Fil d'actualités du 21/08/2018

  • 21/08/2018 - 17:05 : RAHARIVOHATRA CLAUDE: Tsy voaray ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena, fa tara ny fahatongavany teny amin'ny HCC.

  • 21/08/2018 - 17:00 : DIDIER RATSIRAKA: Izy no kandida farany nandrotsaka ny antontan-taratasy hahafaha-miatrika ny fifidianana amin'ny 7 novambra.

  • 21/08/2018 - 14:20 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny doseany i Arlette Ramaroson, kandida ho filoha ihany koa.

  • 21/08/2018 - 13:00 : Orlando Robimanana, atolotry ny antoko Madagasikara Vina sy Fanantenana); Jean Max Rakotomamonjy, Leader Fanilo; Alain Mahavimbina, Gasikara Antsika Rehetra; Haingo Andriakajamalala Rasolofonjoa Avotra ho an'ny Firenena, Armandine Malala Savaron Rasoamalala; Falimampionona Rasolonjatovo Fitambolagnela/IAD no nanatitra dosieny ny tapany maraina teo.

  • 21/08/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA : Kandida faha-34 nanatitra taratasy filantsaha-kofidiana ho filoha i Jean Louis Zafivao, atolotry ny antoko Gasy Mifankatia (GASYMI)

  • 21/08/2018 - 11:00 : ORLANDO ROBIMANANA: Nandefa iraka nanatitra ny antontan-tararatasiny filantsaha-kofidiana filoha teny amin'ny HCC Ambohidahy izy androany, ka nitarika ny delegasionina i Bruno Razafindrakoto.

  • 21/08/2018 - 10:15 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny dosieny i Haingo Rasolofonjoa olon'ny Arema teo aloha, izay mirotsaka amin'ny anaran'ny antoko Avotra ho an'ny Firenena.

  • 21/08/2018 - 09:30 : POLITIKA: Hanao fanambarana eny amin'ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny Praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay tsy HVM intsony fa mitarika ny antoko Orimbaton'i Maragasikara anio.

  • 21/08/2018 - 09:00 : FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA: Mifarana anio 21 aogositra amin'ny 5ora hariva ny fandraisana ny dosien'ireo kandida

  • 20/08/2018 - 15:00 : RANDRIAMAMPIONONONA JOSEPH MARTIN NA DADAFARA: Tafapetraka androany ny taratasy firotsahan-kofidiany ho filoham-pirenena.

Voir plus d'infos...

21/08/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180201

Misongadina

Voahangy Rajaonarimampianina Vadina filoha be mistery

01/02/2018

Hafa raha samy vadina filoham-pirenena nifanesy teto amin’ny firenena i Voahangy Rajaonarimampianina, vadin’ny filoha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Hahafaha-mandroba an’i Madagasikara Miala any indray ny korontana 2018…

01/02/2018

Mananontanona indray ny korontana sy ny krizy eto amin’ny firenena, raha tsy misy ny fitsipi-dalao mazava sy ny fifandaminana mialoha ny fifidianana, izay hatao amin’ity taona ity raha tsy misy ny fiovana.

Hamaky ny tohiny...

Potika ny fiarahamonina Mirongatra ny herisetra sy ny vono olona

01/02/2018

Mirongatra ny herisetra ary mahavita mandatsaka aina mihitsy ireo olon-dratsy. Tena lasa biby toetra sy lian-dra fa tsy vitan’ny mangalatra sy mandroba fotsiny. Nisy ny fakan-kevitra natao tamin’ny mpitandro ny filaminana, mpiantsehatra mivantana sy mandray an-tanana ny fanadihadiana hoe : inona tokoa no mety mahatonga izany ?

Hamaky ny tohiny...

“Fisandratana 2030” Fandrebirebena saim-bahoaka

01/02/2018

Mbola mitana ny sain’ny maro ilay «Fisandratana 2030 », ambara fa vinam-pampandrosoana hoentin’ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina hampisandratra an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Miasa ho anao ny fanjakana Minisitera isanisany mivonona amin’ny fifidianana

01/02/2018

Mihetsiketsika tampoka ny fitondram-panjakana tato ho ato amin’ny fanarenana sy fanamboarana fotodrafitrasa eto an-drenivohitra toy ny farihin`Anosy,

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Mivoy ny tetikasa « VATOEKA »

01/02/2018

Noho ny fahatsapana ny fananan’ny Malagasy manampahaizana maro sy loharanon-karena voajanahary tsy hita noanoa dia nandray andraikitra ny ONG Ny Fanahy Maha Olona fa hikaroka izay ahafahana manome lanja ireo talenta isan-karazany ananan’ireo tanora malagasy,

Hamaky ny tohiny...

Fandinihana ny lalàm-pifidianana Hivory tsy ho ela ny parlemanta

01/02/2018

Ho avy ato ho ato ny fivoriana tsy ara-potoan’ny antenimieram-pirenena handinihana ny lalàna mifehy ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Manameloka ihany, manameloka hatrany

01/02/2018

Aaah! Jean aan! Manakory ianareo? Aleo tonga dia vantanina kosa rangahy fa mankaleo be ilay revinareo aa! Aiza moa ny tanana no handroso? Atrikasa dia velankevitra dia fikaonandoha dia inona koa?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ambohibao Antehiroka « Epicerie » maromaro mety hakatona

01/02/2018

Nanao bemidina in-droa miantoana teny Ambohibao Antehiroka ny mpiasan’ny minisiteran’ny varotra etsy Ambohidahy tato anatin’ny iray volana teo izay.

Hamaky ny tohiny...

Hani-masaka eto an-drenivohitra Be ny laoka kanefa midangana ny vidin-kena

01/02/2018

Anisan’ny mampitaraina fatratra ny rehetra amin’izao ny fiakaran’ny vidim-piainana. Ankoatra ny vary dia mila tsy ho azo vidina intsony ihany koa ny hen’omby.

Hamaky ny tohiny...

Mpandrefy tany mpahay eto Madagasikara Misy mitady hanakorontana

01/02/2018

Misy mitady hanova sahady ilay lalana 2011/0015 mifehy ireo mpandrefy tany mpahay (geomètre) na dia mbola tsy niasa akory aza, raha araka ny fanazavan-dRasamimanana Rolland omaly, tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny holafitry ny mpandrefy tany mpahay eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Taorian’i Cébile Tsy mbola atahorana ny rivodoza manaraka

01/02/2018

Oram-pahavaratra ihany no mirotsaka amin’izao fotoana izao raha ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny sampana famantarana ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny...

Ady tany ao Salazamay-Toamasina Manjaka ny didin’ny be sandry

01/02/2018

“Tsy tanin’ny orinasam-pifandraisan-davitra ‘’Telma’ intsony io tany eto Salazamay atsimo io.

Hamaky ny tohiny...

Ady tany eny Ambohitrakely Tsy milefitra ny fokonolona

01/02/2018

Mitohy hatrany ny tolon’ireo mponina eny amin’ny fokontanin’Ambohitrakely, ampitan’ny toby miaramila etsy Betongolo, manoloana ny fanerena olona hiala izay efa nonina sy nanajary ny tany hatramin’ny taona 1982, raha ny fazavana.

Hamaky ny tohiny...

Ravalomanana sy ny OIF

01/02/2018

Tonga nitsidika ny filoham-pirenena teo aloha sady filoha nasionalin’ny Tiako i Madagasikara,Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany teny faravohitra omaly ny delegasionina avy amin’ny fikambanan’ny Frankofonia (OIF) notarihan’i Djibou Salou, filohan’i Nigeria teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Famaranana ny Chan 2018 Nigeria sy Maroc no hifanandrina

01/02/2018

Nidelira fandresena ny tao amin’ny kianja Mahommed V any Casablanca tamin’ny nahazoan’ny ekipan’ny Lions de l’Atlas ny fandresena nanoloana ny Chevaliers de la Méditerranée Lybiana 3-1 omaly alarobia 31 janoary 2018.

Hamaky ny tohiny...

Ady totohondry Mijanona amin’ny toerany i Gégé Bosco

01/02/2018

Noraisin’ny talen’ny fanatanjahantena eo anivon’ny minisiteran’ny fanatanjahantena Malagasy nihaona taminy tamin’ny talata 30 janoary ireo filohan’ny ligim-paritry ny ady totohondry miisa 11 rehefa tapitra ny 48 ora niangavian'izy ireo ny Komity Olimpika Malagasy sy ity

Hamaky ny tohiny...

Rugby seksiona Antananarivo Renivohitra Miato kely aloha taorian’ireo lalao ampahavalon-dalana faharoa

01/02/2018

Tontosa tamin’ny an-tsakany sy an-davany ireo lalao rugby ampahavalon-dalana andiany faharoa nokarakarain’ny seksiona Antananarivo Renivohitra notontosaina tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena ny alahady 27 janoary 2018 teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mba henoy ny feon’ny fieritreretana e

01/02/2018

Malaza ho olon’ny fihavanana sy ny fifampiresahana ny Malagasy, saingy efa tonga amin’ny fifampisoparana sy ny fifamotehana mihitsy noho ny lonilony sy ny hambom-po politika.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Aretina pesta Tokony ho mailo hatrany ny rehetra, hoy ny minisiteran’ny fahasalamana

01/02/2018

Mbola mitohy hatrany ny fanentanana tanterahin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka mikasika ny ady atao amin’ny aretina pesta amin’izao.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Orinasa AAA-Tiko Miantso vonjy ny mpiasa

01/02/2018

Nanao hetsika nentina nanehoana ny tsy fankasitrahana ny fanakatonana ny orinasa AAA-Tiko ireo mpiasan’ny Magro teto Antananarivo omaly,

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Oniversiten'i Mahajanga Nitsefotra ny fifampidinihana

01/02/2018

Tsy nahomby ny fampifanatonana mivantana ny tompon' andraikitry ny oniversite sy ny mpianatra nataon'ireo solontenam-panjakana tao Mahajanga notarihin'ny Préfet Ravelomahay Lahiniaina Fitiavana sy ireo lehiben'ny OMC omaly maraina, nokasaina hamahana ny olan’ny oniversiten'i Mahajanga.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

LISI-PIFIDIANANA MAMPIAHIAHY

01/02/2018

Omaly dia tafiakatra 9.600.000 ny olona izay nanoratra anarana anaty lisi-pifidianana, raha araka ny fanazavan’ny CENI. Mbola hanao ny fanaraha-maso izany izy ireo alohan’ny hamoahana ny lisitra farany amin’ny 15 aprily ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Fonjan’i Guantanamo Mitohy ny asay, hoy i Donald Trump

01/02/2018

Nanapa-kevitra ny mbola hampiasa hatrany ny fonaj’I Guantanamo mba hihazonana ireo olona sokajiana ho mpanao asa fampiorohoroana ny filoha Amerikana Donald Trump; efa nomeny baiko momba izany ny minisitry ny fitsarana Jim Mattis ary efa voasonia ny didim-panjakana,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Canal + Madagascar Lasa 5 000 Ariary ny Décodeur

01/02/2018

Niampy 3 indray nanomboka ny 23 janoary ny “chaînes” vaovao atolotry ny Canal + Madagascar ho an’ ny mpanjifany dia ny TFX, ny Nollywood Tv Epic ary ny A+Sport.

Hamaky ny tohiny...

Fiainana antonony Mila 500 000 Ar isam-bolana ny tokantrano iray

01/02/2018

155 523Ar ny karama farany ambany eto Madagasikara raha toa ka 3 715 000Ar ny karaman’ny minisitra araka ny tatitra nataon’ny Transparency International Initiative Madagascar (TIIM).

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana