Fil d'actualités du 22/10/2019

  • 22/10/2019 - 15:00 : FANDRIAM-PAHALEMANA: Nanatanteraka atrikasa ho fampahafantarana ny didy aman-dalàna mifehy ny asa sahaniny amin'ny fampandriana fahalemana eo amin'ny faritra misy azy ny miaramila ao amin'ny ZRPS BRAVO.

  • 22/10/2019 - 14:30 : NOSY BE ZAIVOLA:Manohy ny fifanatonana amin'ny mponina ny Fanjakana ary nandefa iraka manoakana ny Filoham-pirenena anio 22 oktobra hihaino sy hampilamina ny ahiahin'ny mponina.

  • 22/10/2019 - 14:00 : NOSY BE:Mpiasan’ny Jirama 04 mirahalahy tao amin’ny centrale thermique Diego Hely tao Nosy Be no tratra nangalatra Gas-oil.

  • 22/10/2019 - 12:00 : JOVENA:Nanao fanambarana ny Jovena fa ireto avy ny toerana ahitana solika Essence anio:- Domoina Tsaralalàna- By-Pass- Anosizato- Alakamisy Fenoarivo- Haingo Antanimena- Mazava Ambohimangakely- Ambatolaona- Takariva Ivato- La Digue- Antaninandro- Ampanotokana Mahitsy-Ankazobe- Androndrakely- Mevasoa Andrefan'Ambohijanahary- Akona Ambohimanambola- Ampasika-Vonjy Ankazomanga- Tantely Ankorahotra- Imaitsoanala Ambohijatovo- Ambonisoa Itaosy- Hezaka Ambodimita- Tatsinanana Ampasampito- Anosiala Ambohidratrimo- Ilafy- Ivandry- Valasoa Ambatomainty.

  • 22/10/2019 - 11:30 : ONIVERSITE ANKATSO:Misokatra ny fanaterana ny antontan-taratasy hidirana ho taona voalohany ao amin'ny Facultés des lettres et Sciences humaines, amin'ny Université eny Ankatso, Antananarivo.

  • 22/10/2019 - 11:00 : FILAZANA:Ho fandaminana ny fifamoivoizana dia tapaka ny làlana eo anelanelan'ireto toerana ireto:BATISTOCK Andraharo sy ny rond point Tsaramasay anio Talata 22 Oktobra.

  • 22/10/2019 - 10:30 : FIDINANA IFOTONY:Nidina ifotony nijery ny fitsinjarana solika ny Ministra Vonjy ANDRIAMANGA sy ny Tale Jeneralin'ny OMH. Noamafisiny fa tsy misy olana ny tahiry ary nanentana izy ny mba hakan'ny mpanjifa izay fatra fampiasa mahazatra hisoroana ny tsy fisian'ny solika.

  • 22/10/2019 - 10:00 : FANATANJAHANTENA:Amin'ny Asabotsy izao ny fanokafana ny lalao voalohanay amin'ny "Pro ligue"izay ifandonan'ny CNaPS Sport sy FCA Ilakaka.

  • 22/10/2019 - 09:30 : BAKALOREA:Hanomboka rahampitso ny fiodinana faharoan'ny bakalorea hoan'ireo tsy afaka ny fiodinana voalohany,miisa 97136 ireo mpiadina mbola hiatrika an'izany.

  • 22/10/2019 - 09:00 : JIRAMA:hisy fatapahana ny jiro anio Talata 22 Oktobra manomboka amin'ny 9ora ka hatramin'ny 4 ora tolak'andro eny amin'ireto toerana ireto:Ampahimanga,Morarano,Ambohimanambola.

Voir plus d'infos...

22/10/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190618

Misongadina

27 lahy eny Tsiafahy Hampiady ny Miaramila sy ny Mpitsara

18/06/2019

Ampihorohoroana ny mpitsara mba hamoaka ireo miaramila 27 naiditra am-ponja noho ny raharaha famonoana olona miisa 3 avy any Ambohimahasoa natsipy tao amin’ny reniranon’i Onive teny Ampitatafika distrikan’Antanifotsy hita ny 31 mey teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Vina IEM Lasa vono HVM

18/06/2019

Toy ny manondraka rano an-damosin’ny gana daholo ankehitriny ireo vondrona sy antoko politika ary rafitra hafa miantso fifamelana amin’ny fitondrana ankehitriny ary tsy mahagaga raha miaiky

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Mbola mitohy ny zarazarao hanjakana !

18/06/2019

Ankatoka ny fankalazana ny faha-59 taona nahazoan’ny Malagasy ny fahaleovantena. Mino aho, hoy ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy,

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Tsy afa-miala bala intsony

18/06/2019

Nitombina tanteraka ny tenin-dRajoelina, roa andro monja taorian’ny latsa-bato natao ny 27 mey tany Frantsa, fa nahazo solombavambahoaka 80 ka hatramin’ny 90.

Hamaky ny tohiny...

Fandaniana volam-panjakana Mamahan-dalitra vahoaka ny mpitondra

18/06/2019

Ny vavan’ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy no nilaza rehefa nandeha ny kiana tamin’ny fandaniam-bola be nataon’ny mpitondra tamin’ny dian’ny filoha tany Sénégal ny volana martsa,

Hamaky ny tohiny...

Solontenan’ny mponin’Analalava Mitaky ny fangaraharan’ny valim-pifidianana

18/06/2019

Misy ny taratasy misokatra nalefan’ireo solontenan’ny mponin’ny distrikan’Analalava ho an’ny filoham-pirenena manoloana ny hoso-pifidianana niseho tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Ahoana ny hoaviny ?

18/06/2019

Mialoha ny faran`ny volana septambra ho avy izao no tokony hanatanterahana ny fifidianana ben`ny tanàna sy mpanolotsaina.

Hamaky ny tohiny...

Antoko sy vondron’antokon’ny filoha Ovaovaina isaky ny misy fifidianana

18/06/2019

Tsy manao hoe IRD intsony ny fampahalalam-baovao sasany miaraka amin’i Andry Rajoelina fa hoe IRMAR mantsy ireo depiote lany vonjimaika ho depiote araka ny valim-pifidianana navoakan’ny CENI.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Olan’ny fanaovan-gazety Malagasy Vonon-kanampy amin’ny famahana azy ny CAREA

18/06/2019

Hatramina mpisolovava dia mahamenatra fa misy tsy mahafantatra ny atao hoe Compagnie des arbitres rapporteur et expert agrée pour les cours et tribunaux de Madagascar na CAREA, izany hoe mpahay ny sehatra misy azy avy ary vita fianianana hatramin’izao, hoy ny mpikambana ao anatin’izany, Razaka Oliva.

Hamaky ny tohiny...

Fampidinana ny vidin-tsolika Nandamoka ny fifampidinihana hatreto…

18/06/2019

Nifampidinika teny amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ireo mpandraharaha ny solika omaly alatsinainy 17 jona.

Hamaky ny tohiny...

Arabe Andrianampoinimerina Analakely Voadio ny tatatra lehibe

18/06/2019

Tontosa ny fanadiovana sy fanamboarana tatadrano lehibe na ovoïde tao ambanin’ny Arabe Andrianampoinimerina eo Analakely.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rugby « Roi du Quartier » Nahery ny Ftm Manjakaray

18/06/2019

Rugby « Roi du Quartier » Nahery ny Ftm Manjakaray

Hamaky ny tohiny...

Edito

Edito Inona indray no kajy ?

18/06/2019

Tontosa indray aloha iny ny fanambarana ny voka-pifidianana tsy ofisialy fanindroany nataon’ny vaomiera misahana izany na ny CENI.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fahasalamana Marary fo ny 30 ka hatramin’ny 40 %-n’ny Malagasy

18/06/2019

Ny 30 ka hatramin’ny 40 %-n’ny olona eto amintsika no fantatra fa tratry ny aretim-po, izay tsy hanavahana taona. 10 ka hatramin’ny 20 isan’andro ho an’ny dokotera iray ny marary tonga manatona ny Institut d’hygiene social etsy Analakely.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

IKALA STEM Manampy ny vehivavy ho tia ny taranja siantifika

18/06/2019

Vitsy ireo vehivavy liana amin’ny taranja siantifika eto amintsika. Amin’ny ankapobeny, lehilahy avokoa no tena mirona sy milona bebe kokoa ao anatin’izany, antony nanosika ny fikambanana Ikala Stem hanatanteraka atrikasa etsy amin’ny le pavé Antaninarenina nanomboka, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

18/06/2019

Fatim-behivavy tokony ho eo amin’ny 18-20 taona eo no hitan’ny fokonolona teo amin’ny

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Herisetran’ny polisy tany Phoenix Etazonia Mangataka onitra 10 tapitrisa dolara ilay fianakaviana

18/06/2019

Niala tsiny noho ny fihetsika mahery nataon’ny polisy tamina fianakaviana mainty hoditra efa-mianaka ny ben’ny tanànan’i Phoenix any Etazonia.

Hamaky ny tohiny...

Egypta Maty teo am-pitsarana azy i Mohamed Morsi

18/06/2019

Afaka namaly ny fanontanian’ireo mpitsara nandritra ny 20 minitra ary dia nitambotsitra tampoka avy eo i Mohamed Morsi.

Hamaky ny tohiny...

Asa fampihorohoroana tany Syrie 12 no namoy ny ainy tao Alep

18/06/2019

Hatreto, miisa 12 no namoy ny ainy ary 15 no naratra mafy nandritra ny asa fampihorohorona nitranga tany Al Wadihi Alep, any Syrie, ny alahady alina hifoha alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Herinaratra azo avy amin`ny rano Manana tombony i Madagasikara

18/06/2019

Nosy efatra eto amin`ny ranomasimbe indianina miaraka amin`i Madagasikara no miara-midinika sy mizara traikefa ny amin`ny lafiny herinaratra.

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Vahaolana ny fahaiza-mifehy ny baingam-bola

18/06/2019

Tsy misy afa-tsy ny fahaiza-mifehy ny vola mivoaka mivezivezy ivelan’ny Banky na ny baingam-bola ankapobeny (Masse Monetaire) no ahafahana mifehy ny fidangam-bidim-piainana.

Hamaky ny tohiny...

Fanomezan-dra Mihena hatrany ireo mazoto manao azy

18/06/2019

Mbola tena ambany ny tahan’ireo olona mazoto manome ra maimaimpoana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ivato Tsy afaka handefa maimaimpoana ny CAN indray

18/06/2019

Ho fanajana ny fifanarahana manokana teo amin'ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny CAF, momba ny fandefasana ilay lalao fifaninanana baolina kitra CAN 2019 hatao any Egypta,

Hamaky ny tohiny...

Kilalao mampidi-doza eny an-tsena Ankizy telo no efa nampidirina hopitaly

18/06/2019

Ahitana karazana kilalao mampidi-doza miparitaka eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona izao.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Raharaham-pihavanana efa nandoavana 5 tapitrisa Miandry fitsarana any am-ponja ilay mpamily nahafaty tovolahy

18/06/2019

Maty momoka ny fifanarahana. Tsy misy idiran’ny fitsarana sy ny mpitandro filaminana ny raharaham-pihavanan’ny lozam-pifamoivoizana ny 9 jona teo, izay efa nandoavana 5 tapitrisa ariary manoloana ny fahafatesana.

Hamaky ny tohiny...

Mpanafika môtô sy “compteur”an’ny Jirama 300.000 Ariary no hofan’ny basy ao Toamasina

18/06/2019

Tratra niaraka tamin’ny jiolahy raindahiny tao an-tranony, tao Toamasina ny basy vita gasy miisa telo izay heverina ho io olona io ihany no mpanamboatra azy.

Hamaky ny tohiny...

Lalam-pirenena faha-34 Taksibrosy iray tratry ny tifitra variraraka

18/06/2019

Omaly alatsinainy 17 jona tokony ho tamin’ny 1ora maraina no nisy taksibrosy tany amin’ny RN34 avy any Miandrivazo hihazo an’Antananarivo no notifirin'ny dahalo.

Hamaky ny tohiny...

Trafikana vokatra fanondrana Jirofo halatra 8 taonina tratra niaraka amin’ny taratasy hosoka

18/06/2019

Mbola karohina ireo atidoha nikotrika ny taratasy hosoka saika hitondrana ilay voly fanondrana halatra 8.000 kg na 160 kitapo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana