Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170306

Misongadina

Ravalomanana tany Antsirabe 1er tour dia vita

06/03/2017

Tonga niatrika ny fambolen-kazonny Distim ny filoha Ravalomanana Marc ny sabotsy 4 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitondrana HVM Manomboka sahady ny tery vay manta

06/03/2017

Io fa mipoitra ny toetrany ! Vao fankalazana ny 8 martsa dia efa manao tery vay manta ity fitondrana ity. Mibaribary izany eto an-drenivohitra, indrindra ny eny anivonny asam-panjakana toy ny minisitera.

Hamaky ny tohiny...

Fanovana governemanta Maneho hevitra ireo mpisehatra politika

06/03/2017

Matoam-baovao hatraminny fiandohanny taona 2017 ny tsy maintsy hirosoanny filohanny Repoblika aminny fanovana ireo mpikambana ao aminny governemanta.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Eny ho aho e !

06/03/2017

Miarahaba Jean a ! Eny ho aho e ! Aleo ekena fa manaja ny fahalalahana tokoa ianareo mba tsy hifandirana e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

8 martsa Hatao andro fisaonana ho ani Besalampy

06/03/2017

Noho ny raharaha misy any an-toerana ka mahasaringotra ny zanaki Besalampy maro izay voatazona any aminny fonjani Mahajanga ankehitriny dia nanapa-kevitra izay vehivavy any aminity distrika ity fa hatao andro fisaonam-pirenena ny ho ani Besalampy ny andronny 8 martsa 2017.

Hamaky ny tohiny...

Fitsidihana ani Befandriana Mbola ifanilihan'ny mpitondra ?

06/03/2017

Efa nisy vokany ny fanadihadiana natao mikasika ny raharaha Befandriana Avaratra na ny kaominina ambanivohitrAntsakabary, hoy ny praiminisitra Mahafaly Olivier,

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny 8 martsa Mifaninana ireo mpanolotsaini Voahangy R.

06/03/2017

Hanamarika ity herinandro vao miandoha ity ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho anny vehivavy, izay marihina isan-taona isaky ny 8 martsa. Somebiseby ireo tomponandraiki-panjakana isan-tokony.

Hamaky ny tohiny...

Rivo-doza Enawo Atahorana handravarava

06/03/2017

Omaly taminny 03 ora tolakantdro dia tany aminny 585 Km Avaratra AtsinananAntalaha no nisy ny foibenilay rivo-doza nampitondraina ny anarana hoe Enawo .

Hamaky ny tohiny...

Fanampiana ani Befandriana Tonga nisolotena ani Mahajanga ny depiote Nina

06/03/2017

Azo lazaina ho fahombiazana taminny ankapobeny ilay hetsika nokarakaraina tetsy aminny kianjanny Kanto Mahamasina nentina nanampiana ireo fianakaviana 470 tafo may trano tany aminny tannanAntsakabary, distrikani Befandriana Avaratra

Hamaky ny tohiny...

IHARINARIVO AMBOHIDRATRIMO Mitady hangorona tany indray ny Sinoa

06/03/2017

Mandeha ny feo ao aminny kaominina ambanivohitra Iharinarivo Ambohidratrimo aminizao fotoana fa misy tany ana hektara maro kasainny sinoa alaina ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Rahoviana ihany ?

06/03/2017

Efa ela no niketrehana sy nikotrehana ny fampihavanam-pirenena teto amintsika, saingy tsy mbola tanteraka hatraminizao. Dia samy velom-panontaniana ny rehetra hoe rahoviana ihany ? Fampihavanana politika no ilaina eto, raha halalinina ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

FIVAZA ANTANANARIVO Nanome ra tetsy aminny HJRA Ampefiloha

06/03/2017

Nisantatra ny fankalazana ny andronny 8 martsa omaly ny FIVAZA (Fikambananny VAdina Zandary) eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana