Fil d'actualités du 19/11/2018

  • 19/11/2018 - 12:30 : MARC RAVALOMANANA: Tonga nisaotra ny vahoaka tany Fenoarivobe ny tenany androany, ary nampanantena fa vonona tanteraka amin'ny fihodinana aharoa.

  • 19/11/2018 - 11:00 : HCC: Rahampitso 20 novambra ny fe-potoana farany hahafahana mametraka fitoriana momba ny fifidianana filoha fihodinana voalohany eny amin'ny HCC, hoy ny eo anivon'ity andrim-panjakana ity.

  • 19/11/2018 - 10:30 : TAOM-PIOTAZANA LODISIA: Misokatra anio 19 novambra ny taom-piotazana lodisia any amin'ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo. Tsara ny vokatra tamin'ny.

  • 19/11/2018 - 10:00 : LISI-PIFIDIANANA: Ny lisitra nampiasaina tamin'ny fihodinana voalohany ihany no hampiasaina amin'ny fihodinana faharoa fa tsy afaka manokatra izany CENI, hoy ny mpampaka-teny Fano Rakotondrazaka.

  • 18/11/2018 - 14:15 : MARC RAVALOMANANA: Tonga manohana ny Barean'i Madagasikara hifandona amin'i Soudan eny Vontovorona ny tenany izay nandeha angidim-by nakeny an-toerana.

  • 17/11/2018 - 20:00 : Voka-pifidianana filoham-pirenena vonjimaika navoakan'ny CENI: >Andry Rajoelina 39,19% >Marc Ravalomanana 35,29% >Hery Rajaonarimampianina 8,84% >Pasteur Mailhol 1,27%

  • 17/11/2018 - 15:30 : VOKA-PIFIDIANANA: Fanambaran'ny CENI ny voka-pifidianana vonjimaikan'ny fifidianana Filoham-pirenena novambra 2018 , anio asabotsy 17 novambra amin'ny 6 ora hariva. Alefa mivantana ao amin'ny Televiziona Malagasy sy ny Radio Nasionaly Malagasy.

  • 17/11/2018 - 13:30 : MBOLA RAJAONAH: Namoahana didy fampisamborana ny tenany rehefa tsy namaly ny antson'ny Bianco omaly. Ahiana ho misy ambadika politika ny raharaha.

  • 16/11/2018 - 11:30 : BAOLINA KITRA: Efa nigadona eto Madagasikara omaly ny ekipam-pirenena Soudanais hiatrika lalao miverina amin'ny Barea de Madagascar, fifanintsanana hiatrehana ny CAN 2019 any Cameroun.

  • 16/11/2018 - 11:00 : KABARY: Anio 16 Novambra 2018 no Fankalazana ny ivon'ny faha-55 taona ny FIMPIMA izay tanterahina eny amin'ny Akademia Malagasy Tsimbazaza. Nandritra ity fankalazana androany ity ihany koa no nanendrena ireo birao foibe FIMPIMA mandritra ny 4 taona ho avy.

Voir plus d'infos...

16/11/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180625

Misongadina

Mitombo hatrany ny fandresena Misokatra ny AAA Tiko sy MBS

25/06/2018

Misokatra ny orinasa AAA Andranomanelatra amin’izao fotoana izao, ka fisaorana no atao antsika satria maro no nangataka ny fisokafany na teto an-kianja na tany anaty tambajotran-tserasera, hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Miantsoarivo – Arivonimamo Amboarintsika ny lalana, hoy i Marc Ravalomanana

25/06/2018

Tany amin’ny Fjkm Miantsoarivo Fanantenana – Arivonimamo no nisafidy ny hivavaka omaly alahady Atoa Marc Ravalomanana sy ny vady aman-janany.

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny MAPAR Vaky bantsilana ny tetika maloto

25/06/2018

Manitrikitrika mafy amin’ny hanatanterahana fifidianana i Andry Rajoelina ary mikofokofoka amin’ny fanaovana famoriam-bahoaka amin’ny endriny samihafa, ary hitety faritra.

Hamaky ny tohiny...

Fifanarahana ara-politika Manaraka vanim-potoana

25/06/2018

Niteraka resa-be teo amin`ireo mpisehatra politika sy ny fiarahamonina ny fisian’ny fifanarahana ara-politika. Hatreto, tsy mbola nisy nahita fifanarahana ara-politika.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sa fanarenana ifotony Inona no tena mahamaika ?

25/06/2018

Mila arenina sy alamina aloha ny firenena vao miroso amin`ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Kandida ho filoham-pirenena Iza ireo mersenera ?

25/06/2018

Arlette Ramaroson, Eliana Bezaza, Saraha Rabearisoa, Patrick Raharimanana, Jean Ravelonarivo, pasitera Mailhol, Cohen Rivolala, Jean Jacques Ratsietison, Jean Nirina Rafanomezantsoa, José Vianey, Alain Andriamiseza, Jules Etienne.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

IREO MAHALEOTENA SY TSY MIANKINA

25/06/2018

Firifiry ireo mitonona fa hoe mahaleotena, Saingy raha ny zava-misy dia tsy izany velively. Vao miraraka ny vola dia indreny fa jambena, Very ilay mba toetra tsara maha olona modely !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fitantanan-draharaham-panjakana Manomboka takon’ny praiminisitra ny filoha

25/06/2018

Niraradraraka ny kabary politikan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina nandritra ny fitokanana toby famokarana herinaratra amin’ny herin’ny masoandro tany Ambohipihaonana.

Hamaky ny tohiny...

Famokarana herinaratra ao Ambohipihaonana 20 MW hamatsy faritra efatra

25/06/2018

Faritra efatra dia Antananarivo, Antsirabe, Itasy ary Moramanga no hahazo tombony amin’ny fahavitan’ilay toeram-pamokarana herinaratra lehibe amin’ny alalan’ny masoandro natsangana ao Ambohipihaonana Ambatolampy izay notokanana ny sabotsy 23 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Alasora Nijery manokana ireo niangaran’ny vintana

25/06/2018

Zokiolona sy fianakaviana sahirana miisa 3.000 no notoloran’ny kaominina Alasora fanomezana toy ny vary 2 kg isan’olona sy menaka iray litatra avy ny sabotsy lasa teo teny amin’ny kianja maitso.

Hamaky ny tohiny...

Mpifoka rongony Ankizy 14 ka hatramin’ny 20 taona ny ankamaroany

25/06/2018

Anisan’ny loza tena mananontanona ny fiainan’ny ankizy sy tanora ankehitriny ny fandraisana sy ny fidorohana zava-mahadomelina. Raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny ivontoerana “Centre de Cure Aro Aina”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny halatra tariby any Toamasina 500 metatra indray no nanjavona

25/06/2018

Tsy mbola vita ny fisahanan’ny Jirama ny fikarohana ireo andian-jiolahy nangalatra ilay tariby na herinaratra vita amin’ny Viraty, mampitohy an’i Volobe sy Toamasina renivohitra nirefy 120m tsy ela akory izay,

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rallye Nankang ASACM 2018 Rivo sy Ando nitondra Subaru R4 no nahery

25/06/2018

Rivo sy Ando na Randrianarivony Rivo sy Randrianarivony Ando nitondra ny fiara Sibaru Impreza n° 6 “classe R 4”

Hamaky ny tohiny...

Basket tompondaka nasionaly 3X3 Nahery ny Mb2All sy Fandrefiala ny U 14 ary Gnbc sy Sbbc Sénior

25/06/2018

Tsy tonga ny ekipa Seychellois (Forfait) tokony hifanandrina amin’ny ekipa Malagasy tamin’ny “AFROBASKET U18 MEN 5x5” teny Ankatso amin’ny fifanintsanana aty amin’ny “Zone 7”.

Hamaky ny tohiny...

Thb Champion’s League Malagasy Vokatry ny andro faha-2 alahady 24 jona

25/06/2018

Nahazoam-bokatra indray ny andro faha-2 eo amin’ny dingana I ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra Malagasy na ny Thb Champion’s League Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Mondial 2018 J Montsan’i Angleterre 6-1 i Panama

25/06/2018

Tamin’ireo lalaon’ny faran’ny herinandro teo dia nisongadina indrindra ny nanamontsanan’ny Anglisy 6-1 an’i Panama ka baolina matin’i Kane avokoa ny 3 tamin’ireo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fahaleovantena sa fahalovan-tena?

25/06/2018

Ao anatin’ny fanamarihana tanteraka ny fetin’ny fahaleovantena isika amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Orinasa mpamokatra savony Mikaikaika amin’ireo mpifaninana tsy ara-dalàna

25/06/2018

Mikaikaika ny amin’ny fisian’ireo mpifaninana tsy ara-dalàna mampiditra entana eto amintsika ny ankamaroan’ny orinasa Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fiara Karenjy 62 tapitrisa Ar no vidin’ny iray

25/06/2018

Fiara vita Malagasy tena nanana ny lazany ny karenjy. Tao Ankofafa Fianarantsoa no nisy ny foibe mpanamboatra azy ary mbola mijanona ao mandraka ankehitriny saingy efa nisolo mpitantana kosa.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Polisy ao Toamasina Hanao “Opération” mpanendaka sy mpangaro-paosy

25/06/2018

“Mila mifety ao anatin’ny filaminana ny vahoakan’i Toamasina, koa tsy mandefitra amin’izay mpitandro ny filaminana tsy mahavita mametraka izany amin’izao fiatrehan’ny vahoaka ny tsingerin-taona ny fahaleovantena Malagasy izao ny fanjakana”, hoy ny prefen’i

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

KANDIDA TSY AMPOIZINA

25/06/2018

Olona tsy nampoizina avokoa hatreto no milaza hilatsaka hofidiana kanefa ny datim-pifidianana aza tsy fantatra mazava.

Hamaky ny tohiny...

MAMITA-BAHOAKA INDRAY

25/06/2018

Nilaza ny hampita mivantana ny lalao rehetra amin’ny “Mondial 2018” ny fahitalavitr’i Andry Rajoelina. Efa nandefa lalao roa,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Hirifiry sy tombontsoan’ny tolona Tsy mbola tsapan’ny Malagasy tsara

25/06/2018

Tsy hisy tolona ho tafita mihitsy eto raha isaky ny mahazo seza tonga dia mivadika tsotr’izao, toy io afitsoky ny MAPAR io.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Modely fampandrosoana ny toekarena Arakaraky ny zava-misy amin’ny firenena

25/06/2018

Matetika ny mpitondra aty amin’ny tany an-dalam-pandrosoana mihevitra mandrakariva fa ny modely ara-toekarena (modèle économique) any amin’ny firenena tandrefana no tsara alaina tahaka.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana