Fil d'actualités du 21/08/2018

  • 21/08/2018 - 17:05 : RAHARIVOHATRA CLAUDE: Tsy voaray ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena, fa tara ny fahatongavany teny amin'ny HCC.

  • 21/08/2018 - 17:00 : DIDIER RATSIRAKA: Izy no kandida farany nandrotsaka ny antontan-taratasy hahafaha-miatrika ny fifidianana amin'ny 7 novambra.

  • 21/08/2018 - 14:20 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny doseany i Arlette Ramaroson, kandida ho filoha ihany koa.

  • 21/08/2018 - 13:00 : Orlando Robimanana, atolotry ny antoko Madagasikara Vina sy Fanantenana); Jean Max Rakotomamonjy, Leader Fanilo; Alain Mahavimbina, Gasikara Antsika Rehetra; Haingo Andriakajamalala Rasolofonjoa Avotra ho an'ny Firenena, Armandine Malala Savaron Rasoamalala; Falimampionona Rasolonjatovo Fitambolagnela/IAD no nanatitra dosieny ny tapany maraina teo.

  • 21/08/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA : Kandida faha-34 nanatitra taratasy filantsaha-kofidiana ho filoha i Jean Louis Zafivao, atolotry ny antoko Gasy Mifankatia (GASYMI)

  • 21/08/2018 - 11:00 : ORLANDO ROBIMANANA: Nandefa iraka nanatitra ny antontan-tararatasiny filantsaha-kofidiana filoha teny amin'ny HCC Ambohidahy izy androany, ka nitarika ny delegasionina i Bruno Razafindrakoto.

  • 21/08/2018 - 10:15 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny dosieny i Haingo Rasolofonjoa olon'ny Arema teo aloha, izay mirotsaka amin'ny anaran'ny antoko Avotra ho an'ny Firenena.

  • 21/08/2018 - 09:30 : POLITIKA: Hanao fanambarana eny amin'ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny Praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay tsy HVM intsony fa mitarika ny antoko Orimbaton'i Maragasikara anio.

  • 21/08/2018 - 09:00 : FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA: Mifarana anio 21 aogositra amin'ny 5ora hariva ny fandraisana ny dosien'ireo kandida

  • 20/08/2018 - 15:00 : RANDRIAMAMPIONONONA JOSEPH MARTIN NA DADAFARA: Tafapetraka androany ny taratasy firotsahan-kofidiany ho filoham-pirenena.

Voir plus d'infos...

21/08/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180213

Misongadina

Marc Ravalomanana Hampiadiana amin`ny Foloalindahy

13/02/2018

Mitohy sy miha avo lenta hatrany ny teti-dratsy hanimbana ny ho avy politikan’i Marc Ravalomanana. Atao avokoa ny fanapotehana sy fanagiazana ny fananany, fanosoram-potaka,… satria efa manakaiky ny fifidianana. Kotrehina indray ankehitriny ny fanamafisana ny fampiadiana azy amin`ny Foloalindahy, izay efa natomboka tamin’ny fanonganam-panjakana tamlin’ny 2009.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fahadisoan’ny tarehimarika sy tsipelina Fanombohana ny halatra amin’ny fifidianana !

13/02/2018

Niteraka resabe ny fivoahan’ny sorabola midangana mikasika ny tsenam-panjakana tamin’ny taona 2016 nivoaka tao amin’ny tranonkalan’ny Sampandraharaha misahana izany dia ny ARMP. Voasoratra fa 158 261 323 819,40Ar ny filan’ny Hopitaly CHU ao Tambohobe Fianarantsoa, 7 186 000 000Ar vidina piesy sy saran’ny fikojakojana ny fiaran’ny DPSP ao amin’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka …

Hamaky ny tohiny...

Kandida atahoran’ny fanjakana Tsy avela hampiditra angidim-by…

13/02/2018

Miala any indray ny tetika maloto hafa hanomezana tombondahiny hatrany ny kandidam-panjakana amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Re mantsy izao fa mety hatao lalàna ny tsy fahafahana mampiditra angidim-by na fiaramanidina kely avy any ivelany hampiasaina amin’ny propagandy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Kely sisa

13/02/2018

Miarahaba ry Jean ! Ela lesy izany le ! Oay, azafady, elaela tompoko tsy tafaresaka an-tsoratra isika.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fandrobana sy famotehana fotodrafitrasa Mandrava efa toy ny voalavo ny Malagasy !

13/02/2018

Mandrava efa toy ny voalavo no ataon’ny Malagasy sasany ankehitriny. Tsy mba manana toe-tsaina tia sy miaro ny fananana iombonana fa dia ny hangalatra sy ny hanimba no masaka an-tsaina.

Hamaky ny tohiny...

Reniranon’Ikopa Nahitana razana 4 tao anatin’ny iray andro

13/02/2018

Fatin-dehilahy roa omaly maraina no indray hita natsingevan’ny ranon’Ikopa teny Ampasika. Ireo fokonolona teny an-toerana no nahita ny razana niparitaka sy efa nohanin’ny masoandro vao maraina teny an-toerana ka nampandre avy hatrany ny tompon’andraikitra.

Hamaky ny tohiny...

Fahadisoan’ny tarehimarika sy tsipelina Fanombohana ny halatra amin’ny fifidianana !

13/02/2018

Niteraka resabe ny fivoahan’ny sorabola midangana mikasika ny tsenam-panjakana tamin’ny taona 2016 nivoaka tao amin’ny tranonkalan’ny Sampandraharaha misahana izany dia ny ARMP.

Hamaky ny tohiny...

Tsenan’i Sabotsy Mahitsy Tsy manaiky lembenana ireo vahoaka

13/02/2018

Manoloana ny trangan-javatra misy eny amin’ny tsenan’i Sabotsy Mahitsy RN 4 ka ketrehan’ny filankevitra kaominaly miaraka amin’ny ben’ny tanàna ny hananganana pavillon maromaro eo amin’ny lalana miditra ao amin’ity tsena ity dia tsy manaiky lembenana amin’ny antsojay mahazo azy izy ireo sy ny lehiben’ny tsena am-perinasa intsony ireo vahoaka mpividy sy mpivarotra ao amin’ny tsenan’i Mahitsy.

Hamaky ny tohiny...

Klioban’ny USCAFOOT sy ny IRC Notoloran’ny CUA fitaovana

13/02/2018

Tontosa omaly alatsinainy 12 febroary maraina teny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny fanoloran’ny Kaominina Antananarivo fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny Klioban’ny Uscafoot sy ny IRC (Iarivo Rugby Club), izay samy eo ambany fiahian’ny Kaominina Antananarivo.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe “Star Master Thaillande” Lasan’i Jacky(Vazà) sy Pa ary Hery ny tapakila mankany Bangkok

13/02/2018

Tontosa teny Ambohimangakely tamin’ny sabotsy 10 sy alahady 11 febroary teo ny hetsika “Grande Finale” tamin’ny ilay fifaninanana tsipy kanetibe “Qualification 8è Star Master Thaillande de Pétanque”

Hamaky ny tohiny...

Fanampiana ara-tsosialy eny ambany tanàna Mitohy ny ezaka ataon’ny fikambanana Fitahina

13/02/2018

Mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ara-tsosialy fanaon’ny fikambanana Fitahina tarihan-dRtoa Rajaonatahina Bako ho an’ireo mpilalao rugby eny ambany tanàna.

Hamaky ny tohiny...

Basket Coupe du Président Ny Cosmos (DIANA) no tompondakan’ny Faritra Avaratra

13/02/2018

Ny ekipan’ny Cosmos (DIANA) no tompondakan’ny Faritra Avaratra teo amin’ny fifanintsanana « Coupe du Président » eo amin’ny taranja basikety.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Manompo sa manopa vahoaka

13/02/2018

Any Mantasoa indray no hifamotoana ny mpikamban’ny governemanta anio sy rahampitso. Ny raharaham-pirenena sy ny fampandrosoana hatrany aloha no ambara fa hodinihina sy hifampiresahana. Tsy vita etsy Iavoloha sy Ambohitsorohitra intsony ve ny fandinihana ny raharaham-pirenena, ka tsy maintsy handaniam-bola sy hivoahana lavitry ny renivohitra ?

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fifindran’ny taksibrosy eny Andohatapenaka Tsy mitovy hevitra ny ATT sy ny mpitatitra

13/02/2018

Tsy mitovy hevitra ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety ATT sy ireo mpitatitra mivondrona ao anatin’ny ASTRAM hafindra toerana etsy amin’ny toby fiantsonana vaovao etsy Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny...

Andrakaka sy Cap Diego Handroso noho ny ZES, hoy i Freddy Mahazoasy

13/02/2018

Hisy ny vela-kevitra faharoa mikasika ny fampiasam-bola stratejika mifandraika amin`ity ZES ao amin`ny faritra DIANA sy SAVA ny 20 ka hatramin`ny 23 febroary eto Antananarivo ary ny 24 sy ny 25 febroary any Antsiranana.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanabeazana Mivadibadika ny minisitra ?

13/02/2018

Anisan’ny nampalaza ny minisitry ny fampianarana ambaratonga faharoa sy fanabeazana fototra Rabary Paul ny fahasahiany. Lasa nitombo ny mpiasam-panjakana mpampianatra (10.000 isan-taona), maimaimpoana ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana Cepe sy Bepc.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Andrakaka sy Cap Diego Handroso noho ny ZES, hoy i Freddy Mahazoasy

13/02/2018

Hisy ny vela-kevitra faharoa mikasika ny fampiasam-bola stratejika mifandraika amin`ity ZES ao amin`ny faritra DIANA sy SAVA ny 20 ka hatramin`ny 23 febroary eto Antananarivo ary ny 24 sy ny 25 febroary any Antsiranana. Hanasana ireo mpamatsy sy mpampiasa vola eto an-toerana sy avy any ivelany.

Hamaky ny tohiny...

Fanotorana tany etsy sy eroa Ny vahiny no tena mahazo tombony

13/02/2018

Mampametra-panontaniana ny maro ny fanotorana tany maro misy eto Madagasikara amin’izao, indrindra eny amin’ireny lalam-baovao toy ny eny amin’ny faritra Ankazomanga, Ankorondrano, Ankasina (Boulevard de l’Europe), na ny eny amin’ny Marais Masay hatrany amin’ny lalambe vao vita tsy ela dia ny eny Andohatapenaka mankany Ivato iny.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Airtel Madagascar Manohana akaiky ny fampisehoan’i Njakatiana sy Bodo

13/02/2018

Hiara-kankalaza ny fetin’ny mpifankatia i Njakatiana sy Bodo ny alahady 18 febroary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Reniranon’Ikopa Nahitana razana 4 tao anatin’ny iray andro

13/02/2018

Fatin-dehilahy roa omaly maraina no indray hita natsingevan’ny ranon’Ikopa teny Ampasika. Ireo fokonolona teny an-toerana no nahita ny razana niparitaka sy efa nohanin’ny masoandro vao maraina teny an-toerana ka nampandre avy hatrany ny tompon’andraikitra.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

TRANGAM-PIARAHAMONINA

13/02/2018

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tany Kasoandray Sambava, ny sabotsy teo. Renim-pianakaviana iray mpivarotra trondro ao an-tampon-tanàna no nisy nanolana ary novonoina avy eo.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Johnny Hallyday Ifandroritan’ireo zanany ny fananany

13/02/2018

Niseho masoandro ny fizarazarana eo amin’ny fianakavian’i Johnny Hallyday mahakasika ny didy miafina nataon’ity mpanakanto ity izay nodimandry ny 6 desambra teo momba ny fizarana ny fananany.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Nidangana tampoka ny vidin-jiro Velon-taraina sady tezitra ny vahoaka

13/02/2018

Saika tonga manao fanamarihana sy mangata-panazavana manoloana ny fidangan’ny vidin-jiro tampoka tafakatra hatrany amin’ny 80% eny amin’ny masoivohon’ny Jirama ny vahoaka amin’izao, raha tsy hilaza afa-tsy ny teny 67Ha omaly.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana