Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170309

Misongadina

7 maty, 6000 ireo traboina Mitaredretra ny Fanjakana

09/03/2017

Nifamahofaho be ny toe-draharaha omaly hoe : andro iasana sa tsia iny andro nidiranny rivodoza teto afovoan-tany iny. Nazava ny fanapahan-kevitry ny Minisiteranny

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Rakotomanjato Rodin Ny vahoaka eny ifotony aloha

09/03/2017

Nasiam-panamboarana ny tetezana fampiasanny mponina ao aminny tapany atsinananny kaominina Arivonimamo II.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Asehoy aminizay e !

09/03/2017

Aiza aminizay ry Jean ilay fahaizanareo taminny andronny frankofonia ireny a ! Hainareo ery ny nifaninana taminilay nahary ka nanakana ny orana tokony hirotsaka mba tsy hanimba ny rendrarendranareo mianakavy.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Lalao Ravalomanana Miantoka ny fampandrosoana ny vehivavy

09/03/2017

Nanao hafatra manokana miantefa aminny vehivavy mpiray tanindrazana ny Benny tannanAntananarivo, Lalao Ravalomanana noho ny 8 marsa na tsy afaka nankalaza izany toy ny fanao isan-taona aza, noho ny andro ratsy.

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny 8 marsa Naresaka tao Mahajanga

09/03/2017

Nanamarika ny fankalazana ny Andron' ny vehivavy ny tany amin'ny faritra Boeny na dia nandeha aza ny resaka sy fisalasalana ny amin'ny mety hanajanonana izany noho ny toetry ny andro sy ny toe-draharaha miseho eto amin' ny firenena manjo ny mpiray tanindrazana.

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra voasoloky eny Ankatso Tsy afa-po taminny didim-pitsarana

09/03/2017

Nivoaka ny alatsinainy teo ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha nampifanolana ny mpivarotra eny Ankatso mivondrona ao anatinny TAM (TsenanAmbohitsaina Miray).

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Andoharanofotsy Nandaitra ny fanentanana ny mponina

09/03/2017

Tsy nahitana rano niandrona mihitsy ny arabenAndoharanofotsy omaly tontolo andro na dia nirotsaka tsy ato aza ny orana teto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Anosy sy ny manodidina Nianjera ny takelaby, sahirana taminny rano ny fiara

09/03/2017

Dibo-drano ny arabe tetsy Anosy sy ny manodidina omaly maraina vokatry ny ora-nikija tsy niato teto an-drenivohitra. Sahirana ny fiara vokatrizany raha betsaka ihany koa ireo trano teny aminny manodidina no tafiditra ny rano ka voatery nitady vahaolana ny tompony.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mandrora mitsilany !

09/03/2017

Mandalo vanim-potoana sarotra tanteraka ny firenena aminizao fotoana izao. Ny hanin-kohanina tsy ampy satria ratsy ny vokatra taminity noho ny haintany navaivay tao anatinny volana maro. Izao indray mamely mafy ny rivodoza ka ny 80%-nny velarani Madagasikara no mibaby ny voka-dratsiny.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

DREN Analamanga Tsy mianatra ny mpianatra anio 9 marsa

09/03/2017

Nahazo fanairana loko mena ny faritaninAntananarivo, misy faritra efatra dia Analamanga, Vakinankaratra, Bongolava ary Itasy.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Tahirimbola iraisam-pirenena Mitsirika ny fahasalaman'ny toekarena Malagasy

09/03/2017

Eto Madagasika nanomboka ny 7 marsa teo indray ny iraky ny FMI (Fonds Monetaire International) tarihan'i Marshal Mills. Fitsidihana arahina asa haharitra roa herinandro hijeren'ny delegasionina avy amin'ny Tahirimbola iraisam-pirenena ny fahasalaman'ny toekarena Malagasy amin'ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Salon des Etudes Internationales Nitarina hatraminny rahampitso zoma

09/03/2017

Raha tokony hifarana anio Alakamisy ilay Salon des Etudes Internationales andiany faha-8, karakarainny Madajeune etsy aminny Carlton Anosy dia rahampitso zoma izany vao hifarana amim-pomba fisialy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana