Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170318

Misongadina

Trafikana taova Zazalahikely amidy 300 tapitrisa Ar

18/03/2017

Nampiahiahy ny mponina efa leom-boananana aminny firongatry ny asa ratsy ny fihetsikizy ireo, hoy ny Benny tannan Andranolava Razafimahaleo Barnab Justin, ka narahi-maso akaiky,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Lasa any Danemark

18/03/2017

Mbola mitana ny lohalaharana i Marc Ravalomanana aminizao fotoana izao, raha fifandresen-dahatra aminny vahiny no resahina. Hentitra sy manana ny foto-kevitra ijoroany, fa tsy mba manaiky lembenana aminny tsy rariny.

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana Nihaona taminny AIMF tao Paris

18/03/2017

Nivory tao amin'ny biraon'ny AIMF (Association Internationale des Maires Francophones) tao Parisy ny alakamisy lasa teo ny Sekretera Maharitry ny AIMF sy ny mpiara-miasa aminy ary Ramatoa Lalao Ravalomanana, Ben'ny tannan'Antananarivo sy ny mpanolotsainy.

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Nanakiana mafy ny mpitondra

18/03/2017

Feno ihany ny fo ! Ny tenako indray no nomenny Foundation Sheikh Mohammed Bin Rashid Al Makthoum Humanitarian & Charity fankasitrahana noho ny fitsonjovana ny Malagasy, kanefa izy ireo no nanolotra sy mbola hanohana ireo antso ataontsika, hoy i Ny Rado Rafalimanana tao aminny tambajotram-pifandraisana facebook omaly.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ambohijanaka Tsy nesorina izany ny Ben'ny tanna

18/03/2017

Tsy marina ny feo niely tamininy herinandro iny fa naato taminny asany vonjimaika ny Benny tannanny kaominina Ambohijanaka Andriamatoa Alain Ratsimbazafy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Ny tsiny !

18/03/2017

Miarahaba e ! Ny malaza izao dia ny tsy fandriampahalemana vokatry ny loza voajanahary sy ny voatrolombelona. Miakatra ny vidinny zavatra ilaina andavanadro nefa mihamaro ny tsy anasa sy ny tsy mihinan-kanina intsony. Mihamaro ny tontakely ka hatraminny dokotra nangalarina avy no mampidi-doza ! Efa sahy ka mivarotra olona koa izao ny malagasy hakana taova.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fanampiana ny traboina Atao fitaovana politika indray ?

18/03/2017

Mahagaga sy mahatalanjona ny fihetsiky ny fanjakana Malagasy aminizao fiatrehana ny voina, ka hisianny fanampiana ho anireo Malagasy traboina izao. Misy ny lamina aminny fizarana ireny fanomezana sy fanampiana na ara-bola na ara-pitaovana ireny, saingy misy tsy mazava.

Hamaky ny tohiny...

Fitohasina sy Trano Koltoraly Malagasy Hanao taom-baovao eny Mahamasina

18/03/2017

Raikitra fa ny datinny 27 sy ny 28 martsa ho avy izao no hankalaza ny taom-baovao Malagasy ny Fitohasina sy ny trano koltoraly Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Federasionny Baolina kitra Malagasy Mandeha ny feo aminizay mety handimby ani Ahamad

18/03/2017

Na tsy nisy nanambara ofisialy ny mahamety ho kandid azy hanolo ny toeranny filoha Ahmad izay lasa mpitantana ny CAF eo aminny fitantanana ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra aza ireo olona manodidina azy dia efa mandeha any ho any anaran-dRabekoto Raoul, Randriamiasasoa Doda

Hamaky ny tohiny...

Edito

Misy mihaino ve ?

18/03/2017

Marina fa hoe mila fanampiana isika fa na izany aza mba tokony hanana ny maha izy azy ihany kosa e ! Izay karazam-bazaha rehetra izao ve dia hibaiko antsika eto daholo na ny fomba fiasa na ny fiteny dia hiova avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fanajana ny lalna mifehy ny fifamoivoizana Nihemotra ny kalitaonny fitaterana teto an-drenivohitra

18/03/2017

Nisy fihemorana ny fanajanny ankamaroanireo mpitatitra teto an-drenivohitra ny lalna mifehy ny fifamoivoizana.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

FONDATION ORANGE Nanampy ireo dokotera miasatena any ambanivohitra

18/03/2017

Mbola betsaka ireo reny sy zaza maty eo am-piterahana eto amintsika. Anisanny tanjonny minisiteranny fahasalamam-bahoaka ny hampihenana izany araka izay tratra ka eo anelanelanny 300 ka

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Tahirim-bola iraisam-pirenena Manara-maso akaiky ny fitondram-panjakana

18/03/2017

Delegasionina mafonja momba ny resa-bola no nihaona taminny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier teny Mahazoarivo omaly zoma 17 martsa,

Hamaky ny tohiny...

Ambodivoanjo Ivandry Lasa toerana malaza ahitana tranombarotra goavam-be

18/03/2017

Lasa toerana malaza ahitana tranombarotra goavam-be ankehitriny ny eny Ambodivoanjo Ivandry.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana