Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170320

Misongadina

Honor Rakotomanana Tsy salama ?

20/03/2017

Nandeha be ny resaka ny herinandro lasa iny fa tsy salama ny filohanny Antenimierandoholona Honor Rakotomanana, ary dia ny filoha lefitra Faritanini Fianarantsoa Riana Andriamandavy VII no nisolo toerana vonjimaika, nisahana ny fampandehanan-draharaha tetsy Anosikely.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Manetsika ny Diaspora Malagasy any Eoropa

20/03/2017

Naseho voalohany tany Copenhague-Danemark ny sabotsy 18 martsa teo ilay horonantsary Return of a president.. ,

Hamaky ny tohiny...

Fivorianny SADC Tsy nanan-kambara afa-tsy rivodoza ny Filoha Malagasy

20/03/2017

Nandray anjara taminny fivoriana tsy ara-potoanny vondrona SADC tany Swaziland ny sabotsy 18 martsa lasa teo ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Sosoa voatapo-drano !

20/03/2017

Salama ve ry Jean a ? Dia tena sosoa voatapo-drano indray rise ny mpitia kitra teto an-tanna taminny sabotsy teo an !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Vehivavy hita faty teny Ambatofotsy Mitady hiitatra ho fitsaram-bahoaka

20/03/2017

Nolazaina tao anaty lahatsoratra an-gazety maromaro ny faranny herinandro teo fa namoaka vava ny notoriana taminity raharaha ity fa tsy matahotra ny fitsarana Malagasy satria mahafantatra olona matanjaka ao.

Hamaky ny tohiny...

8 volana any am-ponja Ramaroson Tsy misy miraharaha intsony

20/03/2017

Taraiky tanteraka i Alain Ramaroson, izay efa 8 volana no migadra any am-ponjanAntanimora. Tena adinonireo manodidina azy tanteraka ity mpanao politika fanta-daza taminny raharaha fanonganam-panjakana taminny taona 2009 ity.

Hamaky ny tohiny...

Lalna mifehy ny fianakaviana Manentana ny fiarahamonina ny PotenCiel Organizing

20/03/2017

Nanao fanentanana ho anireo fikambanana tsy miankina tao Toamasina ny alakamisy teo ny fikambanana PotenCiel Organizing na ny PCO avy any Antananarivo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Very finiavana

20/03/2017

Tsy hoe tsy ampy fa very ary tsy anananireo tomponandraikitra intsony ny fahitana ny fandehanny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ny finiavana hitady vahaolana aminny zava-mitranga mitady hieli-patrana manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Lalam-pirenena faha-2 Nivadika ilay fiarabe, nirehitra avy eo

20/03/2017

Zava-doza no niseho tany aminny lalam-pirenena faha-2 (RN2) ny faranny herinandro teo. Fiarabe iray, fantatra aminny anarana hoe Smi-remorque irony no nivadika ary nisy tariby misy herinaratra nifampikasoka, ka niteraka firehetana teo aminny lohany.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Midangana ny vidim-bary Tsy mahavaha olana ny mpitondra

20/03/2017

Mampikaikaika ny rehetra ny fidanganny vidin-javatra ilaina andavanandro (PPN), indrindra fa ny vary aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana