Fil d'actualités du 15/12/2018

  • 15/12/2018 - 11:00 : MARC RAVALOMANANA : Mahitsy, Faratsiho, Antsirabe no hanaovany fampielezan-kevitra anio mialohan'ny eny Mahamasina.

  • 13/12/2018 - 10:00 : ONJAM-PEO MIARA-MIAMPITA: Hisy ny fandaharana Miara-miampita iarahan'ny MBS Radio 95.4 fm, Radio Mada 102.8 fm, ToP Radio 102.8 fm, miampy radio maro manerana ny Nosy amin'izao ora izao.

  • 13/12/2018 - 09:30 : POLITIKA MALOTO: Misy ny fizarana vola 5 tapitrisa ho lehiben'ny distrika mba hanodikondina safidim-bahoaka, raha ny nambaran'ny kandida Ravalomanana tany Farafangana.

  • 12/12/2018 - 10:00 : POLITIKA MALOTO: Misy trakta, afisy, t-shirt hosoka haparitaka ary entina hanaratsiana ny kandida laharana faha-25 amin'izao fotoana. Efa nametraka fitarainana teny amin'ny mpitandro ny filaminana ny avy amin'ny K25.

  • 12/12/2018 - 09:30 : MBOLA RAJAONAH : Hampanantsoin'ny Bianco ny tenany saingy tsy fantatra mazava ny taratasin'ady, momba izany raha ny nambaran'ny mpisolovava azy Éric Rafidison ny herinandro lasa teo

  • 12/12/2018 - 09:00 : MARC RAVALOMANANA : Feno 69 taona katroka anio 12 desambra ny tenany. Miarahaba sy mirary soa azy handresy amin'ny ady hatrehany amin'izao fotoana izao satria miandrandra izany ny ankamatoan'ny Malagasy.

  • 10/12/2018 - 14:00 : CAN BEACH SOCCER: Hifandona amin'i Egypte ny Barean'i Madagasikara anio 10 desambra taorian'ny nandreseny 4-3 an'i Côte d'Ivoire omaly.

  • 10/12/2018 - 13:30 : MARC RAVALOMANANA: Tonga nanolotra seau, zinga, koveta ary savony ho an'ireo mpanasa lamba tao amin'ny bassin Bekiraro Andranomanalina i Lalao Ravalomanana sy ny K25.

  • 10/12/2018 - 13:00 : FAMPIELEZAN-KEVITRA: Mitarika ny fampielezan-kevitry ny kandida 25 Marc Ravalomanana teny amin’ny faritra Andavamamba, Bekiraro, Anosibe ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana amin’izao ora izao.

  • 10/12/2018 - 12:30 : BAOLINA KITRA: Tafiditra ao anatin’ireo mpilalao Afrikana mendrika indrindra tamin’iny herinandro iny ily mpilalao ny Barean'i Madagasikara Marco_Ilaimaharitra, Marco Ilaimaharitra, araka ny fandaharana navoakan’ny TV5 izay efa fanaon’izy ireo. 24 taona Ilaimaharitra ary milalao ao amin’ny Royal Charleroi Sporting Club any Frantsa.

Voir plus d'infos...

14/12/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20181009

Misongadina

Marc Ravalomanana Horaisintsika an-tanana ny firenena

09/10/2018

Niainga tetsy amin’ny foiben-toerana na ny QG tetsy Bel’air Ampandrana ny propagandin’i Marc Ravalomanana, kandida laharana faha-25 omaly,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Hary Andrianarivo Filohan’ny antenimieram-pirenena vonjimaika

09/10/2018

Tsy maintsy niala tamin’ny toerana amin’ny maha filohan’ny Antenimieram-pirenena azy i Jean Max Rakotomamonjy noho izy nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Diaspora avy any Eoropa Tonga hampandresy an-dRavalo

09/10/2018

Tonga an-tanindrazana ny ankamaroan’ireo Malagasy mpila ravinahitra any ampitan-dranomasina na ny Diaspora mivondrona ao anatin'ny KMMR Eoropa amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Solontenam-panjakana manao fampielezan-kevitra Mety hiafara amin’ny fanagadrana mihitsy

09/10/2018

Nisokatra omaly ny fampielezan-kevitra ary hifarana amin’ny 6 novambra amin’ny 12 ora alina.

Hamaky ny tohiny...

Fiatombohan’ny fampielezan-kevitra Hafa raha samy hafa

09/10/2018

Hatramin’izay naha tany ny tany angamba dia sambany no nisy toy izao eto amintsika izao.

Hamaky ny tohiny...

Imbiky Herilaza “Mikorontana ny fizotran`ny fifidianana”

09/10/2018

Raha fifidianana milamina sy manaraka ny fenitra demokratika rehetra dia raha dinihana, tsy feno izany fepetra izany. Mikorontana daholo ny tsy fifehezana ny fifandraisana sy fifanajana amin`ny samy fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

KMMR Moramanga Vonona hampandany 1er tour de vita ny kandida n°25

09/10/2018

Toy ny tany amin’ny faritra samihafa manerana ny nosy dia fiombonam-bavaka niraisana notontosaina tao amin’ny Tiko

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza manao an’io moa r’ireto a !

09/10/2018

Aza manao an’io moa r’ireto fa mampihomehy be a ! Hihihi..!! Tena tsikaiky aho marina e ! Inona ary ity ataonareo ity ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Filankevi-panjakana sy tribonaly misahana ny ady heloka Dinihina manokana ny momba azy

09/10/2018

Notontosaina tetsy amin’ny Motel Anosy omaly ny atrikasa fandinihana manokana ny fihodin’ny tribonaly misahana ny ady heloka (tribunal administrative) sy ny filankevi-panjakana (conseil d’Etat) eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Resaka elikoptera Manazava ny tale jeneralin’ny ACM

09/10/2018

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly alatsinainy 8 oktobra ny tale jeneralin’ny Aviation Civile de Madagascar Atoa Andrianalison James manoloana ny resabe mandeha mikasika azy ireo ny amin’ny tsy namoahana alalana hahafahan’ireo angidimby miisa valo

Hamaky ny tohiny...

Sport

Baolina kitra Malagasy Hanomboka ny 01 desambra 2018 ny taom-pilalaovana vaovao

09/10/2018

Nambaran’ny filohan’ny Federasiona Malagasin’ny Baolina Kitra, Andriamiasasoa Doda, teny Mahamasina taorianan’ny famaranana ny Telma Coupe de Madagascar 2018 ny alahady 7 oktobra teo fa hanomboka amin’ny 01 desambra 2018 izao ny taom-pilalaovana eo amin’ny taranja baolina kitra Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Championnats nationaux du Sport Scolaire 2018 Mbola nanjakan’ny DREN Atsimo Andrefana indray

09/10/2018

Mbola nanjakan’ny DREN Atsimo Andrefana toy ny tamin’ny andiany voalohany notontosaina tany Mahajanga indray ny fifaninanana nasionaly fiadiana ny Tompondakan’ny Fanatanjahantena an-tsekoly

Hamaky ny tohiny...

Lalao Fitaizam-batan’ny mpiasam-panjakana “Asief” Any Antsiranana no hanatanterahana ny andiany faharoa

09/10/2018

Nikatona tamin’ny lanonana fizarana an’ireo medaly sy amboaran’ireo nandresy tao amin’ny Foyer des Jeunes Cité Canada tamin’ny sabotsy 6 oktobra teo ny lalao fitaizam-batan’ny mpiasam-panjakana “Asief”

Hamaky ny tohiny...

Edito

« Misaotra tompoko ! »

09/10/2018

« Raha misy manome zavatra ho anao, kingà miteny hoe misaotra tompoko ! », hoy ny tsianjerin’ny ankizy sy ny zaza.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Mpampianatra mpanabe eto Madagasikara Miaina anaty fahasahiranana tanteraka

09/10/2018

Efa am-polony taona maro no namoronan’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fanabeazana sy ny siansa ary ny kolontsaina (UNESCO) ny andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra mpanabe.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana eto Madagasikara Tsy mifanaraka amin’ny tena zava-misy marina

09/10/2018

Natolotra teny amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena tamin’ny zoma 5 oktobra lasa teo ny fehin-kevitra nivoaka nandritra ny fikaonan-doha 3 andro nataon’ny mpampianatra mivondrona ao amin’ny SEMPAMA Nosy.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Faribolan’ny mpandalina ny hary Vonona hiara-kiasa amin’ireo kandida 36

09/10/2018

Nampahafantarina omaly alatsinainy 8 oktobra tetsy amin’ny Bistrot Antsahavola ny boky mirakitra ireo fehin-kevitra tapaka tao anatin’ilay loabary an-dasy nijeren-dry zareo avy eo anivon’ny faribolan’ny mpandalina ny hary eto Madagasikara (CREM)

Hamaky ny tohiny...

Iniah sy Allkiniah Hampirevy amin’ny « Seho Rock maro loko »

09/10/2018

Efa betsaka ny tanora tia sy mirona amin’ny mozika rock eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

MATIN’NY TOAKA

09/10/2018

Olona roa no matin'ny toaka tao anatin'ny andro iray. Ny alahady teo no hita ny vatana mangatsiakan'izy ireo ka ny voalohany dia tetsy Masindray ary ny faharoa tetsy Ambohimanga-Rova.

Hamaky ny tohiny...

KANDIDA MIARA-MIASA

09/10/2018

Tsy hay intsony na vokatr’ilay isan’izy ireo be loatra na inona fa dia toy ny tsy ampy intsony ny isan’ireo fiara azo hanaovana fampielezan-kevitra satria dia kandida 2 samihafa omaly no nahitana peta-drindrina tamina fiara tokana. Hafakely mihitsy ity fotoam-pifidianana indray mitoraka ity.

Hamaky ny tohiny...

BAOLINA KITRA

09/10/2018

Hihazo an'i Guinée Equatoriale anio amin'ny 11 ora alina ao Paris (00h eto Madagasikara)

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Mpivarotra eny amin’ny cité Mahamasina Hafindra eny Namontana

09/10/2018

Nihaona mivantana tamin’ny delegen’ny Boriborintany fahefatra omaly ireo mpivarotra amoron-dalana nesorina tetsy amin’ny cité Mahamasina ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

CNaPS - FLM Vohipeno An-jatony ireo mpianatra ao amin’ny SEFAFI nahazo fiofanana

09/10/2018

Seha-pamokarana lehibe fototry ny fampandrosoana eto Madagasikara ny fambolena sy ny fiompiana izay hiantsorohan’ny 80%-n’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana