Fil d'actualités du 19/04/2019

  • 19/04/2019 - 09:30 : AFERANA BOADEROZY: Dosie 16 no eny am-pelantanan'ny Fitsarana manokana momba ny boaderozy ka minisitra teo aloha miisa roa no voasaringotra amin'ny raharaha boaderozy sarona tany Singapour.

  • 19/04/2019 - 09:00 : CENI: Tompon'andraikitra miisa 20 tany amin'ny ratsa-mangaikan'ny CENI no nesorina noho ny fitanilana ara-politika.

  • 18/04/2019 - 12:30 : MANJAKAMIADANA: Hikatona ny fahafahan'ny daholobe mitsidika rehefa manomboka ny fanamboarana ny Rova, fa ny fiangonana kosa hivoha hatrany.

  • 18/04/2019 - 12:00 : FADINTSERANANA MALAGASY: Voatendry Tale Jeneraly Atoa Lainkana Zafivanona Ernest, araka ny tapaky ny Filankevitry ny minisitra.

  • 18/04/2019 - 11:30 : TAZOMOKA: Ankizy miisa 7 no namoy ny ainy noho ny tazomoka tao amin'ny Kaominina Ampaharimaina Ambohimandrosoa ao amin'ny Distrikan'Amparafaravola.

  • 18/04/2019 - 11:00 : CFM: Hidina ifotony any amin'ny faritra 22 hampahafantatra ny sata mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny vahoaka sy ny kandida ny eo anivon'ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy na ny CFM ny 24 aprily ho avy izao.

  • 18/04/2019 - 10:30 : RALLYE PASSION: Miisa 35 ireo ekipazy handray ny fiaingana anio amin'ny 12:15 hitandahatra ao Antsirabe, ary hiatrika ny "Epreuve Spécial" Vatofotsy.

  • 18/04/2019 - 10:00 : HAZAKAZAKA FIARAKODIA-RALLYE PASSION ANTSIRABE: Hanomboka anio 18 aprily ary haharitra telo andro ny Rallye Passion, izay tafiditra anatin'ny dingana voalohany amin'ny fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara.

  • 17/04/2019 - 11:00 : BAOLINA KITRA: Tafiakatra 18 ny baolina matin'ilay mpilalao Malagasy Carolus, izay milalao ao amin'ny Klioba Al-Adalh any Arabie Saoudite.

  • 17/04/2019 - 10:30 : ANDRIAMPOTSY FENOARIVOBE: Olona 4 tototry ny tany no mbola tsy ao ambanin'ny tany amin'ity Kariera ao Fenarivobe Bongolava ity. 10 izy ireo no niara-tototra tao anaty lavaka sy tionelina 19m eo ho eo. Mety hatsahatra ny fikarohana ary asiana tsangambato hahatsiarovana ireo efatra tsy hita eo amin'ilay fitrandrahana volamena.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180823

Misongadina

Marc Ravalomanana Neken’ny HCC ny maha kandida azy

23/08/2018

Kandida 36 tamin’ny 46 no nahafeno fepetra, ka afaka ny handray anjara amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany amin’ny 7 novambra ho avy izao. Kandida 10 izany no nihintsana noho ny tsy fandoavana ilay antoka 50 tapitrisa ariary miampy tsy fahafenoan’ny antontan-taratasy .

Hamaky ny tohiny...

Politique

Rajaonarimampianina sy Rajoelina Ireo antony nahatonga ny fisarahana…

23/08/2018

Mbola samy mametra-panontaniana ny rehetra hatramin’izao hoe: inona tokoa no antony nanilihan-dRajaonarimampianina an’i Andry Rajoelina taminin’ny 2014 ?

Hamaky ny tohiny...

Saraha Rabeharisoa “Misy ambadika hafahafa ny fahamaroan’ny kandida”

23/08/2018

Hisokatra ny pejin`ny fampielezan-kevitra sy ny fandatsaham-bato. Be ny lesoka hatramin`izay ary efa an-taonany maro no miaina fifidianana tsizarizary.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Clarisse Rasendramiadana “Fantatry ny vahoaka izay nanorina sy nanangana fa tsy namotika.”

23/08/2018

Tonga nitokana ny tohatohabato mirefy 15 metatra sy paompin-drano vaovao tao Nanisana omaly ny depioten’ny boriborintany faha-5, Clarisse Rasendramiadana.

Hamaky ny tohiny...

Fanehoan-kevitra etsy sy eroa Maro ny Malagasy efa tsy azo ampiesonina intsony

23/08/2018

Raha noheverina fa hangina sy hangatsiaka ny tontolom-pifidianana atao amin`ny 7 novambra 2018

Hamaky ny tohiny...

Kandida Serge Imbeh Jovial “Atahorana aho matoa kianina”

23/08/2018

Manoloana ny fanakianana na fanaratsiana kandida ho filoha, dia atahorana ianao matoa kianina, saingy izaho tsy hanao izany, hoy ny kandida Serge Imbeh Jovial, kandidan’ny antoko Antoky ny Fivoaran’ny Malagasy (AFIMA),

Hamaky ny tohiny...

Jean Max Rakotomamonjy “Mila fitoniana sy fihavanana ny Malagasy.”

23/08/2018

Anisan’ireo 36 mianadahy amin’ireo kandida ho filoham-pirenena neken’ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana handray anjara amin’ny fifidianana atao ny 7

Hamaky ny tohiny...

Tanora TIM Analamanga Hanao be fiavy eny Mahamasina

23/08/2018

Vonona ireo Tanora TIM mpanohana an’i Marc Ravalomanana, amin’ny hetsika fanehoana ny firaisankina ho fanohanana azy, ny sabotsy 25 aogositra ho avy izao,

Hamaky ny tohiny...

Tanora TIM boriborintany faha-VI Hisokatra ny 3 septambra ny “cours gratuit"

23/08/2018

Mitondra anjara ny anjara birikiny amin’ny fanasoavana ny mpiara-belona ny Tanora Tiako i Madagasikara. Maro ny hetsika efa nataon’ny tanora TIM eny amin’ny boriborintany faha-6,

Hamaky ny tohiny...

IREO KANDIDA NIHINTSANA

23/08/2018

Miisa folo ireo kandida tsy nankatoavin'ny HCC ny firotsahan-kofidiana. Tsy nahafeno ny fepetra, indrindra fa ny fandoavana ny vola 50 tapitrisa ariary no tsy nandraisana azy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Izaho ho aho mbola te irotsaka !

23/08/2018

O ry Jean aa ! Raiso ao ho aho ny anarako fa izaho mbola te irotsaka! Henoko mihitsy iny antsonao iny hoe efa mikatona ny vavahady fa izaho koa mba te ho vedety.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Faha-20 taonan’ny Radio Feon’Imerina Hosokafana amin’ny rindran-kira etsy amin’ny CC ESCA

23/08/2018

Hankalaza ny faha-20 taona niorenany amin’ity 2018 ity ny Radio Feon’Imerina RFIM 101.6 MHZ izay manana ny tarigetra « Harena ny fahasamihafana »,

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rallye du Boeny Hanomboka anio alakamisy ny andiany faha-13

23/08/2018

Taorian’ny Rallye Motul niatrehan’ireo mpifaninana ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara natao tamin’ny 25-26-27 mey 2018 sy ny Rallye Asacm natao tamini’ny 22-23-24 jona 2018

Hamaky ny tohiny...

Edito

Afa-panadinana

23/08/2018

Sady mahatsikaiky no miha mampalahelo hatrany ny tontolo politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Hopitaly CHU-JRA sy Befelatanana Efa samy mahatsabo tsara ny homamiadana

23/08/2018

Efa azo sitranina tsara eto amintsika ny aretina homamiadana fa tsy voatery mandeha any ivelany intsony ny marary.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Toekarena marin-toerana sy maharitra Maro ireo tanjona tsy maintsy tratrarin’i Madagasikara

23/08/2018

Marefo ny toekaren’i Madagasikara ary tsy marin-toerana ny harifaobe. Misy ny fetra ezahina raha tiana ho tojo ny fampandrosoana ny firenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

CENAM 67 Ha Namoaka mpiofana 282 mianadahy

23/08/2018

Namoaka mpiofana 282 ny Centre National de l’artisanat Malagasy etsy 67 ha omaly. Ny 151 amin’izy ireo dia teto amin’ny Faritra Analamanga avokoa izay notolorana mari-pahaizana tetsy amin’ny ANS Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

Politika

23/08/2018

Niisa 10 ireo kandida nihitsana tsy afa-mandray anjara amin’ny firotsahan-kofidiana ho filoham-pirenena ny 7 novambra ho avy izao. Mbola miisa 36 be izao kosa anefa na izany aza ireo tafajanona.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Hopitaly CHU-JRA sy Befelatanana Efa samy mahatsabo tsara ny homamiadana

23/08/2018

Efa azo sitranina tsara eto amintsika ny aretina homamiadana fa tsy voatery mandeha any ivelany intsony ny marary.

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny fahantrana Hampiasa ny tany sy ny masomboly ny HAFARI Malagasy

23/08/2018

Anisan’ny mbola hilofosan’ny fikambanana HAFARI Malagasy hatrany hatreto ny ady amin’ny fahantrana misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

UNICEF Madagascar Michel Saint-Lot indray no hitarika azy

23/08/2018

Taorian’ny tahirimbola iraisam-pirenena dia tonga nampahafantatra ny taratasy fanirahana (lettre de créance) azy ihany koa ny solontena vaovaon’ny famatsiam-bolan’ny

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana tetezamita Nampitondra faisana ny orinasam-panjakana

23/08/2018

Tsy mety tafarina mihitsy ny orinasam-panjakana potika noho ny fitantanana tsy mahomby tamin’ny tetezamita (2009-2013). Anisan’ireny ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Air Madagascar sy ny JIro sy RAno Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana