Fil d'actualités du 18/09/2018

  • 18/09/2018 - 11:00 : FITSARAM-BAHOAKA: Miisa 26 ireo olona matin'ny fitsaram-bahoaka hatramin'ny fiandohan'ity taona 2018 ity.

  • 18/09/2018 - 10:30 : MAHAJANGA:Rasazy iray ao amin’ny CHU Androva no voarohirohy amin’ny fangalarana ilay zaza mena vava ary efa nosamborin’ny mpitandro ny filaminana.

  • 18/09/2018 - 10:00 : FIFIDIANANA : Andrasana anio ny fahatongavan'ny Mpanolontaaina manokana eo anivon'ny Firenena Mikambana, Dia ny Pr Abdoulaye Bathily hijery ny resaka zotram-pifidianana, ka hijanona eto hatramin'ny 18 septambra.

  • 18/09/2018 - 09:30 : BAOLINA KITRA - FIFANINTSANAN'NY CAN 2019: Ny 13 oktobra any Malabo ny lalao mandroso hifanandrinan'i Madagasikara sy Guinée Équatoriale ary ny 16 oktobra kosa ny lalao miverina aty amintsika.

  • 17/09/2018 - 12:30 : MARC RAVALOMANANA: Efa mitsangana ny "comité de soutien" any Washington vonona hanohana ara-bola azy.

  • 17/09/2018 - 12:00 : SANDAM-BOLA: Tsy maintsy hakarina ny sandam-bola Malagasy satria tena mitotongana, hoy i Marc Ravalomanana.

  • 17/09/2018 - 11:30 : PESTA: Olona roa no voalaza fa matin'ny aretina Pesta tany amin'ny tanàna iray antsoina hoe Anjoma, ao amin'ny ditrikan'ny Ambalavao. Ny iray fantatra fa matin'ny Pesta "bubonique" ary ny iray kosa "pulmonaire".

  • 17/09/2018 - 11:00 : TONTOLON'NY LAMAODY: Hatao ny 24-28 septambra 2018 eny amin’ny IKM Antsahavola ny andiany faha-efatra amin’ny “Madagascar fashion week Océan Indien”, ka mpamorona lamaody folo mahery hampiseho an’ireo akanjo, poketra, firavaka, taovolo sy ny maro hafa ampiasaina amin’ny vanim-potoana mafana taona 2018 – 2019.

  • 17/09/2018 - 10:30 : BAKALOREA: Afaka manohy ny laza adina ireo tsy tonga ny maraina teo noho ny tsy fisian'ny naoty farany mitarika tsy fahafahana.

  • 17/09/2018 - 10:00 : TSIPY KANETIBE: Tompondaka lefitra eran-tany i Taratra Rakotoninosy rehefa resin'ilay Frantsay Dylan Rocher, tamin'ny isa 47-57 teo amin'ny famaranana. Niteraka disadisa ny fomba fitsarana ny lalao.

Voir plus d'infos...

18/09/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180317

Misongadina

Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka Nesorina ny sekretera jeneraly

17/03/2018

Nirarakopana ny fanesorana tompon’andraikitra ambony tao amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka nandritra ny filankevitry ny Minisitra omaly. Isan’ireny ny Sekretera Jeneraly Dr Ratsirarson Joséa, izay efa nisy ny tsaho niparitaka ny fiandohan’ny herinandro, fa nametra-pialana ny tenany, saingy nandisoiny izany. Noterana niala ve izy fa tsy nety?

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Mailo amin’ny fandrika atao aminy

17/03/2018

Somary mangingina indray ny fifampihantsiana mivantana eo amin’ny samy mpanao politika amin’izao fotoana izao. Tsy hay izay ho hiafaran`ny raharaham-pirenena fa toa samy efa miomana any amin` ny fivoahan`ilay lalam-pifidianana dinihana eny amin`ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Malagasy Ilana fiheverana ny fahaiza-manaony

17/03/2018

Tsy natao hanambaniana ny solombavambahoaka eto amintsika fa maro no zary lasa mpanarakefa fotsiny ao anatin’io antenimiera. Isaina amin’ny ratsan-tanana no mahafehy ny resaka lalàna na manana fahaiza-manao manokana.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Tsy andeha amin’ny tokony ho izy, hoy i Alain Andriamiseza

17/03/2018

Na dia ny fandroritana ny resaka lalàm-pifidianana eny amin’ny antenimieram-pirenena ankehitriny fotsiny aza, hoy ny kandida ho filoham-pirenena, Alain Andriamiseza, dia efa manambara fa tsy handeha amin’ny tokony ho izy ny fifidianana eo,

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonim-pirenena Mandindona ny hitroatra

17/03/2018

Ireny efa hita tamin’ny alakamisy ireny izany ny firaisankinan’ny Malagasy rehefa misy zava-mitranga tsy ankasitrahany ka voaentana tsara izy.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Helson Brisson Erafa Tsy ilaina amin’ny fifidianana izany « Bulletin n° 2 » izany

17/03/2018

Ny olom-pirenena tsirairay avy, hoy ny depiote Helson Brisson Erafa filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritanin’i Toliara teny Tsimbazaza, rehefa te-hanao fampandrosoana an’i Madagasikara dia tokony

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Misy mihaino ve ?

17/03/2018

Naneno ary iny ny sarom-bilany Nitatatata koa ny anjomara sesilany Nankadilo sofina ry kiririoka marobe Ny horakoraky ny vahoaka eraky ny arabe.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Bizina volamena eny Analakely Mahavelona tsara, hoy ireo mpanao azy

17/03/2018

“izahay mividy volamena ô”, izay le feo tsy maintsy re rehefa mandalo eny Analakely, indrindra ny manamorona ny fianarana Jean Joseph Rabearivelo iny.

Hamaky ny tohiny...

Veterinera Mbola vitsy eto Madagasikara

17/03/2018

Omaly no natao tetsy amin’ny hotel Ibis Ankorondrano ny fanakatonana ilay tetikasa AVSF (Agronome et véterinaire sans frontiers) Asara Fagnatsara.

Hamaky ny tohiny...

Rivodoza Eliakim Olona iray no namoy ny ainy omaly

17/03/2018

Omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 ora teo no niditra an-tanety tao Cap Masoala ilay rivodoza Eliakim, raha araka ny vaovao azo teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby.

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra amoron-dalana etsy Anosy Miha mitombo isa

17/03/2018

Tsy mitsahatra ny manala ireo mpivarotra amoron-dalana manoloana ny radio nasionaly Malagasy etsy Anosy sy amin’ny sisin-dalana manakaiky ny Hotely kintana 5 Carlton amin’izao fotoana izao ny Boriborintany I.

Hamaky ny tohiny...

Fetin’ny paska ao Antsirabe Hafana ny fiarahana amin’ny vondrona Star

17/03/2018

Hafana indray ny fetin’ny Paska ao Antsirabe amin’ity taona 2018 ity. Hotanterahina any an-toerana manomboka ny 30 martsa ka hatramin’ny 2 aprily ho avy izao indray mantsy ny “Star Tour” izay hanasana ny mpiala sasatra rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Tohana ho an’ny Vondrom-paritra Distrika 3 eto Analamanga no nofanin’ny CNaPS

17/03/2018

Nahazo fiofanana momba ny fitantanana ara-bola, ny zon’ny mpiasa sy ny fiahiana ara-tsosialy ny distrika telo avy eto amin’ny faritra Analamanga dia Andramasina, Anjozorobe ary Manjakandriana tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Razakarisoa Tita Mampivelatra saina ny fanatanjahantena

17/03/2018

Hiverina eo amin’ny taranja tsipy kanetibe indray isika anio eto amin’ity pejin’ny Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana ity ka ny iray tamin’izy efa-dahy

Hamaky ny tohiny...

1/4-dalan’ny Champions League Ekipa Italiana avokoa no hihaona amin’ny Barça sy Real

17/03/2018

Vita tany Nyon (Suisse) omaly zoma atoandro ny antsapak’ireo lalao 1/4-dalan’ny Champion’s League UEFA 2017-2018. Fantatra fa ekipa Italiana avokoa no hifandona amin’ireo kalaza Espaniola Barcelone sy ny Real Madrid ka ny 3 sy 4

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fitondrana mirefarefa

17/03/2018

Hatramin’izao, mbola mitohy ihany ny resaka fofon-kelika izay nivoaka teny anivon’ny antenimieram-pirenena ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Faribolan’ny mpahay toekarena Hizara vahaolana amin’ny mpitondra

17/03/2018

Sambany teto Madagasikara, raha ny fanazavan-dry zareo avy eo anivon’ny faribolan’ny mpahay toekarena eto na ny CREM no hisy fihaonambe hifampizarana manokana ny fepetra tokony hananana hampiarin-doha ny toekarena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Foloalindahy Hiandry fanongam-panjakana ve vao hetsika?

17/03/2018

Tena miaina ao anatin`ny krizy lalina hatrany ny firenena Malagasy satria mitohy hatrany ny tsy filaminana sy ny savorovoro politika amin`izao fotoana izao. Tsy milamina intsony ny tany kanefa toa mangina ny Foloalindahy.

Hamaky ny tohiny...

Nirefotra ny Basy teny Masay Matin’ny sakamainty ireo gadra nandositra

17/03/2018

Nirefodrefotra ny basy teny amin’ny Marais Masay omaly manodidina ny tamin’ny 3 ora tolakandro mahery kely noho ny fanenjehan’ny polisy ny 2 tamin’ireo gadra tamin’ireo 5 tafatsoaka ny fonjan’Antanimora ny alin’ny sabotsy 7 hifoha 8 oktobra 2017,

Hamaky ny tohiny...

Tetezana any Manakarabe Mitentina 1,2 miliara ariary ny fanamboarana

17/03/2018

Velom-panantenana ny mponina any Manakara ary ho afa-pahasahiranana amin`izay noho ny fanamboarana ny tetezana ao Manakarabe.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

MPANDRAHARAHA NY FONJA

17/03/2018

Mbola hisy ny fivoriana hiarahan’ny minisiteran’ny fitsarana sy ireo mpandraharaha ny fonja ny alatsinainy 19 martsa ho avy izao ka mandritra izany no hanambaran’ny avy ao amin’ny minister any fanapahan-kevitra manoloana ny fitakian’ny sendikan’ny

Hamaky ny tohiny...

AMBOHITRAKELY

17/03/2018

Efa ho 1 volana izao no tsy nisy tompon’andraikitra mandray ny andraikiny mihitsy ilay tambohom-bato nihotsaka etsy amin’ny sampanana mampitohy an’Andrainarivo sy Ambohitrakely etsy.

Hamaky ny tohiny...

VONTOVORONA

17/03/2018

Mpangalatra iray no tratra tao amin’ny faritry ny trano fonenan’ny mpianatra teny amin’ny sekoly Poliklinika Vontovorona omaly. Tao amin’ny amin’ny Bloc 2 no nisy izany, ary efa nandeha ny vono isan-karazany. Hatramin’ny omaly hariva nanoratana dia tsy hay aloha izay niafarany.

Hamaky ny tohiny...

Vaovao avy any ivelany

Jacob Zuma Henjehan’ny fitsarana noho ny kolikoly nataony

17/03/2018

Miisa 18 ny vesatra iampangana ny filoha Afrikanina tatsimo teo aloha Jacob Zuma araka ny nambaran’ny fitsarana omaly.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana