Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170307

Misongadina

Andry Rajoelina Tsy ho kandida indray ?

07/03/2017

Tsy arakaraka ny teny nataoni Andry Rajoelina ny 12 febroary lasa teo ny fihetsiny aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Hitsena loza !

07/03/2017

Manao ahoana ianareo any ry Jean fa izahay aty efa tena mihoro-koditra ! Vita iny haintany migaingaina fa ho avy kosa ity ny ranobe mangeniheny sy ny rivotra tsy hifankahitana.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fitsaram-bahoaka Mandamin-dresaka ny minisitry ny fiarovana

07/03/2017

Nifoha taminny torimasony ny minisitry ny fiarovam-pirenena Jeneraly Beni Xavier Rasolofonirina, rehefa tsy hita sy tsy nandrenesam-peo manoloana ny raharaha mafana eto aminny firenena aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Rivodoza Enawo Tena mahery vaika

07/03/2017

Anio talata 7 martsa eo anelanelanny aminny 9ora maraina ka hatraminny aminny 12 ora antoandro no mety hiditra tanteraka an-tanety ny rivodoza Enawo, raha ny tombanny sampandraharaha mpamantatra ny toetrandro, ka eo anelanelanAntalaha sy Cap Masoala no hidirany.

Hamaky ny tohiny...

Andronny vehivavy Anaty rivodoza, ahiana ny fandriampahalemana

07/03/2017

Sambany indray no ao anaty vanim-potoananny rivodoza no hankalazana ny andronny 8 martsa.

Hamaky ny tohiny...

Onitiana Realy Tsy misy faneriterena ny fetinny 8 martsa

07/03/2017

Natomboka omaly ny hetsika fanamarihana sy fankalazana ny andronny vehivavy 8 martsa aminity taona ity.Nisy ny fampahafantarana teny aminny hotely Carlton azy 18 mirahavavy misolotena ny faritra 22 aminilay fifaninanana

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny Rivodoza Efa vonona ny BNGRC

07/03/2017

Hiditra an-tanety anio talata 7 martsa aminny 12 ora antoandro ilay rivodoza Enawo. Eo anelanelanny distrikanAntalaha sy Cap Masoala no hiaingany, hamakivaky eto afovoan-tany rahampitso alarobia 8 martsa sy ny alakamisy 9 martsa.

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny fiarovana Arovy ny vahoaka !

07/03/2017

Nivoaka taminny fahanginany ary naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny raharaha mikasika ny fitsaram-bahoaka niseho tato ho ato

Hamaky ny tohiny...

Edito

Efa dodona !

07/03/2017

Ekena fa tsy mifanaraka aminny toetrandro intsony ny rafi-pitantanana misy eto amintsika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Mikorontana ny ngeza !

07/03/2017

Mikorontana tanteraka ny tontolo politika any Frantsa. Fifidianana no antony. Samy mizarazara na ny hery an-kavia misy ny sosialista antokonny filoha Hollande na ny hery an-kavanana antokonny Les Republicains tarihani Nicolas Sarkozy ary nanolotra anAtoa Fillon ho kandida aminny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fandravana trano eny Ambohijanaka Manomboka mitroatra ny vahoaka

07/03/2017

Mihamafana ilay raharaha fandravana trano ao anatinny kaominina Ambohijanaka aminizao fotoana izao na dia vao manomboka maka ny hevitrireo mponina voakasika sy handravona izany aza ny Benny tanna Alain Ratsimbazafy sy ireo ekipany mialoha ny hifampiresahany mivantana aminny minisitera misahana ny tetikasanny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Distrikani Morondava Mirongatra indray ny Androbe

07/03/2017

Misy milaza fa Androbe, ao koa ny miteny hoe Ambalavelona. Raha ny fampitam-baovao dia mirongatra indray izao ireny karazanaretina mampihetsiketsika hafahafa ireo ankizy mpianatra aminny ambaratonga fototra ireny ao aminny distrikitri Morondava ao.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Harem-pirenena very hatraminny 1960 Efa nahazoana helikoptera 100

07/03/2017

500 hatraminny 750 tapitrisa dolara isan-taona ny harena an-dranomasina very eto Madagasikara, hoy ny filohanny Repoblika Rajaonarimampianina Hery.

Hamaky ny tohiny...

Gare routire Andohatapenaka Naatonny kaominina ny asa

07/03/2017

Tonga teny aminny tanimenabe Andohatapenaka omaly ny delegasionina avy ao aminny kaominina Antananarivo Renivohitra nijery ifotony ny zava-misy momba ilay fikasana hanorina gare routire na toby fiantsonanny taksibrosy sy toby fivarotan-tsolika.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Antsiranana Faha-25 taonanny IST-A

07/03/2017

Natomboka taminny fanompoam-pivavahana tao aminny kathdrale sy ny mosque ao Antsiranana, ny zoma lasa teo ny fanamarihana ny faha-25 taona niorenanny IST-A na ny Institut Suprieur de Technologie dAntsiranana .

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Fampivoarana ny kolontsaina Hanampy ny tanora Malagasy ny LCC

07/03/2017

Hanampy ny tanora Malagasy aminny fifehezana sy ny fampivoarana ny kolontsaina misy ny Centre de langue et de la culture ( LCC) naorin-dRaoelijaona Bodo,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana