Fil d'actualités du 21/08/2018

  • 21/08/2018 - 17:05 : RAHARIVOHATRA CLAUDE: Tsy voaray ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena, fa tara ny fahatongavany teny amin'ny HCC.

  • 21/08/2018 - 17:00 : DIDIER RATSIRAKA: Izy no kandida farany nandrotsaka ny antontan-taratasy hahafaha-miatrika ny fifidianana amin'ny 7 novambra.

  • 21/08/2018 - 14:20 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny doseany i Arlette Ramaroson, kandida ho filoha ihany koa.

  • 21/08/2018 - 13:00 : Orlando Robimanana, atolotry ny antoko Madagasikara Vina sy Fanantenana); Jean Max Rakotomamonjy, Leader Fanilo; Alain Mahavimbina, Gasikara Antsika Rehetra; Haingo Andriakajamalala Rasolofonjoa Avotra ho an'ny Firenena, Armandine Malala Savaron Rasoamalala; Falimampionona Rasolonjatovo Fitambolagnela/IAD no nanatitra dosieny ny tapany maraina teo.

  • 21/08/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA : Kandida faha-34 nanatitra taratasy filantsaha-kofidiana ho filoha i Jean Louis Zafivao, atolotry ny antoko Gasy Mifankatia (GASYMI)

  • 21/08/2018 - 11:00 : ORLANDO ROBIMANANA: Nandefa iraka nanatitra ny antontan-tararatasiny filantsaha-kofidiana filoha teny amin'ny HCC Ambohidahy izy androany, ka nitarika ny delegasionina i Bruno Razafindrakoto.

  • 21/08/2018 - 10:15 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny dosieny i Haingo Rasolofonjoa olon'ny Arema teo aloha, izay mirotsaka amin'ny anaran'ny antoko Avotra ho an'ny Firenena.

  • 21/08/2018 - 09:30 : POLITIKA: Hanao fanambarana eny amin'ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny Praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay tsy HVM intsony fa mitarika ny antoko Orimbaton'i Maragasikara anio.

  • 21/08/2018 - 09:00 : FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA: Mifarana anio 21 aogositra amin'ny 5ora hariva ny fandraisana ny dosien'ireo kandida

  • 20/08/2018 - 15:00 : RANDRIAMAMPIONONONA JOSEPH MARTIN NA DADAFARA: Tafapetraka androany ny taratasy firotsahan-kofidiany ho filoham-pirenena.

Voir plus d'infos...

21/08/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180312

Misongadina

Manelingelina Ravalomanana Miala any ny tetika maloto hamelezana azy

12/03/2018

Mivoaka ny tsiambaratelo ! Loharanom-baovao iray no nahalalana fa kotrehana ny famelezana am-pitaka an’i Marc Ravalomanana amin’ny alalan’ny fanetsehana ny raharaham-pitsarana mikasika ny 07 febroary 2009.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Claudine Razaimamonjy Manana 10 tapitrisa dolara hatontona amin’ny fifidianana …

12/03/2018

Tsy manao vazaha mody miady intsony fa efa misy ny lonilony eo amin’ny samy HVM, ary toa nailika sy tsy raharahiana intsony i Claudine Razaimamonjy sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana HVM Hahita raharaha amin’ny mpiasam-panjakana

12/03/2018

Nanamafy ny fitarainany ho kely karama sy ratsy karakara indrindra eto Madagasikara tamin’ny alalan’ny randrambaon’ny sendikan’ny mpiasa na ny SSM, tetsy Antaninarenina, ireo mpiasam-panjakana ny fiafaran’ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny...

Pastera Mailhol “Mino aho fa tsy maintsy ho lasa filoha”

12/03/2018

Mino sy mahatoky Atoa Christian Dieu Donné fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : pastera Mailhol fa izy no hitantana ny firenena Malagasy amin’ny taona ho avy.

Hamaky ny tohiny...

DHD Madagasikara Handrotsaka kandidà ho filoham-pirenena

12/03/2018

Ny sabotsy lasa teo, nivoaka tamin`ny fahanginany ny antoko DHD Madagasikara ka nanolotra ny vinany izay mitodika kokoa amin`ny sosialim-bahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nisotro ny aleoko maty

12/03/2018

Miarahaba Jean a ! Tsy efa lasa any ivelany indray ve moa ianao izay e ? Tsy maninona fa hanoratra ihany aho satria fantatro fa tsy maintsy ho tonga any am-poto-tsofinao ny resako ato na ho ela na ho haingana. Milamina tsara ve ny ekipa ao ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fiaraha-miasan’ny CNaPS sy FLM Miditra amin’ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra

12/03/2018

Fanoitra iray entina mampandroso sy manodina ny orinasa ny fahaiza-mitarika ka nahatonga ireo mpianatra eo anivon’ny Sekolin’ny Fambolena sy ny Fiompiana(SEFAFI) tany Tombotsoa Antsirabe nangataka fampianarana sy fizarana traikefa avy amin’ny tale jeneralin’ny CNaPS

Hamaky ny tohiny...

Fitambaran’ny zanak’Antemoro Mitaky ny hanokafana ny seranan-tsambon’i Manakara

12/03/2018

Notsofin-drano ny faran’ny herinandro teo ireo mpikambana vaovao eo anivon’ny biraon’ny fitambaran’ny zanak’Antemoro na ny FIANTA, hiasa mandritra ny efa-taona.

Hamaky ny tohiny...

Fitsidihana ny zaridainan’Anosy Mety ho olana ny fandoavam-bola

12/03/2018

Mbola miandry ilay orinasa tsy miankina hahazo ny tolo-bidy hitantana azy vao hisokatra tanteraka ho azon’ny daholobe hidirana ilay zaridaina vaovao etsy Anosy, raha araka ny loharanom-baovao.

Hamaky ny tohiny...

08 martsa tany Andina -Ambositra Nasongadina tamin’ny alalan’ny fitsaboana nify

12/03/2018

Niavaka ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy tany amin’ny kaominina ambanivohitra Andina, distrikan’Ambositra ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pastora Dr Rakotonirina David “Tsy afaka miafiafy ny fiangonana manitsy”

12/03/2018

Tonga ny fotoana amin`ny fandinihana ny andraikitry ny fiangonana eo amin`ny lafiny filaminana sy fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny...

Leadership Chrétien de Développement Vonona hampita ny traikefa ho fampandrosoana ny firenena

12/03/2018

Vonona hampita ny traikefany amin’ny mpiray tanindrazana ny “Leadership Chretien de developpement” ho fampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Fileovana rugby 3FAI Ambalavao Isotry Hankalaza ny faha-35 taonany

12/03/2018

Hankalaza ny faha-35 taona niorenany ny fileovana rugby 3FAI Ambalavao Isotry tantanan-dRtoa Rakotoniriana Raissa ka namory fanindroany an’ireo fileovana nasainy amin’ny lalao rugby enti-manamarika ny tsingerin-taonany ny sabotsy 10 martsa 2018 tetsy Tsaralalàna misy ny foibeny.

Hamaky ny tohiny...

K2HB sy ny rafitra baolina kitra Malagasy Mangataka ny hanaovana fifidianana amin’ny 2020

12/03/2018

Niteraka olana teo amin’ny baolina kitra ny fifidianana tao anatin’ny 16 taona ary nampiraviravy tanana ny maro izay mpanohana ny klioba, ny mpanazatra sy mpilalao …,

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Kaominina Antanimbary-Betsiboka Namoaka volamena 1600 taonina tamin’ny 2017

12/03/2018

Anisan’ny faritra tena manankarena harena ankibon’ny tany ny faritra Betsiboka amin’ny ilany andrefan’ny nosy iny, indrindra fa ny volamena. Eo koa ny vato sarobidy maro samihafa tahaka ny Topaze, Beryllium, Titane, Améthyste ...

Hamaky ny tohiny...

Mpandraharaha Malagasy Tofoka amin’ny tsy fandraisan’andraikitry ny mpitondra

12/03/2018

Leo tanteraka amin’ny tsy fahaiza-manao sy ny tsy fandraisan’andraikitry ny fitondrana ny mpandraharaha. Maro ny efa zavatra nangatahan’izy ireo nandritra ny fotoana lava saingy tahaka ny miteny amin’ny rivotra ihany ary tsy misy valiny mahafa-po.

Hamaky ny tohiny...

Sehatra iraisam-pirenana Tsy resy lahatra hamatsy vola intsony

12/03/2018

Votsotra ny famatsiam-bola maro noho ny afitsok’ity fitondrana ity. Tsy resy lahatra amin’ny fomba fitantanana mihitsy ny sehatra iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Tranopirintim-pirenena Malagasy Voaarina amin’ny ampahany

12/03/2018

Vita amin’ny ampahany betsaka ny fanarenana ny Tranopirintim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Raharaha hala-jaza tany Toamasina Tsy mitovy hevitra indray ny polisy sy ny fitsarana

12/03/2018

“Tsy heloka velively ny fanomanana tsy mbola tontosa amin’ny hala-jaza, tsy misy ray aman-dreny nametraka fitoriana ihany koa tamin’izy ireo na tamin’ny polisy milaza ny fahaverezan-janany,

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Vono olona sy halatra taova etsy sy eroa Fanakorontanana saim-bahoaka ?

12/03/2018

Nalaza tato ho ato tany amin’iny tapany atsimon’ny nosy iny ny raharaha vono olona miharo halatra taova. Olona 6 no voalaza fa nisy namono tao Toliara ary tsy hita ny masony ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

FAMPIELEZAN-KEVITRA

12/03/2018

Diso tanteraka ny fitondram-panjakana tsy nametraka ny andinin-dalàna momba ny fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana ao anatin’ilay volavolan-dalana fehizoro momba ny fifidianana, hoy ny kmf cnoe.

Hamaky ny tohiny...

Vaovao avy any ivelany

Fandovana an’i Johnny Halliday Hamoaka porofo tsy azo lavina i Laeticia

12/03/2018

Hiakatra fitsarana ao Nanterre – Paris ny alakamisy 15 martsa izao ny raharaha fandovana an’i Jhonny halliday, hifanolanan’i Laeticia vadiny sy ireo zanak’i Johnny mianadahy Laura sy David.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana