Fil d'actualités du 18/04/2019

  • 18/04/2019 - 12:30 : MANJAKAMIADANA: Hikatona ny fahafahan'ny daholobe mitsidika rehefa manomboka ny fanamboarana ny Rova, fa ny fiangonana kosa hivoha hatrany.

  • 18/04/2019 - 12:00 : FADINTSERANANA MALAGASY: Voatendry Tale Jeneraly Atoa Lainkana Zafivanona Ernest, araka ny tapaky ny Filankevitry ny minisitra.

  • 18/04/2019 - 11:30 : TAZOMOKA: Ankizy miisa 7 no namoy ny ainy noho ny tazomoka tao amin'ny Kaominina Ampaharimaina Ambohimandrosoa ao amin'ny Distrikan'Amparafaravola.

  • 18/04/2019 - 11:00 : CFM: Hidina ifotony any amin'ny faritra 22 hampahafantatra ny sata mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny vahoaka sy ny kandida ny eo anivon'ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy na ny CFM ny 24 aprily ho avy izao.

  • 18/04/2019 - 10:30 : RALLYE PASSION: Miisa 35 ireo ekipazy handray ny fiaingana anio amin'ny 12:15 hitandahatra ao Antsirabe, ary hiatrika ny "Epreuve Spécial" Vatofotsy.

  • 18/04/2019 - 10:00 : HAZAKAZAKA FIARAKODIA-RALLYE PASSION ANTSIRABE: Hanomboka anio 18 aprily ary haharitra telo andro ny Rallye Passion, izay tafiditra anatin'ny dingana voalohany amin'ny fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara.

  • 17/04/2019 - 11:00 : BAOLINA KITRA: Tafiakatra 18 ny baolina matin'ilay mpilalao Malagasy Carolus, izay milalao ao amin'ny Klioba Al-Adalh any Arabie Saoudite.

  • 17/04/2019 - 10:30 : ANDRIAMPOTSY FENOARIVOBE: Olona 4 tototry ny tany no mbola tsy ao ambanin'ny tany amin'ity Kariera ao Fenarivobe Bongolava ity. 10 izy ireo no niara-tototra tao anaty lavaka sy tionelina 19m eo ho eo. Mety hatsahatra ny fikarohana ary asiana tsangambato hahatsiarovana ireo efatra tsy hita eo amin'ilay fitrandrahana volamena.

  • 16/04/2019 - 12:00 : FRANTSA: Hanolotra 200 tapitrisa euros ho fanarenana ny Katedraly Notre-Dame de Paris izay vakoka iraisam-pirenena may omaly ny fianakaviana Arnault, mpanefoefo ao Europe ary tompon'ny marika Louis Vuitton.

  • 16/04/2019 - 11:30 : KOLIKOLY: Olona roa no fantatra fa naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjan’ i Marofoto ao Mahajanga ny 10 aprily 2019 lasa teo. Fanaovana sy fampiasana diplaoma hosoka vesatra hanenjehana azy ireo, ka tompon’andraikitra iray avy ao amin’ny sampandraharahan’ny jono ao Boeny ary ny iray avy ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga no voakasik’izany.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190222

Misongadina

Fifidianana solombavambahoaka Vonona tanteraka ny TIM- K25

22/02/2019

Mifanaraka tsara ary efa vonombonona tanteraka hiatrika ny fifidianana solombavambahoaka hotanterahina amin’ny 27 mey 2019 izao ny K 25 manontolo tarihan’ny antoko TIM.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Vina IEM Hanahirana ny fanatanterahana azy

22/02/2019

Maro ireo mpanao politika tafiditra sy mikasa hiditra ao anatin’ny fitondrana Rajoelina. Mety hisy hahita izany ho lojika satria politika ny fitantanana firenena.

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana TGV Serasera sy sandry fotsiny…

22/02/2019

Taorian`ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo, nivoaka ny anaran`ireo tompon’andraikitra ambony handrafitra ny governemanta Ntsay.

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana ankehitriny Fisamborana no misongadina, hoy ny Natiora

22/02/2019

Ho feno 10 taona amin’ity taona ity ny antoko politika Natiora tarihin’ny filohany, Mihari Ni Recho.

Hamaky ny tohiny...

Fametrahana ireo governora Mety hananosarotra

22/02/2019

Raha fintinina, tsy misy mpanohitra hatreto ny fitondrana Rajoelina. Sady an’ny filoham-pirenena ny fahefana mpanao lalàna no mpanapa-kevitra.

Hamaky ny tohiny...

Fizarana seza anatin’ny fanjakana Mahazo tombony ireo mpahay lalàna

22/02/2019

Niraradraraka ny fanendrena tompon’andraikitra ambony tamin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 20 febroary teo. Anisan’izany ireo tompon’andraikitra ambony amina minisitera maromaro.

Hamaky ny tohiny...

Razafimanantoanina Mamitiana Ben’ny tanàna vonona ho solombavambahoaka

22/02/2019

« Ho kandidà solombavambahoaka ny tenako amin’izao fifidianana izao ho mariky ny fampandraisana andraikitra ny tanora amin’ny fitantanan-draharaha sy fampandrosoam-pirenena mifanaraka amin’ny tarigetran’ny fitondrana ankehitriny »

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Asan’ ny Psikology Efa misy sahy misandoka ihany koa

22/02/2019

Nitsangana tamin’ny volana novambra 2018 ny holafitry ny Psikology ary misy mpikambana miisa 17 amin’izao.

Hamaky ny tohiny...

Asa fiambenana sy fiarovana Miha mahazo vahana eto Madagasikara

22/02/2019

Mihamahazo vahana hatrany ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Ankoatra ny fakana an-keriny dia misy hatrany ny fanafihana mitam-piadiana. Saika mametraka ny fitokisany amin’ireny orinasa tsy miankina manao asa fiambenana ireny ny ankamaroan’ny olona.

Hamaky ny tohiny...

Asa fiambenana sy fiarovana Miha mahazo vahana eto Madagasikara

22/02/2019

Mihamahazo vahana hatrany ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Ankoatra ny fakana an-keriny dia misy hatrany ny fanafihana mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny...

Tsy fandriam-pahalemana Basy maro sy rongony 10 gony tra-tehaky ny polisy

22/02/2019

Mihanaka ny zavamahadomelina, maherin'ny folo gony ny rongony tratran'ny haraton'ny polisim-pirenena, nandritra ity volana febroary ity. "10 gony no tratra tany Ihosy.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Lalao hifaninanan’ireo ministera Ho avy koa ny fanorona, ny katro ary kabary

22/02/2019

Hampidirina holalaovin’ireo mpiasam-panjakana ara-dalàna ao anatin’ny fanatanjahantena karakarain’ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires ) ihany koa manomboka izao ny katro sy ny fanorona ary ny kabary.

Hamaky ny tohiny...

Baolina Kitra CAN 2019 Mihetsiketsika i Tinoka Robeto sy Nicolas Dupuis

22/02/2019

Fantatra fa amin’ny 2 martsa 2019 ho avy izao no hihaona sy hifampidinika amin’ny « Comité de normalisation du foot-ball Malagasy »

Hamaky ny tohiny...

Famaranana baolina kitra Matsiatra Ambony Hiezaka tsy hamotsotra ny amboara ny Zanakala Fc

22/02/2019

Hangotraka ny ao amin’ny kianja maoderina ao Ampasambazaha Fianarantsoa amin’ny alahady 24 febroary ho avy izao,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Atomboy avy any ambony ny ohatra !

22/02/2019

Mendri-piderana ny fihetsiky ny fitondram-panjakana, indrindra fa ny filoham-pirenena naneho fa tsy hisy fandeferana na « tolérance zéro » eo anatrehan’ny trangana kolikoly ataon’ny mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

MANDRAKA RN2 Fiara be 5 niara-nihitsoka

22/02/2019

Sahirana ny mpampiasa ny lalam-pirenena faharoa, omaly alakamisy 21 febroary antoandro.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Oniversiten’Antananarivo Kandida 3 hifaninana ho filoha

22/02/2019

Kandida miisa 3 no hifaninana amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny oniversiten’Antananarivo hisolo ny Profesora Ramanoelina Panja, izay efa nahavita taom-piasana miisa roa.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Orinasa Sirama Mila vatsiana fitaovana

22/02/2019

Taorian’ireny fanambarana nataon’ny mpiasan’ny SIRAMA nisesisesy ny amin’ny tsy fahazotoana miara-miasa amin’ny Kaompania Vidzar sy ny fangatahana tolobidy lavitry ny kolikoly ireny, dia efa nisy ny solontenan’ny fanjakana nijery ifotony ny raharaha.

Hamaky ny tohiny...

Sehatra fizahantany Hampahafantarina ny mampiavaka ny any Atsimo

22/02/2019

Hanatsara indray ny fizahantany ny fisokafan’ny zotram-piaramanidina La Réunion – Fort Dauphin – Tuléar.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Kolontsaina an-tanàn-dehibe Hatao fandaharana amin’ny onjam-peo ny “Riman’Art B”

22/02/2019

Fandaharana ara-kolontsaina vaovao mandeha ao amin’ny onjam-peo MBS Radio 95.4FM sy ny Radio Mada 100.8FM ny « Riman’Art B » hanasongadinana ny kolontsaina an-tànan-dehibe, toy ny Rap, R&B, Roots, Reggae,....

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Tsy fandriampahalemana eto Antananarivo Nidina ifotony ny praiminisitra

22/02/2019

Ny alin’ny 20 febroary 2019 dia nidina ifotony nijery ny fandrindrana ny lamina napetraka amin’ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny Tafika Malagasy,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fandraisana ireo traboinan’ Ampamarinana Efa feno ny « village Voara »

22/02/2019

Fianakaviana marobe mivangongo amina tranoheva miisa folo traboina avy etsy Ampamarinana vokatry ny fianjeran’ny vatobe no fantatra fa mbola tavela etsy amin’ny Infp Mahamasina amin’izao ary tsy nahazo fanampiana avy amin’ny fanjakana intsony.

Hamaky ny tohiny...

Traboinan’Anosibe Andrefana II Nokarakarain’ny kaominina

22/02/2019

Nitondra fanampiana ho an’ireo traboina vokatry ny hain-trano tao Anosibe Andrefana II ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny alatsinainy 19 febroary 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Vidin-kazo Ahiana hiakatra avo roa heny…

22/02/2019

Tsy mbola misy fiantraikany mivantana amin`ny mpanao fanaka sy mpivaro-kazo ny fanapahana navoakan`ny minisiteran`ny tontolo iainana sy ny ala tamin`ny 29 janoary lasa teo, izay mandrara ny fanapahana hazo eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fadin-tseranana eny Ivato Nohatsaraina ny fomba fiasa

22/02/2019

Taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola, Richard Randriamandranto, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato tamin’ny farany teo dia nisy ny fanomezana torolalana sy baiko ny amin’ny fanatsarana ny fomba fiasan’ny fadin-tseranana.

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny famotsiam-bola Hitsirika ireo sehatra tsy ara-dalàna ny SAMIFIN

22/02/2019

Misy sehatr`asa, faritra… hisian`ny famotsiam-bola eto Madagasikara. Hatramin`izay miainga amin`ireo rafitra mpikirakira vola na ireo sehatr`asa natao hanao fanambarana na rafitra voara-maso ny fitsirihana ataon`ny sampana misahana ny ady amin`ny famotsiam-bola (SAMIFIN).

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana