Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170304

Misongadina

Hery Rajaonarimampianina Tsy tokony ho kandida intsony

04/03/2017

Efa mazava ankehitriny fa iray aminireo kandida hifaninana aminny fifidianana filoham-pirenena aminny 2018 ny filoha am-perinasa, raha dinihina aminny fihetsiny tato ho ato.

Hamaky ny tohiny...

Politique

FIZATO Tsy manaiky hatao fitaovana politika intsony

04/03/2017

Tsy nahafa-po ny Firaisankinanny Zanaky ny faritanini Toamasina ny nitantanana ny fikambanana tao anatinny 14 taona farany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ho afa-bela foana ve e ?

04/03/2017

Miarahaba ry Jean a ! Kevokevoka indray izao ianao io fa hoe nandray andraikitra taminny fanesorana ilay razoky nanao tatitra vilana sy tsy nanao afatsy ny nanadio tena taminny hadalana mihoampampana nataonny olom-peheziny e!

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpianatra ho mpitsara miisa 30 Nampiofaninny zandarimariam-pirenena

04/03/2017

Nifarana omaly zoma 3 martsa 2017 ny fiofanana fampiharana na Stage pratique narahanireo mpianatra ho mpitsara miisa 30 mianadahy nampanaovinny teo anivonny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny 8 martsa Manazava ny minisiteranny mponina

04/03/2017

Antomotra ny fankalazana ny fetinny vehivavy izay hankalazaina isaky ny 8 martsa. Ho anny eto Madagasikara dia mandray anjara mavitrika aminizany ny minisiteranny mponina, sampandraharaharam-panjakana tarihina vehivavy aminny alalanny minisitra Onitiana Realy.

Hamaky ny tohiny...

Zo sendikaly Havadika ho lalna aminizay

04/03/2017

Ny taona 1978 no nisianny fifanarahana laharana faha-151 eo anivonny OIT (Organisation Internationale du Travail) mikasika ireo fifandraisanny asa ao anatinny asam-panjakana na ny zo sendikaly.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany faha-4 Hiroso aminny fanakatonana ireo tsena tsy ara-dalana

04/03/2017

Taorianny fidinana ifotony notanterahinireo tomponandraikitra eo anivonny Boriborintany faha-efatra nanentana ireo mpivarotra anaty tsena lehibe mbola tsy manana karatra matihanina dia

Hamaky ny tohiny...

Fiarovana ny lemaka ao aminny PC 23 Nambolena hazo ny sahan-driaka Mavolava

04/03/2017

Zanakazo kininina sy Grevelia 2500 fototra no voavoly tao aminny sahan-driaka Mavolava ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Vokatra Lojy Fahatelo eran-tany i Madagasikara aminny fanondranana

04/03/2017

Lalam-pihariana iray isany mampisongadina ani Madagasikara eo aminny sehatra iraisam-pirenena ny lojy na Black eyes .

Hamaky ny tohiny...

Ministeranny vola sy ny teti-bola Namboly hazo 5000 fototra

04/03/2017

Namboly hazo teny Andranovelona omaly ny fianakaviambenny Ministeranny vola sy ny teti-bola notarihinny Ministra Rakotoarimanana Gervais. Tafiditra indrindra ao anatinny asa tanterahinny olom-pirenena aminny fiarovana ny tontolo iainana no nanatontosanizy ireo izay marihina fa efa andiany faha-15 notanterahina tao aminity faritra iray ity.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Filohanny FIFA, Gianni Infantino Manohana fatratra ani Ahmad

04/03/2017

Kandida tokana mifaninana amini Issa Hayatou, filoha am-perinasa, izay efa nitantana ny CAF (Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra) nandritra ny 28 taona, ary mikendry ny hitantana ity rafitra amboninny baolina kitra ity aminny mand faha-8 indray ny Filohanny federasionina malagasinny baolina kitra Ahmad Augustin.

Hamaky ny tohiny...

Neny teny Mahamasina Nanotrona sy nanome hery ny USCAFOOT

04/03/2017

Tonga nanotrona sy nanome hery ny ekipanny Kaomina Antananarivo-Renivohitra iadidiany, teny aminny kianjabeni Mahamasika omaly zoma maraina, i Neny Lalao Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fitateram-bahaoka Haverina ny toerana voatokana

04/03/2017

Anisanireo nahazo fiofanana tao anatinilay atrikasa momba ny tetikasa Lamina na Lalanjotra miaty ny namana izay natao nanomboka ny talata teo ary nifarana omaly tetsy aminny Espace Dera

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

ANKIZY MARENINA Mbola maro ireo tsy tafiditra an-tsekoly

04/03/2017

Mbola maro aminireo ankizy marenina eto amintsika no tsy tafiditra an-tsekoly. Ny ampahatelonizy ireny no fantatra fa mba manana fahafahana fa ny ankoatra izay dia mirenireny fotsiny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana