Fil d'actualités du 21/08/2018

  • 21/08/2018 - 17:05 : RAHARIVOHATRA CLAUDE: Tsy voaray ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena, fa tara ny fahatongavany teny amin'ny HCC.

  • 21/08/2018 - 17:00 : DIDIER RATSIRAKA: Izy no kandida farany nandrotsaka ny antontan-taratasy hahafaha-miatrika ny fifidianana amin'ny 7 novambra.

  • 21/08/2018 - 14:20 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny doseany i Arlette Ramaroson, kandida ho filoha ihany koa.

  • 21/08/2018 - 13:00 : Orlando Robimanana, atolotry ny antoko Madagasikara Vina sy Fanantenana); Jean Max Rakotomamonjy, Leader Fanilo; Alain Mahavimbina, Gasikara Antsika Rehetra; Haingo Andriakajamalala Rasolofonjoa Avotra ho an'ny Firenena, Armandine Malala Savaron Rasoamalala; Falimampionona Rasolonjatovo Fitambolagnela/IAD no nanatitra dosieny ny tapany maraina teo.

  • 21/08/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA : Kandida faha-34 nanatitra taratasy filantsaha-kofidiana ho filoha i Jean Louis Zafivao, atolotry ny antoko Gasy Mifankatia (GASYMI)

  • 21/08/2018 - 11:00 : ORLANDO ROBIMANANA: Nandefa iraka nanatitra ny antontan-tararatasiny filantsaha-kofidiana filoha teny amin'ny HCC Ambohidahy izy androany, ka nitarika ny delegasionina i Bruno Razafindrakoto.

  • 21/08/2018 - 10:15 : HCC AMBOHIDAHY: Tonga manatitra ny dosieny i Haingo Rasolofonjoa olon'ny Arema teo aloha, izay mirotsaka amin'ny anaran'ny antoko Avotra ho an'ny Firenena.

  • 21/08/2018 - 09:30 : POLITIKA: Hanao fanambarana eny amin'ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny Praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay tsy HVM intsony fa mitarika ny antoko Orimbaton'i Maragasikara anio.

  • 21/08/2018 - 09:00 : FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA: Mifarana anio 21 aogositra amin'ny 5ora hariva ny fandraisana ny dosien'ireo kandida

  • 20/08/2018 - 15:00 : RANDRIAMAMPIONONONA JOSEPH MARTIN NA DADAFARA: Tafapetraka androany ny taratasy firotsahan-kofidiany ho filoham-pirenena.

Voir plus d'infos...

21/08/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180627

Misongadina

Antananarivo Hitokona ny taksibe anio

27/06/2018

Nanamafy ny fikambanan’ny koperativa miasa eto an-drenivohitra na ny UCTU tamin’ny alalan’ny filohany Randrianatoandro Lovasoa Angelo, ny alatsinainy teo, fa ho raikitra ny fitokonana anio alarobia 27 jona.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Malagasy tia tanindrazana Mbola misy antenaina, hoy ny antoko Maitso

27/06/2018

Raha mbola misy koa ny maitso dia tsy ho foana ny fanantenana, hoy ny filohan’ny antoko politika Maitso, Alexandre Georget, raha naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny fisiana na tsia ireo malagasy tia tanindrazana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Brunel Razafitsiandraofa « Nanatanteraka ny didin’ny HCC izahay »

27/06/2018

Taorian’ny fanazavan’ny depioten’ny boriborintany faha V, Naivo Raholdina,

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina “Firenena reraka no noraisiko tamin’ny 2014”

27/06/2018

Nitanisa ny lalana nodiavin`ny firenena tao anatin`ny 58 taona ny filoha omaly. Mbola nailiny tamin`ny teo aloha hatrany ny tsy fahombiazana ary toa omaly tsy niova ny lahateny nataony.

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Manava-tena sy manao sain-jaza

27/06/2018

Samy tonga niatrika ny matso lehibe nanamarihana ny fetin’ny fahaleovantena sy ny fetin’ny foloalindahy tetsy Mahamasina avokoa ireo filoham-pirenena teo aloha, dia i Didier Ratsiraka sy i Marc Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny...

Mpitolon’ny 13 mey Nankalazaina teo an-kianja ny fetim-pirenena

27/06/2018

Fety aman-danonana no nentin’ny mpitari-tolona sy ny vahoakan’ny 13 mey nanamarihana ny asaramanitra dia ny fetim-pirenena nanomboka ny tolakandron’ny alatsinainy 25 jona teo.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ramiaranjatovo Mitaky ny hanemorana ny fifidianana amin’ny taona 2019

27/06/2018

Mitaky ny hanemorana ny fifidianana amin’ny taona 2019 Atoa Marc Ramiaranjatovo, Ben’ny tanànan’ny kaominina Alasora.

Hamaky ny tohiny...

Alakamisy Fenoarivo Nampianarina momba ny fitiavan-tanindrazana ny mponina

27/06/2018

Nampianarina momba ny fitiavan-tanindrazana ireo mponina eny Alakamisy Fenoarivo, distrikan'Antananarivo Atsimondrano. Tamin'ny alalan'ny lanonana lehibe notanterahina teny an-toerana omaly no nanatontosana izany.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Madagasikara Mandroso Miaraka « Hanabe sy hamalifaly vahoaka »

27/06/2018

Fianakaviana sahirana maherin’ny 300 isa avy amin’ny boriborintany 6 teto Antananarivo Renivohitra, kaominina Anosizato Andrefana ary

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Fahaleovantena hoe ?

27/06/2018

Fahaleovantena tena izy sa sarintsariny ihany ? Fanontaniana nipetraka hatrizay ka mandrak'androany Mbola botom-bazaha ve sa efa mahavita tena ? Malagasy anarana fotsiny fa vazaha no tompon'ny harena.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tafika Malagasy Natsangana ny Hery Vaovao

27/06/2018

Mirongatra tanteraka ny asan-dahalo amin`izao fotoana ary mitombo isa hatrany izy ireo sady manana fitaovana avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Tondro ho an’ny fifamoivoizana Mametraka sy manavao ireo tondro ny CUA

27/06/2018

Notanterahina nanomboka ny faran’ny volana mey ka hatramin’ity volana jona ity ny « marquage au sol » iandraiketan’ny Sampandraharaha misahana ny fitaterana sy ny fifamezivezena eto an-drenivohitra na DTMU (Direction des Transport et de la Mobilité Urbaine) eo anivon’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo mba handrindrana ny fifamezivezen’ny mpandeha an-tongotra sy ireo fiara.

Hamaky ny tohiny...

Essam El Hadary - Egypte Mbola nahatohana penalty teo amin’ny faha-45 taonany

27/06/2018

Teo amin’ny faha-45 taona sy 161 andro niainany dia mbola nahatohana ny penalty azon’i Arabie Saoudite teo amin’ny 41’ ka nodakan’i Fahad Al-Muwallad ihany ilay mpiandry harato Egypsiana Essam El-Hadary nataon’ny “Pharaons”

Hamaky ny tohiny...

Sport

Mondial 2018 – Dingan’ny 1/8 ndalana Hifandona i France sy Argentine

27/06/2018

Ny sabotsy 30 jolay ho avy izao no hiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra any Rosia ka hanokatra izany ny fihaonan’i Frantsa sy Argentine.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Hazakazaka arahin-tosika

27/06/2018

Tsy mbola foana hatreto ny fiheverana sy fanantenana fa taom-pifidianana ity 2018 ity, raha ny kabarin’ny filoham-pirenena omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fako eto Antananarivo Azo avadika angovo ampiasain’ny isan-tokantrano

27/06/2018

Iaraha-mahita ny loto eto Antananarivo Renivohitra sy manerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

FIRAISANA FAHA IV

27/06/2018

Nankalaza ny asaramanitra tamin’ny alalan’ny fanomezana vary sy harendrina ny tao amin’ny firaisana fahefatra. Nomena valopy tsirairay koa ireo sekretera sy mpitam-bola. Nambaran’ny depiote izay nizara ny valopy fa mbola nanatitra ny depiote solon’ireo lasa minisitra izy ka niala tsiny tamin’ny fahatarana.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Kaominina Ampitatafika 1km sisa ny lalana tsy vita

27/06/2018

1 km sisa ny lalana tsy vita, fampanantenana nataon’ny Ben’ny tanànan’Ampitatafika Rado Ramparaoelina ho an’ireo vahoaka nifidy azy raha 22 km no totalin’izy rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana Nizara vatsim-panahy sy vatsin’aina

27/06/2018

Noho ny asaramanitra, dia nisy ny vondrom-bavaka izay efa fanao tarihan’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana, izay niraisan’ny Boriborintany 6 eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Tantsaha any Arivonimamo Nahazo torohevitra momba ny fiahiana ara-tsosialy avy amin’ny CNaPS

27/06/2018

Iray amin’ireo distrika be mponina amin’ireo telo mandrafitra ny faritr’Itasy ny distrikan’Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana