Fil d'actualités du 21/08/2018

  • 21/08/2018 - 17:05 : RAHARIVOHATRA CLAUDE: Tsy voaray ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena, fa tara ny fahatongavany teny amin'ny HCC.

  • 21/08/2018 - 17:00 : DIDIER RATSIRAKA: Izy no kandida farany nandrotsaka ny antontan-taratasy hahafaha-miatrika ny fifidianana amin'ny 7 novambra.

  • 21/08/2018 - 14:20 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny doseany i Arlette Ramaroson, kandida ho filoha ihany koa.

  • 21/08/2018 - 13:00 : Orlando Robimanana, atolotry ny antoko Madagasikara Vina sy Fanantenana); Jean Max Rakotomamonjy, Leader Fanilo; Alain Mahavimbina, Gasikara Antsika Rehetra; Haingo Andriakajamalala Rasolofonjoa Avotra ho an'ny Firenena, Armandine Malala Savaron Rasoamalala; Falimampionona Rasolonjatovo Fitambolagnela/IAD no nanatitra dosieny ny tapany maraina teo.

  • 21/08/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA : Kandida faha-34 nanatitra taratasy filantsaha-kofidiana ho filoha i Jean Louis Zafivao, atolotry ny antoko Gasy Mifankatia (GASYMI)

  • 21/08/2018 - 11:00 : ORLANDO ROBIMANANA: Nandefa iraka nanatitra ny antontan-tararatasiny filantsaha-kofidiana filoha teny amin'ny HCC Ambohidahy izy androany, ka nitarika ny delegasionina i Bruno Razafindrakoto.

  • 21/08/2018 - 10:15 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny dosieny i Haingo Rasolofonjoa olon'ny Arema teo aloha, izay mirotsaka amin'ny anaran'ny antoko Avotra ho an'ny Firenena.

  • 21/08/2018 - 09:30 : POLITIKA: Hanao fanambarana eny amin'ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny Praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay tsy HVM intsony fa mitarika ny antoko Orimbaton'i Maragasikara anio.

  • 21/08/2018 - 09:00 : FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA: Mifarana anio 21 aogositra amin'ny 5ora hariva ny fandraisana ny dosien'ireo kandida

  • 20/08/2018 - 15:00 : RANDRIAMAMPIONONONA JOSEPH MARTIN NA DADAFARA: Tafapetraka androany ny taratasy firotsahan-kofidiany ho filoham-pirenena.

Voir plus d'infos...

21/08/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180309

Misongadina

Marc Ravalomanana Manomana paikady …

09/03/2018

Ny orinasany akatona, ny tenany hitadiavana hevitra andro aman’alina mba tsy ho afaka mirotsaka hofidiana filoham-pirenena.Niakatra ho 2 ny isan’ny omby maty ao amin’ny AAA Tiko Andranomanelatra. Hita ho tena miha mafy ny antsojay atao amin’i Marc Ravalomanana sy izay rehetra mifampikasokasoka aminy

Hamaky ny tohiny...

Politique

Rivo Rakotovao Manomboka mankaleo ny HVM sasany

09/03/2018

Tena mba ahoana ny mason-tsivana raisin`ny filoham-pirenena,Hery Rajaonarimampianina, rehefa misafidy ireo olona hiasa hiaraka aminy ? Miseho ho babany avokoa mantsy izay tonga ao.

Hamaky ny tohiny...

Politika sy raharaham-pirenena Mbola tompon’ny ketrika Ratsirahonana

09/03/2018

Fanta-daza sy havanana amin’ny resaka kajikajy mikasika ny lalàna mifamatotra amin’ny politika eto amin’ny firenena i Norbert Lala Ratsirahonana ary nitety ny vanim-potoana mihitsy. Hita foana ary ampiasain’ny mpitondra hatrany amin’ny fanamarinan-toerana azy amin’ny alalan’ny lalàna isan-karazany.

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy MFM Ny fanabeazana no fototry ny fampandrosoana

09/03/2018

“Arakaraka ny toerana misy azy no tokony hanehoany ny maha izy ny vehivavy ka handraisany anjara amin'ny fampandrosoana ny manodidina azy”, hoy i Malalatiana Rasoaniaina nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tetsy Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny...

Filaminana na fikorontanan’ny firenena Any amin’ny parlemanta ny baolina

09/03/2018

Hiditra amin’ny fampiantsoana fivoriana tsy ara-potoana faharoa haharitra 12 andro indray ny parlemanta manomboka rahampitso 10 martsa 2018. Volavolan-dalàna 12 no hodinihina, ka anisan’ny goavana amin’izany ny tolo-dalàna fehizoro momba ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy Malagasy Manomboka miditra lalina amin’ny politika

09/03/2018

Ny fikambanam-behivavy Sambatsy avy any amin’ny faritr’i Melaky no nandrombaka ny laharana voalohany ka nahazo ny lelavola 20 tapitrisa ariary tamin’ilay fifaninanana “Vehivavy mizaka tena ara-toekarena” nokarakarain’ny minisiteran’ny mponina.

Hamaky ny tohiny...

Fivorian’ny depiote Mihoampampana ny fandaniana

09/03/2018

Mifarana anio zoma ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany eny amin’ny antenimieram-pirenena. Ny fandinihana ireo volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana no tena nandrasan’ny Malagasy saingy toa mbola tsy tonga eny akory izany. Araka izany dia hitombo indray ny andro hivoriana tsy ara-potoana satria ny votoatin’ny fiantsoana dia ny resaka fifidianana kanefa tsy teo am-pelatanana ireo zavatra hodinihana.

Hamaky ny tohiny...

Jeunes TIM Antananarivo-Renivohitra Mihetsika amin’ny asa sosialy

09/03/2018

Manomboka asa sosialy eto Antananarivo ny Jeunes Tim Antananarivo-Renivohitra tarihan’ny filohany Razanadrakoto Heriniaina Solofo notronin’ny filoha lefitra Andriamiandrisoa Marina sy ny mpanolotsaina monisipaly Lalaina Rabezanahary.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ry Vehivavy...

09/03/2018

Fetinareo omaly ra vehivavy andriambavilanitra. Hotahiana ianareo raha mbola eto ambany lanitra Reny nitaiza, nandrotsirotsy sy nananatra. Malefaka fiteny, ho ambinin-java-manasatra.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Lalao Ravalomanana “Tsy ekena intsony ny herisetra…”

09/03/2018

Tsy lavabe nefa nafonja ny kabarin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny lapan’ny tanàna nandritry ny fanokafana ny fankalazana ny andron’ny vehivavy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Firenena Malagasy Tompondaka amin’ny atrikasa

09/03/2018

Raha nisy ny amboara manokana ho an’izay firenena be atrikasa sy fikaonandoha indrindra eto ambonin’ny tany dia voalohany na faharoa i Madagasikara tao anatin’izay 4 taona nisesy izay. Tato anatin’ny 2 taona farany aza efa nanomboka nitsikera matetika mihitsy ny mpikirakira vaovao hoe hitondra mankaiza marina ireo atrikasa ireo ?

Hamaky ny tohiny...

Lapan’ny fitsarana Anosy Hanahirana indray ny fikarakarana taratasy

09/03/2018

Vao mainka hihamafy ny olana hahazo ireo mpikarakara taratasy tonga manatona ny fitsarana Anosy manomboka anio zoma. Hanatanteraka fitokonana fanairana manomboka anio indray mantsy ny sendikan’ny mpitsara izay mivondrona ao anatin’ny SSM hanairana ny fitondram-panjakana ao anatin’ny torimasony.

Hamaky ny tohiny...

Soavimasoandro Tovolahy iray maty novonoin’ny adala

09/03/2018

Tovolahy iray antsoina hoe Tiavina Angelo, izay vao 20 taona no maty vokatry ny tsindron’antsy nahazo azy teny Soavimasoandro omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro.

Hamaky ny tohiny...

Fokontany Tsarahasina Belazao Nahazo 8.781.000 ar avy amin’ny Mada Braizh

09/03/2018

Tafaverina an-tanindrazana avy nanatanteraka asa “Bénévolat”nandritra ny tapa-bolana tany Kimpeeley any Frantsa misy ny foibe toeran’ny fikambanana Mada Braizh tarihan’i Guy Doville ny depiote Randrianantenaina José izay solontenany eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Potika ny firenena Manetsika ny olony ny fiangonana

09/03/2018

Nanao tsindro-paingotra noho ny kolikoly, ny tsy fandriampahalemana, fanaovana ampihimamba ny haino aman-jerim-panjakana,… ny fiangonana tamin’ny alalan’ny FFKM saingy tsy masin-teny sy tsy mba henoin’ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Kianja Malacam Antanimena Hangotraka ireo 1/2-dalan’ny Coupe d’Analamanga

09/03/2018

Hamaky ny tohiny...

Seksion’ny baolina kitra Antananarivo-Renivohitra Raikitra ny fiadiana ny ho tompondaka samihafa

09/03/2018

Hanomboka amin’ny sabotsy 10 martsa izao eny amin’ny kianjan’i Bevalala ambony sy eny amin’ny kianja Bevalala ambany ary eny amin’ny kianja Masera Bourbond Androhibe ireo fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny seksion’Antananarivo-Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mohaka sy resim-bavy !

09/03/2018

Ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy omaly izao no malaza. Miezaka mametraka ny tanjony amin’ny fampiroboroboana ny miralenta ny vehivavy, ary fotoan-dehibe tena hanehoana izany io andro iray natokana ho azy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fandaminam-piantsonana eto Antananarivo Miha manara-dalàna ny mponina

09/03/2018

Ny volana febroary 2016 no nanomboka nitantana ny fiantsonan’ireo fiara eto an-drenivohitra ny orinasa Easy park. Nifanarahana tamin’ny kaominin’Antananarivo (CUA) tamin’izany ny hampiasa teknolojia izay mbola vitsy eto Afrika ny mampiasa azy dia ny « Horodateur ».

Hamaky ny tohiny...

Tobim-piantsonana Andohatapenaka Tsy mbola mihatra ilay saran-dalana tokana

09/03/2018

Mbola betsaka ireo kipitson-javatra nampanantenain’ny fitondram-panjakana tsy mbola tanteraka hatreto eny amin’ny tobim-piantsonana vaovao eny Andohatapenaka. Anisan’ireny ilay fametrahana ny ivon-oerana fitakiam-bola ho an’ny saran-dalana tokana iarahan’ny koperativa rehetra.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

« LES NUITS D’INCUBONS » Adihevitra arahin-kira entina hanatsarana ny fiainam-pirenena

09/03/2018

Hanatanteraka adihevitra arahin-kira miaraka amin’i Dama ry zareo mpikarakara hetsika ao amin’ny “Maison Jean Laborde” etsy Andohalo anio zoma 9 martsa hariva.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

OMBY MATY

09/03/2018

Omby iray hafa indray no maty tao amin’ny orinasa AAA Tiko Andranomanelatra omaly maraina. Efa nandamaka sy tsy nahazaka tena moa ity omby ity tamin’ity herinandro ity ary efa nanomboka tsy nety nihinan-kanina intsony satria vilona fotsiny sisa no omena azy ireo noho ny tsy fahafahan’ireo fiara mitatritra ny provandy hohaniny.

Hamaky ny tohiny...

Vaovao avy any ivelany

Salon de l’Automobile any Genève Manintona olona ny Pal-V

09/03/2018

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana