Fil d'actualités du 19/04/2019

  • 19/04/2019 - 09:30 : AFERANA BOADEROZY: Dosie 16 no eny am-pelantanan'ny Fitsarana manokana momba ny boaderozy ka minisitra teo aloha miisa roa no voasaringotra amin'ny raharaha boaderozy sarona tany Singapour.

  • 19/04/2019 - 09:00 : CENI: Tompon'andraikitra miisa 20 tany amin'ny ratsa-mangaikan'ny CENI no nesorina noho ny fitanilana ara-politika.

  • 18/04/2019 - 12:30 : MANJAKAMIADANA: Hikatona ny fahafahan'ny daholobe mitsidika rehefa manomboka ny fanamboarana ny Rova, fa ny fiangonana kosa hivoha hatrany.

  • 18/04/2019 - 12:00 : FADINTSERANANA MALAGASY: Voatendry Tale Jeneraly Atoa Lainkana Zafivanona Ernest, araka ny tapaky ny Filankevitry ny minisitra.

  • 18/04/2019 - 11:30 : TAZOMOKA: Ankizy miisa 7 no namoy ny ainy noho ny tazomoka tao amin'ny Kaominina Ampaharimaina Ambohimandrosoa ao amin'ny Distrikan'Amparafaravola.

  • 18/04/2019 - 11:00 : CFM: Hidina ifotony any amin'ny faritra 22 hampahafantatra ny sata mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny vahoaka sy ny kandida ny eo anivon'ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy na ny CFM ny 24 aprily ho avy izao.

  • 18/04/2019 - 10:30 : RALLYE PASSION: Miisa 35 ireo ekipazy handray ny fiaingana anio amin'ny 12:15 hitandahatra ao Antsirabe, ary hiatrika ny "Epreuve Spécial" Vatofotsy.

  • 18/04/2019 - 10:00 : HAZAKAZAKA FIARAKODIA-RALLYE PASSION ANTSIRABE: Hanomboka anio 18 aprily ary haharitra telo andro ny Rallye Passion, izay tafiditra anatin'ny dingana voalohany amin'ny fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara.

  • 17/04/2019 - 11:00 : BAOLINA KITRA: Tafiakatra 18 ny baolina matin'ilay mpilalao Malagasy Carolus, izay milalao ao amin'ny Klioba Al-Adalh any Arabie Saoudite.

  • 17/04/2019 - 10:30 : ANDRIAMPOTSY FENOARIVOBE: Olona 4 tototry ny tany no mbola tsy ao ambanin'ny tany amin'ity Kariera ao Fenarivobe Bongolava ity. 10 izy ireo no niara-tototra tao anaty lavaka sy tionelina 19m eo ho eo. Mety hatsahatra ny fikarohana ary asiana tsangambato hahatsiarovana ireo efatra tsy hita eo amin'ilay fitrandrahana volamena.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180824

Misongadina

Hetsika goavana eny Mahamasina Efa santatry ny fandresena

24/08/2018

Mbola nanome toky ny vahoaka malagasy rehetra omaly ny avy eo anivon’ny antoko Tiako i Madagasikara fa tsy misy atahorana ny famoriam-bahoaka izay hataon’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, etsy Mahamasina, rahampitso sabotsy.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Jeune TIM « Efa niomana hatramin’ny 2009 izahay. »

24/08/2018

Nilaza ny fahavitrihan’izy ireo ho avy etsy Mahamasina rahampitso sabotsy hanotrona ny fihaonan’ny kandida Ravalomanana amin’ny vahoakan’Antananarivo ihany koa ry

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenana Miroso amin`ny dingana hafa ny CENI

24/08/2018

Tapitra ny anjaran`ny Fitsarana Avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ka any amin`ny CENI na vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana indray izao ny baolina, hoy ny fitenenana.

Hamaky ny tohiny...

Omer Beriziky “Nirotsaka aho hitondra fanovana…”

24/08/2018

Miteraka resabe ny isan’ny kandida filoha izay 36, ary mbola misy ny kandida miahiahy manoloana ny lalàm-pifidianana sy lesoka samihafa. Zon’ny tsirairay ny mirotsaka hofidiana Filoham-pirenena rehefa mahafeno ny fepetra takiana rehetra,

Hamaky ny tohiny...

Omer Beriziky “Nirotsaka aho hitondra fanovana…”

24/08/2018

Miteraka resabe ny isan’ny kandida filoha izay 36, ary mbola misy ny kandida miahiahy manoloana ny lalàm-pifidianana sy lesoka samihafa. Zon’ny tsirairay ny mirotsaka hofidiana Filoham-pirenena rehefa mahafeno ny fepetra takiana rehetra,

Hamaky ny tohiny...

Fampielezan-kevitra Hafotaka dia hafotaka

24/08/2018

Azo antoka izany fa tsy ho latsaky ny 10 ireo kandida hanaparitaka vola na koa vinavinaina ho be vola indrindra amin’ity fifidianana manakaiky ity.

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao Efa tena maika ho filoham-pirenena

24/08/2018

Ny lalàna no mametra ny hisolotena ny filoha raha hirotsaka hofidiana izy, ary efa miomana amin’izay ny fitondram-panjakana satria tsy azo havela amin’izao ny firenena fa handeha ny fifidianana, hoy i Rivo Rakotovao.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Tiam-bahoaka na henjehina aza

24/08/2018

Ao anatin’ny fifidianana isika amin’izao fotoana izao na tsy fotoanan’ny fampilezan-kevitra aza.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tandremo sao mijabaka

24/08/2018

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tsy dia misy hafatra marobe manao ahoana tiako ambara aminao aloha raha ny anio fa mba te hampitandrina fotsiny aho hoe ndrao voafandrika ka vaky andrina ee !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Hery ana habakabaka Nahazo fampitaovana manaraka ny toetr’andro

24/08/2018

Mankalaza ny faha-57 taona niorenany ny hery ana habakabaka amin’ity taona 2018 ity. Amin’izany indrindra ny nanokanana ny lohahevitra hoe “ny fampivoarana ny hery ana habakabaka fanamby iray ho fampandrosoana an’i Madagasikara”.

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny loza voajanahary Nampitomboina ny ivon-tseraseran’ny BNGRC

24/08/2018

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy Fort Duchesne ny ivontoeran-tserasera hiatrehana ny loza sy ny tandindon-doza eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Faha-10 taonan’ny FTMRAT Natomboka tamin’ny fiaraha-nisakafo

24/08/2018

Feno 10 taona ankehitriny ny nitsanganan’ny FTMRAT “Fikambanan’ny Tanora Mpanao Rugby eny Ambany tanàna” tarihan’i Naina Be « Rakotondrafara Jean Heriniaina ».

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rugby Amboaran’ny Ben’ny tanàna 2018 Milamina ny fanatontosana ny famaranana amin’ny alahady izao

24/08/2018

Nambaran’ny talen’ny kolontsaina sy ny fiainam-pirahamonina eo anivon’ny CUA “Kaominina Antananarivo Renivohitra”, Andriamisa Raminohe Patrick,

Hamaky ny tohiny...

Telma Coupe de Madagascar 2018 eto Analamanga Nafindra etsy Mahamasina anio zoma ireo lalao roa

24/08/2018

Raha efa nofaritan’ny FMF « Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy » tamin’ny antsapaka natao teny Andraharo tamin’ny alatsinainy 20 aogositra teo fa

Hamaky ny tohiny...

Edito

Famisavisana ny ratsy !

24/08/2018

Mazava io ny isan’ny kandida hirotsaka ho filoham-pirenena, ary andrasana indray ny antsapaka momba ny filaharan’ny kandida ao anaty bileta tokana. Raha ny habetsany aloha,

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Mpitatitra sy mpiaro ny zon’ny mpanjifa Nitambatra ary handray fanapahan-kevitra

24/08/2018

Omaly alakamisy no nanao fanambarana niraisana tetsy Ambodivona ireo fikambanan’ny koperativan’ny fitaterana mivondrona ao amin’ny zotra an-drenivohitra sy ny manodidina (UCTU, UCTS) sy ny mpampanofa fiara ary ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa MCI sy RNDC.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Havizanana tafahoatra 5 isan-kerinandro ireo marary manatona tobim-pitsaboana

24/08/2018

Mihabetsaka ireo olona lasibatry ny havizanana tafahoatra amin’izao ( fatigue generale).

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Sekoly ambony momba ny varotra sy ny fifaninanana Mpandraharaha matihanina amin’ny fanondranana no tanjona

24/08/2018

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria Antaninarenina ny mpianatra andiany faha-10 tao amin’ny sekoly ambonin’ny varotra sy ny fifaninanana (INCC).

Hamaky ny tohiny...

Fanomanana ny fidiran’ny mpianatra Velon-taraina sahady ny ray aman-dreny

24/08/2018

Efa miomana sahady amin’ny fidiran’ny mpianatra taom-pianarana 2018-2019 ny ankamaroan’ireo ray aman-dreny ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Laza adina bakalorea Tsy misy atahorana fa voaaro tsara

24/08/2018

Telo andro anio zoma no natoka-monina ireo mpampianatra nandrafitra ny laza adina Bakalôrea ankapobeny sy teknika izay hotontosaina eto amintsika manomboka ny 17 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

TSY AO ANATY LISITRA AKORY

24/08/2018

Maro amin’ny mpifidy no tsy nijery akory ny anarany tao anaty lisi-pifidianana izay efa ela no nikatona.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Tanora malagasy

24/08/2018

Volena fifaninanana mba hisian`ny kalitaon`ny vokatra Sarobidy loatra ny tanora ary tokony omena sehatra ahafahany mivoatra(Asa), ary manamafy ny fahaizany sy ny traikefa.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana