Fil d'actualités du 16/11/2018

  • 16/11/2018 - 11:30 : BAOLINA KITRA: Efa nigadona eto Madagasikara omaly ny ekipam-pirenena Soudanais hiatrika lalao miverina amin'ny Barea de Madagascar, fifanintsanana hiatrehana ny CAN 2019 any Cameroun.

  • 16/11/2018 - 11:00 : KABARY: Anio 16 Novambra 2018 no Fankalazana ny ivon'ny faha-55 taona ny FIMPIMA izay tanterahina eny amin'ny Akademia Malagasy Tsimbazaza. Nandritra ity fankalazana androany ity ihany koa no nanendrena ireo birao foibe FIMPIMA mandritra ny 4 taona ho avy.

  • 16/11/2018 - 09:00 : MPITANDRO FILAMINANA: Hisy fanambarana lehibe hatao ao amin'ny Toby Ratsimandrava anio maraina.

  • 15/11/2018 - 14:00 : CENI: Hiroso amin'ny fampitahana na "confrontation" an'ireo PV an-tsoratra, ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana anio manomboka amin'ny 3ora tolakandro ka miantso, ireo kandida, ny fiarahamonim-pirenena, ny mpanao gazety hanatrika izany.

  • 15/11/2018 - 11:30 : LALAO RAVALOMANANA: Tonga nijery ireo fanotofana tany tsy aradalana teny Andranomahery ny ben'ny tanana Lalao Ravalomanana androany.

  • 15/11/2018 - 11:00 : FAMPIANARANA AMBONY: Nisokatra androany maraina ary haharitra 2 andro ny fampiratiana momba ny sekoly sy fampianarana ambony tsy miankina na ny "Salon des études supérieurs" karakarain'ny Madajeune, ahitana mpandray anjara manodidina ny 70.

  • 15/11/2018 - 10:45 : CENI 15 NOVAMBRA 2018 10H23 BV 20061 / 24852 (80.72%) MPIFIDY VOASORATRA ANARANA: 8005632 / 9913599 VATO MANAN-KERY: 4003476 TAHAM-PANDRAISANA ANJARA: 54.03% - RAJOELINA Andry Nirina : 1588543 soit 39.68% - RAVALOMANANA Marc: 1424466 soit 35.58% - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 324465 soit 8.10% - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 52063 soit 1.30%

  • 15/11/2018 - 09:30 : BAOLINA KITRA: Manomboka anio amin'ny 10 ora maraina ny fivarotana ny tapakila Tribune Latérale ho an'ny lalao ihaonan'ny Barea de Madagascar amin'ny Sokoor Al Jedian du Soudan ny Alahady 18 Novambra 2018. Izany tapakila izany dia afaka jifaina eny Isoraka amin'ny vidiny 50.000 ariary.

  • 14/11/2018 - 11:30 : PESTA: Mahatratra 12 hatramin'izay no namoy ny ainy noho ny aretina PESTA teto amintsika ho an'ity taona ity.

  • 14/11/2018 - 10:30 : ANTSIRABE: Vato tsy ara-dalana nilanja 667 kg no saron’ny Zandary teo anivon’ny BPR Vakinankaratra ny alatsinainy 12 novambra, tao amin’ny sakana mahazatra tao Anjazafotsy-Betafo.

Voir plus d'infos...

15/11/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20181025

Misongadina

Manifesto an-dRavalomanana Misy maka tahaka sahady

25/10/2018

Miharihary ny tsy fahamatorana misy eo amin’ny mpanao politika Malagasy amin’izao fotoanan’ny fampielezan-kevitra izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Kandida 26 hivory eny Ivato Mikasa hanangana tetezamita…

25/10/2018

Hivory eny amin’ny CCI Ivato ireo kandida 26 mitaky ny fanemorana ny fifidianana anio alakamisy 24 oktobra raha tsy misy, ka vahoaka an’arivony mpanara-dia no hanampy tosika azy ireo, raha ny nambaran’ny Kandida Tabera Randriamanantsoa.

Hamaky ny tohiny...

Fanesorana an-daharana kandidà Tena ho sahy ve ny HCC ?

25/10/2018

Ny lalàna dia mamaritra fa mandritra ny fe-potoan’ny fifidianana, ka tafiditra amin`izany ny fampielezan-kevitra, dia

Hamaky ny tohiny...

Fanomanana fifidianana tsy tomombana Azo vahana tapakandro, hoy ny ABA

25/10/2018

Tsy vao izao no nisy tsy fahatomombanana ny fanomanana ny fifidianana, hoy ny filohan’ny antoko politika Antokom-Bahoaka Malagasy (ABA), Dany Rakotoson. Ny nampiavaka azy fotsiny dia izy be loatra angamba tamin’ity.

Hamaky ny tohiny...

Tompon’andraiki-panjakana hotorian’ny DFP Mety hihoatra ny 100

25/10/2018

Miditra amin’ny herinandro fahatelo ankehitriny ny fampielezankevitra, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP).

Hamaky ny tohiny...

Fandehanana mifidy Sahia mijoro sy mandray andraikitra !

25/10/2018

Amin’izao ankatoky ny fifidianana izao dia tsara ny mampahatsiahy fa zo sy adidy ny mifidy. Amin’ny maha zo azy dia ny olona voasazy ihany no tsy mahazo mifidy, na ny olona izay heverina fa tsy manana fahefana ara-tsaina hanao izany.

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana an’i Madagasikara Ny fandaharanasan’i Dada no matotra indrindra

25/10/2018

Tsy takona afenina intsony fa loharanona aingam-panahy ho an’olona maro Atoa Marc Ravalomanana sy ny fandaharanasany.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Hamono tena aho hampandrosoana ny firenena

25/10/2018

Ny andron’ny omaly moa, dia tany Tanambe, Andilamena, Mahazomana, Maevatanàna, Mahajanga no nanaovan’i Marc Ravalomanana fampielezan-kevitra, ary an’aliny maro na an’hetsiny mihitsy aza ny vahoaka nandray azy tamin’ireo toerana ireo.

Hamaky ny tohiny...

Firaisamonim-pirenena Mitsipaka ny fanemorana ny fifidianana…

25/10/2018

Nanao fanambarana mikasika ny raharaham-pifidianana ankehitriny ny fikambanana ROHY sy ny Transparency International Initiative Madagascar omaly tetsy Ambatonankanga.

Hamaky ny tohiny...

Olom-pirenena Leo krizy…

25/10/2018

Tsy dia mahataitra ny olona ny kajikajy politika mandeha eo amin`ny tontolon`ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Kandidà 26 Hotanterahina anio ny fihaonambe

25/10/2018

Anio no hotanterahina eny amin`ny CCI Ivato ny Fihaonambe ho an`ny fiandrianana na “conference souveraine” karakarain`ireo kandidà 26.

Hamaky ny tohiny...

Politika eto Madagasikara Tena hiasan’ny demonia…

25/10/2018

Tsy finoanoam-poana fa tena mitombina tokoa ny voalazan’ny Baiboly amin’izao fotoana, raha hampifandraisina amin’ny tontolo politika sy ny fiainam-piarahamonina Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Fivorian’ny Antenimieram-pirenena omaly Niompana tamin`ny fampindramam-bola an`i Madagasikara

25/10/2018

Volavolan-dalàna miisa 4 mahakasika manokana ny Fampindramam-bola an’i Madagasikara no nolanian`ireo ireo solombavambahoaka tetsy amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly.

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka malagasy Hanafay mpanao politika indray

25/10/2018

Rehefa nodinihina ny fihetsiky ny Malagasy hatramin’izay, hoy ny mpanao politika iray, dia tsy dia hoe tsy fahatongavan-tsaina

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpiasan’ny fadin-tseranana sy fitsarana Mikaon-doha handinihana ireo hetra tsy hita

25/10/2018

Nikaon-doha tetsy Tsaralalana omaly ireo mpiasan’ny minisiteran’ny Fitsarana sy ny mpiasan’ny fadin-tseranana manoloana ireo raharaham-pitsarana mety misy eo anivon’ny fadin-tseranana.

Hamaky ny tohiny...

Sambo rendrika tany Marovoay Fatim-behivavy 3 no hita

25/10/2018

Tafakatra telo hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay ny isan’ireo faty hita tany Marovoay nandritra ny faharendrehan’ilay sambo Amboara tany an-toerana ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Zaikabe faharoapolon’ny FKTLM tany Toliara Nahatratra 12.000 ireo tanora nandray anjara

25/10/2018

Nifarana ny alahady 21 oktobra teo tany Toliara rehefa naharitra hadimiana ny zaikabe faha-20 an’ny Fikambanan’ny Kristianina Tanora Loterana Malagasy (FKTLM).

Hamaky ny tohiny...

Sport

Basket N 1 A Miala sasatra kely anio fa hiatrika 1/4-dalana

25/10/2018

Miala sasatra kely anio alakamisy 25 oktobra ireo mpifaninana lahy sy vavy miatrika ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2018 taranja basikety sokajy N1 A taorian’ny fahavitan’ny andro faha-6 tamin’ny fifanintsanam-bondrona omaly alarobia 24 oktobra. Miditra amin’ny lalao 1/4-dalana rahampitso zoma 26 oktobra ny fifaninanana.

Hamaky ny tohiny...

Maharitra Ali Petera Filohan’ny fileovana rugby Hiza 17

25/10/2018

Nambaran’Atoa Maharitra Ali Petera filohan’ny fileovana rugby Hiza 17 hatramin’ny taona 2017, tamin’ny firesadresahana taminy teny amin’ny kianja Malacam Antanimena raha nanotrona ity ekipa

Hamaky ny tohiny...

Edito

Velirano very sahady

25/10/2018

Betsaka ny fanehoan-kevitra avy amin’ny olom-pirenena, mpanao politika, mpitondra fivavahana, mpandraharaha, rehefa mety ho malagasy mikasika ny toetra tokony hananan’ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Sehatra harena ankibon’ny tany Manome 1 hatramin’ny 5% monja amin’ny harinkarena faobe

25/10/2018

Ampahafantarina nanomboka ny alatsinainy eny amin’ny Mining Business Center Ivato ny harena ankibon’ny tany Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fiaingan’ny toekarena Azo ahena ny sehatra fambolena

25/10/2018

Na dia nahitana fitomboana kely ary ny fandraharahana amin’ny sehatry ny orinasa dia tsy amin’ny tokony ho izy eto Madagasikara. Manome 15% monja amin’ny tahan’ny harinkarena faobe ny sehatra Indostria.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Tovovavy roa nisy namono Niteraka savorovoro tao Andapa

25/10/2018

Mafampana ny toe-draharaha any Andapa any ankehitriny. Raha ny fampitam-baovao dia mihorohoro ny ao an-tanàna noho ny resaka tifitra nandratra olona maro nataona zandary.

Hamaky ny tohiny...

Fenoarivo Atsinanana Polisy telo lahy matin'ny fitsaram-bahoaka

25/10/2018

Nanatanteraka iraka tany Fenoarivo Atsinanana ireo polisy ara-toekarana na “Police Économique” miasa ao Toamasina no nataon'olona fitsaram-bahoaka rehefa nanao "perquisition" na fisavana, izay tamin'ny fomba ara-dalàna,

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

Politika

25/10/2018

Nanao fanambarana indray omaly ry zareo avy eo anivon’ny fivondronan’ireo hetsiky ny fiarahamonim-pirenena, Rohy, fa tsy manaiky ny hanemorana ny fifidianana. Tsy ara-dalàna izany, hoy izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Tsy fahampian’ny kara-panondrom-pirenena Tsy andraikitry ny tranompirintim-pirenena, hoy ny taleny

25/10/2018

Mbola misy kaominina nandrenesana feo ihany tato ho ato fa tsy maharaka ny filan’ireo mponina feno 18 taona ao aminy ny isan’ireo kara-panondrom-pirenena voarainy.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fandraharahana amin’ny sehatra fambolena eto Madagasikara Hiantoka amin’ny fampandrosoana ara-toekarena

25/10/2018

Tsy mitsahatra ny fitombon’ny mponina eto Madagasikara kanefa tsy mifanaraka amin’ny famokarana izany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana