Fil d'actualités du 11/12/2019

  • 11/12/2019 - 15:30 : REPOBLIKA:11 Desambra 2010-11Desambra 2019 feno 10 taona katroka amin'ity anio ity ny repoblika faha 4.

  • 11/12/2019 - 15:00 : ÏLES EPARSES:Nandritry ny famaranana ny Dinika ho an'ny Nosy Malagasy dia nanambara ny Filoham-pirenena: " Rehefa tsy azontsika izao ireo dia tsy ho azontsika intsony...,aoka izay ny adilahy politika sy hevitra tsy mitovy. Ndao hiara-hientana hametraka ho avy mamiratra ho an'ny taranaka....."

  • 11/12/2019 - 14:30 : MANDRITSARA:Androany alarobia 11 Desambra 2019 tokony tamin'ny 7ora sy sasany maraina teo nahitana Zaza mena nitsingevana teny amin'ny reniranon'i Mangarahara

  • 11/12/2019 - 14:00 : FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY:Firaisan-kinan'ny SECES manerana ny Nosy''HERINANDRO MATY'', hikatona tanteraka ny Oniversite rehetra manerana ny Nosy manomboka ny alatsinainy 16 Desambra ka hatramin'ny Zoma 20 Desambra.

  • 11/12/2019 - 11:30 : FIFIDIANANA KAOMINALY:Anio no fara-fandraisana ny atontan-taratasy fitoriana eny anivon'ny CENI.

  • 11/12/2019 - 11:00 : LOZAM_PIARAMANIDINA: Fiaramanidina Ethiopian Airlines DHC-8-400 hihazo an'i Addis-Abeba no niharan-doza tao Juda, Soudan atsimo

  • 11/12/2019 - 10:30 : FANATANJAHATENA:Tafiakatra amin'ny digana manasa-dalana ny Barea U20 rehefa nandresy an'i Maurice 2 noho iray.

  • 11/12/2019 - 10:00 : SERASERA:Lany teny amin'ny Antenimieram-pirenena omaly Talata 10 Desambra 2019 ny "Lalana mifehy ny serasera amin'ny haino vaky jery" (Loi sur la communication médiatisée). Ny eny amin'ny Antenimieran-doholona indray no handinika azy ity manomboka androany.

  • 11/12/2019 - 09:30 : MANDROSEZA:Zaza iray maty andrano tao amin'ny lakandranon'ny Mandroseza.

  • 11/12/2019 - 09:00 : JIRAMA:Ahitana fatampahan-jiro anio eny amin'ny faritra 67 ha noho ny antony fikojakojana ny trano-jiro isaky ny fotoana voafetra.Manomboka amin'ny 09 oa maraina ka hatramin'ny 4 ora folakandro.

Voir plus d'infos...

06/12/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190822

Misongadina

Depiote TIM “Tsy hiray tsikombakomba amin’ny ratsy izahay”

22/08/2019

Taorian’ny fivoriana niarahanay tamin’ny Birao politikan’ny TIM, dia nanapa-kevitra izahay Vondrona Parlemantera TIM,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ramboasalama Emilien “Mivadika amin`ny teniny ny filoham-pirenena”

22/08/2019

Ny fisian`ny lalana tsara lamina dia antoka mampitony ny sain`ny Malagasy ary mitombin-tsaina izy ireo manao ny asany.

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany “Tany tan-dalàna eto ka aoka hifanaja”

22/08/2019

“Mahavariana raha nanolotra lehiben`ny mpanohitra ny vondrona parlementera Tiako I Madagasikara”, hoy ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Tianarivelo Razafimahefa omaly tetsy amin`ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Kandida ho ben’ny tanàna Tsy maintsy nahaloa hetra ara-dalàna

22/08/2019

Voafaritra ao anatin’ny didim-panjakana laharana 2019-1541 tamin’ny 14 aogositra lasa mikasika ny fepetra mila fenoin’ireo kandida ny fanamarina fa nandoa hetra ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny...

Lalàna mifehy ny mpanohitra Holanian’ny depiote anio…

22/08/2019

Lahadinika tamin’ny fivoriambe teny amin’ny antenimieram-pirenena omaly ny volavolan-dalàna mifehy ny fanoherana, izay tsy natrehin’ireo depiote mpanohitra dia ny TIM.

Hamaky ny tohiny...

Masy Goulamaly “Ilaina ny antoko mpanohitra”

22/08/2019

Raha te hiaina ny demokrasia isika eto Madagasikara dia tokony hisy ny mpanohitra ao amin`ny antenimieram-pirenena. Nitondra ny heviny i Masy Goulamaly,

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna Havitrika sa mbola halaina ihany ny mpifidy ?

22/08/2019

Raikitra ihany ny fifidianana ben’ny tanàna sy ny fifidianana mpanolotsaina amin’ity taona ity taorian`ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Baleke Mbete-Kgositsile “Mila henoina ny hevitry ny rehetra raha te handroso”

22/08/2019

Natokana ho iray volan’ny vehivavy ny volana aogositra any Afrika Atsimo ka hisian’ny hetsika samihafa anehoana fa manana anjara toerana lehibe amin’ny fiarahamonina sy ny firenena ny vehivavy.

Hamaky ny tohiny...

Baleke Mbete-Kgositsile “Mila henoina ny hevitry ny rehetra raha te handroso”

22/08/2019

Natokana ho iray volan’ny vehivavy ny volana aogositra any Afrika Atsimo ka hisian’ny hetsika samihafa anehoana fa manana anjara toerana lehibe amin’ny fiarahamonina sy ny firenena ny vehivavy.

Hamaky ny tohiny...

Jeannot Randrianaina Kandidà ben’ny tanàna ao Mahitsy

22/08/2019

Nilaza ny fahavononany amin’ny filatsahan-kofidiana ho ben’ny tanàna ao Mahitsy, atoa Jeannot Randrianaina.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Hampatsiahy ireo velirano mba hivadika ho asa tokoa

22/08/2019

Ny filoha lefitry ny anteminieram-pirenena Malagasy Faritany Toliara, Jean Jacques Rabenirina, notronin'ny solombavambahoakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tsenan’asam-panjakana Misy zavatra tsy mazava momba ny FER

22/08/2019

Hita tamina gazety mpiseho isan’andro iray omaly alarobia 21 aogositra ny antso tolo-bidy misokatra amina tsenan’asam-panjakana (Appel d’offre ouvert) mitondra ny laharana 003-DRAHTP/SRTP/BOENY/CP18/FER.2019.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa JIRAMA Mbola banga ny toeran’ny tale jeneraly

22/08/2019

Mbola banga tanteraka ny toeran’ny tale jeneralin’ny orinasa JIRAMA amin’izao, taorian’ny fanesorana an’Atoa Jaomiary Olivier, tale jeneraly teo aloha, taorian’ny filakenkevitry ny minisitra farany teo.

Hamaky ny tohiny...

Soarano sy Behoririka Nodiovina ny tanàna, nakisaka ireo mpivarotra mibahan-dalana

22/08/2019

Araka ny vinan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana eo amin’ny fiarahamonina eto an-drenivohitra, izay “ soa iombonan’ny Malagasy”

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasan’ny CUA sy ny Masoivoho Indianina Hovelomina ny lalana Mahatma Ghandi sy Indira Ghandi

22/08/2019

Nitsidika ara-pomba fifanajana ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely omaly maraina, ny ambasadaoro vaovaon’i Inde monina sy miasa eto amintsika, Atoa Abhay Kumar.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Basket 3 x 3 – Lalao Afrikanina 2019 Nandresy an’i Guinée Equatoriale i Madagasikara

22/08/2019

Nandresy an’i Guinée Equatoriale tamin’ny isa 21 – 14 omaly alarobia 21 aogositra tamin’ny andro voalohan’ny lalaom-bondrona natrehany ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja Basket 3 x 3.

Hamaky ny tohiny...

Rugby Africa Women’s Cup 2019 Deraina ny finiavan’ny XV Makis vehivavy, hoy ny kapiteniny

22/08/2019

Nifarana tamin’ny lalao nifanandrinany tamin’ny Lady Cranes Ougandey tao amin’ny kianja “Stadium Brakpan” tamin’ny sabotsy 17 aogositra 2019 teo ny lalao natrehan’ny XV Makis vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Ligin’ny baolina kitra any Atsimo Andrefana Efa vonona tanteraka handray ny fifidianana FMF vaovao

22/08/2019

Efa vonona tanteraka izahay mpitantana ny ligin’ny baolina kitra aty Atsimo Andrefana, hoy ny filohany Randrianantenaina Régis

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fomba fisainana vaovao !

22/08/2019

Tsy maintsy hafainganina sy hatsaraina ary atao mivaingana ao anatin’ny fotoana fohy ireo tetika sy lamina rehetra napetraka hatrany am-boalohany mba hipaka any amin’ny fiaianam-bahoaka,

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Oniversiten’Antananarivo Hiara-kiasa amin’ny oniversiten’i Kyoto any Japon

22/08/2019

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ny oniversiten’Antananarivo sy ny oniversiten’i Kyoto any Japon.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Mpanendaka eny Anosibe Sady manapaka tanana no maka vola

22/08/2019

Mirongatra ny asa fanendahana miaro fandratrana olona eny Anosibe ao anatin’ny Boriborintany fahefatra.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sefo fokontany sy ny mpitam-bola ary ny mpitantsoratra 8 volana tsy nandray tambin-karama

22/08/2019

Mitaraina ny ankamaroan’ireo sefo fokontany sy ny lefiny ary ny fikambanan’ny mpitantsoratra sy ny mpitambola na ny ATS “Association Trésorier Sécretaire”, noho ny tsy fandraisan’izy ireo ny tambin-karama amin’izao.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Hafindra eny Isotry avokoa ireo tsy manan-kialofana

22/08/2019

Ho fanadiovana ny tanàna mialoha ny hahatongavan’i Papa François eto an-tanindrazana amin’ny fiandohan’ny volana septambra ho avy io dia nisy ny hetsika notanterahin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra tamin’ireo tsy manan-kialofana, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fampinonoan-dreny Mamonjy aina miisa 800.000 isan-taona

22/08/2019

Araka ny fantatra dia ahafahana mamonjy aina miisa 800.000 isan-taona ny fampinonoan-dreny tsy misy fangarony, ka zaza latsaky ny enim-bolana ny ankamaroan'ireo.

Hamaky ny tohiny...

BORIBORINTANY VOALOHANY Nodiovina ny tanàna

22/08/2019

Norarahana fanafody famonoana bibikely iadiana amin’ny otrikaretina avokoa rehefa voadio ny ankamaroan’ireo tanàna tao amin’ny Boriborintany voalohany, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Ambohibarikely Paraky Raim-pianakaviana iray maty voatsatok’antsy

22/08/2019

Raim-pianakaviana iray manodidina ny 50 taona omaly maraina no efa hitan-janany nitsitra tsy nisy fofon’aina intsony tetsy amin’ny tranompatin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fampidirana vokatra avy any ivelany Maro ny fepetra raisina hiarovana ny orinasa Malagasy

22/08/2019

Nitondra fampahafantarana mahakasika ireo fandraisana fepetra fiarovana mahakasika ny vokatra Malagasy amin’ireo fifanakalozana ara-barotra ny rafitra mpanao fanadihadiana momba ny lalàn’ny fifaninanana ara-barotra (ANMCC) omaly tetsy amin’ny foibeny Antanimena.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Hamaky ny tohiny...

Voasoroka ny loza teny 67 HA Lehilahy nanolana tovolahy saika matin’ny fitsaram-bahoaka

22/08/2019

Nitrangana fanolanana tovolahy iray teny amin’ny faritra 67ha afak’omaly atoandro. Lehilahy toa azy ihany koa ilay nanatanteraka ny asa ratsy.

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro tany Toamasina Tsy nahitana porofo ilay resaka karandoha

22/08/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny mpitandro filaminana nisahana ny fanadihadiana miady amin’ny heloka bevava ao Toamasina omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahana volamena antsokosoko Sinoa 9 voasambotra ny polisy

22/08/2019

Efa noraisin’ny mpitandro filaminana mikasika ny harena ankibon’ny tany na ny “police des mines” faritanin’i Toliara ny tohin’ny raharaha mahakasika ireo sinoa roa vavy sy fito lahy

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana