Fil d'actualités du 21/08/2018

  • 21/08/2018 - 17:05 : RAHARIVOHATRA CLAUDE: Tsy voaray ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena, fa tara ny fahatongavany teny amin'ny HCC.

  • 21/08/2018 - 17:00 : DIDIER RATSIRAKA: Izy no kandida farany nandrotsaka ny antontan-taratasy hahafaha-miatrika ny fifidianana amin'ny 7 novambra.

  • 21/08/2018 - 14:20 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny doseany i Arlette Ramaroson, kandida ho filoha ihany koa.

  • 21/08/2018 - 13:00 : Orlando Robimanana, atolotry ny antoko Madagasikara Vina sy Fanantenana); Jean Max Rakotomamonjy, Leader Fanilo; Alain Mahavimbina, Gasikara Antsika Rehetra; Haingo Andriakajamalala Rasolofonjoa Avotra ho an'ny Firenena, Armandine Malala Savaron Rasoamalala; Falimampionona Rasolonjatovo Fitambolagnela/IAD no nanatitra dosieny ny tapany maraina teo.

  • 21/08/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA : Kandida faha-34 nanatitra taratasy filantsaha-kofidiana ho filoha i Jean Louis Zafivao, atolotry ny antoko Gasy Mifankatia (GASYMI)

  • 21/08/2018 - 11:00 : ORLANDO ROBIMANANA: Nandefa iraka nanatitra ny antontan-tararatasiny filantsaha-kofidiana filoha teny amin'ny HCC Ambohidahy izy androany, ka nitarika ny delegasionina i Bruno Razafindrakoto.

  • 21/08/2018 - 10:15 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny dosieny i Haingo Rasolofonjoa olon'ny Arema teo aloha, izay mirotsaka amin'ny anaran'ny antoko Avotra ho an'ny Firenena.

  • 21/08/2018 - 09:30 : POLITIKA: Hanao fanambarana eny amin'ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny Praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay tsy HVM intsony fa mitarika ny antoko Orimbaton'i Maragasikara anio.

  • 21/08/2018 - 09:00 : FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA: Mifarana anio 21 aogositra amin'ny 5ora hariva ny fandraisana ny dosien'ireo kandida

  • 20/08/2018 - 15:00 : RANDRIAMAMPIONONONA JOSEPH MARTIN NA DADAFARA: Tafapetraka androany ny taratasy firotsahan-kofidiany ho filoham-pirenena.

Voir plus d'infos...

21/08/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180301

Misongadina

Voahangy Rajaonarimampianina Ho lasa bebenoely amin’ny fifidianana ?

01/03/2018

Antomotra ny propagandy ary efa nohamafisina tamin’ny alalan’ny volavolan-dalàna misahana ny fifidianana ny fanaraha-maso hentitra ny resaka fampiasam-bolan’ny kandida. Azo antoka fa tsy hisy fanovana firy, toy ny efa fanao mahazatra ny volavolan-dalàna hatolotra.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lalàm-pifidianana Samy manana ny heviny ny mpanao politika

01/03/2018

Anjaran’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MPTDN) indray omaly no nanatontosa ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasany amin’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI tetsy Alarobia.

Hamaky ny tohiny...

Raveloson Constant “Tsy ny mpanongam-panjakana no handidy eto”

01/03/2018

Mivoitra ao anatin’ny lalàm-pifidianana ny fanakanana an-kolaka an’i Marc Ravalomanana tsy ho kandida filoham-pirenena. Tsy dia ny lalàna loatra, fa ny fanitrikitrihana efa nataon-dry Rivo Rakotovao efa hatry ny ela hoe:

Hamaky ny tohiny...

Fivoriana tsy ara-potoana eny Tsimbazaza Miroso mankany amin’ny fivoriana iray hafa

01/03/2018

Lany teo anivon’ny Antenimieram-pirenena tamin’ny fivoriambe azon’ny besinimaro natrehina, notarihan’ny Filohany, Jean Max Rakotomamonjy, ny fandaharam-potoana iasany manomboka ny alatsinainy 26 febroary 2018 ka hatramin’ny 5 martsa 2018.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fanesorana ny Tale jeneralin’ny fonja Misy zavatra manjavozavo

01/03/2018

Tsy nampoizin’ny rehetra ny fanalana ny filohan’ny fitsarana tampony, ny tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja, ny lehiben’ny fampanoavana eo anivon’ny fitsarana tampony nandritra ny filankevitry ny minisitra ny talata teo.

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Hitavandra vola amin’ny Rosiana indray…

01/03/2018

Re fa handeha ho any Moscou Renivohitr’i Rosia indray ny Filoham-pirenena Malagasy atsy ho atsy, raha ny loharanom-baovao azo. Mazava ho azy aloha fa hitangirika sy hitavandra vola sy hitady fiaraha-miasa no tanjona.

Hamaky ny tohiny...

Fantson-dranon`ny JIRAMA Mila fanavaozana goavana

01/03/2018

Misy olana indray ny tsy fahalavorarian`ny asan`ny JIRAMA tato ho ato.

Hamaky ny tohiny...

Andro ratsy any avaratry ny nosy Hivadika ho rivo-doza tsy ho ela

01/03/2018

Misy faritra andro ratsy vao miforona ao avaratra atsinanan'ny Nosy ka mety hivadika rivodoza izany amin’ny faran’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny...

Haavon’ny entana hoentin’ny fiara Tsy voahaja ny 80 Sm

01/03/2018

Tsikaritra ho manjaka ny gaboraraka amin’ny resaka fitaterana sy fifamoivoizana eny an-dalambe eto Antananarivo sy ny mivoaka ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Fanaovam-beloma farany an’i Tsilavina Ralaindimby Noredonin’ny rehetra ny “Ny lanitra mangamanga”

01/03/2018

Tamin’ny fanaovam-beloma farany ny nofo mangatsiakan’i Tsilavina Ralaindimby tao amin’ny efitrano Rado tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Malagasy tetsy Anosy,

Hamaky ny tohiny...

Zanak’i Fandriana sy Fikasàna Hifankahita etsy Soanierana

01/03/2018

Aleo tara toy izay tsy misy ! Izay no azo hanambarana ny hetsika fifampiarahabana nahatratra ny taona fanao isan-taona ho an’ny Zanaky ny distrikan’i Fandriana, Fisakàna ary ny faritra Amoron’i Mania. Hetsika faha-7 hokarakarain’ny Association Ny Aina

Hamaky ny tohiny...

Sport

Fifidianana ASOIMI Lany ho filoha i Jhon Love

01/03/2018

Lany ho filoha vaovaon’ny Asoimi na Ciset (lalao hifanandrinan’ireo mpiasam-panjakana eny amin’ny andrim-panjakana samihafa eto amintsika tamin’ny fifidianana

Hamaky ny tohiny...

Edito

Diso lazaolana

01/03/2018

10 volana sisa dia hifarana tanteraka, raha sitraky ny Nahary, ny fitondrana Rajaonarimampianina. Azo antoka, raha tsy fahagagana,

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Kaonfederasionin’ny Sempama Efa “loza mamotika” ny aretin’ny fanabeazana

01/03/2018

Sarinteny tsy sarinteny omaly no nanaingon’ny avy eo anivon’ny kaonfederasionin’ireo sendikan’ny mpampianatra eto Analamanga (kaonfederasionin’ny Sempama) nentina nilazana fa efa faran’izay marary, na loza mamotika (phase finale) ny fanabeazana eto Madagasikara ankehitriny tetsy amin’ny Koots food Mahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Nisondrotra indray ny vidin-tsolika Efa tena famonoana ny Malagasy

01/03/2018

Toy ny mahazatra hatrany isaky ny fiandohan’ny volana, dia niakatra 90Ar isaky litatra indray ny vidin-tsolika eto Madagasikara. Raha 3840Ar ny vidin’ny lasantsy teo aloha dia lasa 3930Ar indray nanomboka halina tamin’ny 12ora.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Fivoizana foko sy firazanana Mbola mampahantra ny Malagasy hatrany

01/03/2018

Raha niditra nametraka ny fahefana kolonialy teto Madagasikara ny frantsay ny taona 1897 dia efa voarakitry ny tantara fa naniraka mpandinika maro hijery ny kolontsaina sy fiavahan’ny faritra tsirairay avy teto.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Basy gasy tratra tany Maroantsetra Olona 4 voasambotra

01/03/2018

Anisan’ny olana ao amin’ny kaominina Manambolo distrikan’i Maroantsetra tao anatin’izay fiakaran’ny vidin’ny vokatra fanondrana lavanila izay, ny resaka tsy filaminam-bahoaka amin’ny fampiasan’ireo andian-jiolahy basy amin’ny fanafihana ataony.

Hamaky ny tohiny...

Vaovao avy any ivelany

Syria Mbola sarotra ny fampiatona ny ady

01/03/2018

Tamin'ny alarobia teo ny minisitry ny raharaham-bahiny Rosiana Sergei Lavrov dia niantso ireo mpikomy Sirianina sy ireo mpifanandrina iraisam-pirenena handray fanapahan-kevitra mba hanatanteraka ny fampiatoana ny ady any Ghouta atsinanana eo ambany fiahin’ny fitondrana Sirianina, izay namoahan’i Rosia didy.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Seranam-piaramanidina Ivato Ahitana kolikoly isan-karazany

01/03/2018

Araka ny mari-pandrefesana ny kolikoly 2017 dia tsy nahafa-po ny ady amin`ny kolikoly eto Madagasikara .

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana