotony any an-toerana ary ireo mpiara-miombonantoka aminizy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Misy mihaino ?

02/03/2017

Misy mihaino ? Ela izay no tsy nahenoana io fitenin-jatovo nalaza taminny tetezamita farany teo io.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

CEPE sy BEPC 2017 Maimaimpoana ny fisoratana anarana

02/03/2017

Tsy misy saram-pisoratana aloa amin`ny fanadinam-panjakana CEPE SY BEPC taom-pianarana 2016-17.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Mpikirakira ra ao aminny HJRA Hitokona manomboka anio

02/03/2017

Milaza ny hanao fitokonana ny eo anivonny sampandraharaha misahana ny fikirakirana ny tahirin-dra ao aminny hopitalim-panjakana HJRA anio.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana