Fil d'actualités du 13/09/2019

  • 13/09/2019 - 15:30 : FAMORIANA FIARAKODIA:Ho tanterahina ny faha 11-12-13 Octobra ho avy izao any Moramanga ny "Rallye international de Madagascar (RIM)" andiany faha 40

  • 13/09/2019 - 15:00 : ASA FANATSARANA:Notanterahina tao amin'ny Hotely Colbert Antaninarenina ny atrikasa fankatoavana ny fanitsiana ireo fenitra efa nisy mba hametrahana Fenitra Nasionaly ho an'ny tao-trano mahatanty ireo loza voajanahary eto Madagasiikara.

  • 13/09/2019 - 14:30 : POLITIKA:Hilatsaka mpanolontsaina an'Antananarivo I Rtoa Clemance Raharinirina.

  • 13/09/2019 - 14:00 : TOAMASINA:Trano fandihizana iray nakaton'ny fanjakana,misy olona maromaro miditra ho mpanelanelana mitaky ny hanokafana azy.

  • 13/09/2019 - 11:30 : AMBOHIMANGAKELY:Hatomboka ny faha 16 septambra ho avy izao ny fanalana ilay vatobe eny Tsarahasina – Ambohimangakely.

  • 13/09/2019 - 11:00 : FANATAJAHAN-TENA:Efa ningadona ao Mahajanga ny ekipan'ny TP MAZEMBE(Congo) izay lalao fiadiana ny baolina kitra CAFC1 fiodinana faharoa izay atao ao amin'ny kianja Rabemananjara Mahajanga ny Alahady faha 15 septambra ho avy izao.

  • 13/09/2019 - 10:30 : POLITIKA:Fantatra izao fa ny Alahady ho avy izao no hamoaka ny lisitry ny kandida ny eo anivon'ny OVEC ary vinavinaina ny 24 septambra ho avy izao ny an'ny CENI.

  • 13/09/2019 - 10:00 : JIRAMA:Hisy fahatapahana ny JIRO anio Zoma 13 Septambra 2019, manomboka amin'ny 09ora maraina ka hatramin'ny 04 ora tolakandro:Fort Duchesne.manomboka amin'ny 09ora maraina ka hatramin'ny 05 ora hariva :Ivato - Mandrosoa Ivato. manomboka amin'ny 09ora maraina ka hatramin'ny 06 ora hariva :Tangaina - Ambohimangidy - Antsimombohitra Ampitatafika - Faliarivo - Ankaditany - Ambohimiadana - Anjanakandrianony - Ambohimirary - Ambodirano - Alatsinainambazaha - Avaratsena - Ambatomanodo - Ambohimahamanina - Sambaimasina - Amorombato - Ambohibary - Ambohimahitsy Alatsinainambazaha. Antony :asa fanoloana "transformateur" sy fanamafisana tanjaky ny herinaratra.

  • 13/09/2019 - 09:30 : MAHANJANGA:Ireo kandida miisa 4 hirotsaka ho fidina ben'ny tanana Mahajanga I. IRD: Andriatomanga Mokhtar Salim TIM: Houssen INDEPENDANT: Rakotovao Roger Yvon INDEPENDANT: Ramandrantosoa José.

  • 12/09/2019 - 17:00 : FIFIDIANANA ETO ANTANANARIVO: Andriamasinoro Tahiry Ny Riana Sekretera Jeneralin'ny CUA no kandida natolotry ny Antoko TIM.

Voir plus d'infos...

13/09/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190828

Misongadina

Fitifirana teny Ampefiloha Nidoboka am-ponja ilay polisy

28/08/2019

Nidoboka am-ponja ilay polisy nitifitra ilay voalaza fa jiolahy nifanenjehana tamin’ny moto saika hanao fanafihana teny Antsahamanitra, ary tra-tehaka tetsy Ampefiloha ny 23 aogositra 2019 lasa teo,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Demokrasia sy tany tan-dalàna Mandrisika hatrany ny Amerikanina

28/08/2019

Tonga nanome voninahitra ny filohan'ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, ny masoivohon'i Etazonia Michael Pelletier omaly tetsy amin'ny lapan'Anosikely.

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny hosoka sy hala-bato Mitohy ny fitetezam-paritry ny HOM2HF

28/08/2019

Mitety faritra ankehitriny ny Hetsiky ny olompirenena miady amin’ny hala-bato sy ny hoso-pifidianana na ny HOM2HF.

Hamaky ny tohiny...

Ben’ny tanànan’i Didy Haratsiana sy sakanana tsy ho kandida…

28/08/2019

Misy ambadika politika ! Mandeha ny karazana fanaratsiana ny ben’ny tanànan’i Didy, ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka, faritra Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny...

Lehiben’ny mpanohitra "Tokony ho afaka mirotsaka ho ben'ny tanàna

28/08/2019

Marefo ny fanaovana politika eto amintsika ka sakana mipetraka ho an'ireo kandidà", hoy i Toavina Ralambomahay, mpanao politika sy mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny...

2009-2019 Misy afera maro tsy mazavazava

28/08/2019

Misy zavatra sy tranga marobe tsy mazavazava mifandraika amin’ny politika maizina teto Madagasikara nanomboka ny 2009 hatramin’izao 2019 izao.

Hamaky ny tohiny...

Tetibolan'ny fifidianana Tsy mbola eny amin'ny CENI

28/08/2019

Fantatra fa 28 miliara ariary no andrasan'ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ahafahana manatanteraka fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolotsaina ny 27 novambra ho avy izao nefa tsy mbola tonga eny amin'ny CENI amin'izao.

Hamaky ny tohiny...

Fanoherana eto Madagasikara “Ho maodely ara-politika ny TIM”

28/08/2019

Mihantona tanteraka ny fanoherana amin'izao ary miandry ny fivoriana tsy ara-potoana manaraka ny fandaniana ny lalàna mifehy ny fanoherana.

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka malagasy « Mila manao politika ! »

28/08/2019

Manoloana ny resaka roritina mikasika ny fifidianana filohan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra farany teo izay hita ho lasa hampifangaroan’ireo mpamakafaka sy mpiady hevitra azy

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana TGV Mihisatra ny fampanantenana

28/08/2019

Misy mpanolotsaina ve ny fitondrana fa toa tsy misy mahafantatra ny fe-potoana hahavitana asa ireo tompon’andraikitra.

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana « Aza fahanana lainga ny vahoaka… »

28/08/2019

Betsaka ny resaka mandeha sy ny fanaratsiana ary ny lainga izay toa mampihomehy ihany satria ny samy Malagasy dia tokony hiray hina sy hampiseho fiaraha-miasa hanarina amin’ny maha « Soa iombonan'ny Malagasy an'Antananarivo Renivohitra »,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Andry Rajoelina any Japon “Andao hiadiana ny tsy fanjarian-tsakafo…”

28/08/2019

Tanterahina any Yokohoma manomboka anio 28-30 aogositra ny fihaonam-be iraisam-pirenen’i Tokyo momba ny fampandrosoana an’i Afrika andiany faha-7 na ny “TICAD 7”, ka mandray anjara amin’izany i Madagasikara amin’ny alalan’ny delegasionina tarihin’ny filoham-pirenena Rajoelina.

Hamaky ny tohiny...

Andro ho an’ny tanora maneran-tany Nankalaza an’izany ny Faritra Matsiatra Ambony

28/08/2019

Ny 23 sy 24 aogositra lasa teo no nankalazana ny andro ho an’ny Tanora maneran-tany teo anivon’ny Faritra Matsiatra ambony.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tompondakan’ny “Basket 3 x 3” Ho tonga anio ireo maherifontsika

28/08/2019

Higadona eto an-tanindrazana eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato anio alarobia 28 aogositra 2019 amin'ny 3ora sy 35 minitra ny delegasiona Malagasy amin’ny taranja basket 3 x 3

Hamaky ny tohiny...

Edito

Edito Miandry fandaminana matotra

28/08/2019

Hatramin’izao dia tsy mbola miainga foana ny IEM raha ny hevitra sy mason’ireo mpanara-baovao sy ny mpandinika raharaham-pirenena no haravina.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fidiran’ny mpianatra Manao tolotra fampindramam-bola ny BNI

28/08/2019

Efa tadifitra tanteraka ao anatin’ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra ireo ray aman-dreny isan-tsokajiny ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

CEG ANOSIBE Mpiadina CEPE miisa 95 tsy tonga

28/08/2019

Nahatratra 95, omaly ireo mpiadina voasoratra anarana tsy tonga nanatrika ny fanadinana CEPE ho an’ny CEG Anosibe, fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

LISEA ARCADE Hanokatra oniversite lehibe

28/08/2019

Ela ny ela fa tonga amin’ny tanjona niriany hanampy ireo tanora Malagasy hiakatra eny amin’ny anjerimanontolo ny lisea Arcade, tarihin-dRatoejanahary Bruno.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Zaza nisy nanala ny masony Notolorana seza misy kodiarana

28/08/2019

Tonga nitsidika ilay zazalahikely vao telo taona monja sembana ara-batana monina ao Ankililaoka, distrikan’i Toliara II ny talen’ny kabinetra sy ny talem-paritry ny minisiteran’ny mponina ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Zaza nisy nanala ny masony Notolorana seza misy kodiarana

28/08/2019

Tonga nitsidika ilay zazalahikely vao telo taona monja sembana ara-batana monina ao Ankililaoka, distrikan’i Toliara II ny talen’ny kabinetra sy ny talem-paritry ny minisiteran’ny mponina ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fananganana tanàna vaovao Roso hatrany ny dian’ny HAFARI

28/08/2019

Roso hatrany ny dian’ny fikambanana Hafari Malagasy amin’ny fananganana tanana vaovao sy hanampiana ny mpiray tanindrazana amin’ny asa fihariana mahavelona.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fampivoarana ny toekarena Niditra ao amin’ny AFC i Madagasikara

28/08/2019

Tafiditra mpikambana anatin’ny Africa Finance Corporation na AFC i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy sy ny fandraharahana Antoky ny fampandrosoana ara-toekarena

28/08/2019

Tsy afa-misaraka intsony ny vehivavy sy ny fandraharahana, indrindra amin’izao vanim-potoanan’ny fanatontoloana izao.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Nanafika sy nitifitra mpiandry omby Olona 3 nidoboka am-ponja ao Ambatolampy

28/08/2019

Manaraka fitsaboana ao Antsirabe ilay mpiandry omby voatifitra.

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana eny Ambodin’Isotry Roalahy nifanesy voasambotra

28/08/2019

Halatra finday sy vola no nahatrarana ireo jiolahy roa. Ny faran’ny herinandro teo, roalahy no voasambotry ny polisy avy eo anivon’ny kaomisarian’ny boriborintany faha-4 etsy Isotry,

Hamaky ny tohiny...

VAKY TRANO TENY ANOSIPATRANA Tovolahy efa nigadra voasambotra

28/08/2019

Tovolahy 18 taona iray efa mpamerin-keloka, no mbola tra-tehaky ny polisy avy nangalatra.

Hamaky ny tohiny...

Voapanga ho mpangalatra Nitsoaka sy nisitrika tao an-tranon’olona

28/08/2019

Roalahy nifampiampanga ho mpangalatra, nifamono avy any Ankadifotsy ary nihazo an’Andravoahangy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana