Fil d'actualités du 22/11/2019

  • 22/11/2019 - 16:00 : FIFIDIANANA KAOMINALY:Mandritra ny fifidianana kaominaly ny 27 Novambra ho avy izao dia natokana andro tsy fiasana,rarana ihany koa ny mivarotra zava-pisotro misy alkola mandritra io andro io.

  • 22/11/2019 - 15:30 : SERABEN'NY ASA:Ho tontosaina any farafanga ny 30 hatramin'ny 01 Desambra ho avy izao ny sera'be ny asa andiany faha 3.

  • 22/11/2019 - 15:00 : FANDRAHARANA:Ny 18 ka hatramin'ny 25 Novambra izao dia nisy ny hetsika fihaonambe amin'ny toerana maro eto an-drenivohitra sy ny tanàna hafa mba ho fanampiana ireo mpandraharaha amin'ny ho avy.

  • 22/11/2019 - 14:30 : SEHATRY NY FAMOKARANA:Notontonsaina ny alakamisy 22 novambra 2019 ny Fanaingana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Fanohanana ny fanatanterahana ny Politikan’ny Faritra amin’ny Famokarana eo anivon’ny SADC, aty Madagasikara/ « Projet d’Appui à la mise en œuvre de la Politique Régionale Agricole (PAR) de la SADC à Madagascar ».

  • 22/11/2019 - 14:00 : ANTSO AVO:Manao antso avo amin'ny ministeran'ny serasera sy kolontsaina i Fanaiky RASOLOMAHATRATRA , mpitendry ao amin'ny tarika Solomiral sy amin'ny tarika maro ary fantatra eran'izao tontolo izao ny lazany fa marary mafy ny tenany.Izahay eto amin'ny Tia tanindrazana dia mirary fahasalamana feno an'i Fanaiky.

  • 22/11/2019 - 13:50 : AMPEFILOHA:Ahitana lozam-pifamoivoizana indray etsy Ampefiloha amin'izao fotoana izao,Môtô voafokan'ny fiarakely 205 iray,naratra mafy ilay mpitondra moto ka tsy natsiaro tena,efa nohentina nihazo an'y hôpitaly amin'izao fotoana izao.

  • 22/11/2019 - 11:10 : TOLIARA:ho anareo izay hikasa ho any Mangily, Anketa, Besakoa ka hiazo ny lalana manoloana ny kianja maitre KIra dia tapaka ny lalana amin'izao Ora izao.

  • 22/11/2019 - 11:00 : FIVORIAN'NY CAF:Arakin'ny fivorian'ny CAF omaly dia noho ny maha fotom-pahavaratra any Cameroun izay hampiantrano ny CAN 2021 (ny volana Jiona) sy noho ny io fotoana io lasa mifanindry amin'ny Mondial des Clubs dia nanambara izy ireo fa mety haverina volana Janoary ny CAN na ahemotra aorianan'ny volana Jolay.

  • 22/11/2019 - 10:00 : FANATANJAHANTENA:Anio no hiverina an-tanindrazana ireo Barea U15 izay nahazo laharana faha telo teo aminb'ny fifaninanana UFFOI,anio amin'ny telo no vinavinaina ho tonga etsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato izy ireo.

  • 22/11/2019 - 09:30 : POLITIKA:Hisy ny ady hevitra anio eny amin'ny Ekar Faravohitra ho an'ireo kandida nilatsaka ho mpanolon-tsaina.

Voir plus d'infos...

22/11/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190830

Misongadina

Mijaly ny Malagasy Olana tsy mety voavaha ny tsy filaminana

30/08/2019

Saika isan’andro no ahenoana sy isehoana toe-javatra ratsy foana mahakasika ny filaminana sy ny manodidina izany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lalatiana Ravololomanana Tokony hovaina ny fanaovana politika eto amintsika

30/08/2019

Tokony hovaina tanteraka ny fanaovana politika eto amintsika, hoy Ramatoa Ravololomanana Lalatiana.

Hamaky ny tohiny...

Rakotoarisoa Faniry Alban “Tsy matotra ny fiatrehan’ny fitondrana ny fifidianana”

30/08/2019

Nitaraina mafy tamin’ny tsy fahamatoran’ny fitondram-panjakana hiatrika ny fifidianana Ben’ny tanana omaly Rakotoarisoa Faniry Alban,

Hamaky ny tohiny...

Mikatso ny raharaham-pirenena sy ny sosialim-bahoaka “Mitady hanaotao foana ny fitondram-panjakana !”

30/08/2019

Raha tsy misy politika dia tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny fiainam-bahoaka, hoy ny mpanolotsaina eo anivon’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM,

Hamaky ny tohiny...

Pastera Édouard Tsarahame "Alamino ireo rafitra vao miroso amin'ny fifidianana"

30/08/2019

"Tsy mbola tokony hirosohana ny fifidianana ben'ny tanàna", hoy Pasteur Édouard Tsarahame, filoha lefitry ny Rodoben' ny Mpanohitra (RMDM).

Hamaky ny tohiny...

Rado Ramparaoelina Mbola ho kandida ben’ny tanànan’Ampitatafika

30/08/2019

Azo lazaina ho efa saika azo daholo ireo taratasy sarotra alaina amin’ny filatsahan-kofidiana toy ny resaka hetra, ny bileta laharana fahatelo, ny fanamarinana maha olompirenena.

Hamaky ny tohiny...

Ben’ny tanàna am-perinasa kandida Tsy afaka manohy ny asany intsony izay eken’ny OVEC

30/08/2019

Betsaka ny zavatra tsy fantatry ny rehetra manoloana ity fifidianana Ben’ny tanana izay hotanterahina ny 27 novambra ho avy izao ity.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Trafikana boaderozin’ny Sambo Flying Mody adala ny fanjakana Rajoelina

30/08/2019

Notsaraina tao amin’ny Fitsarana Tampony tao Toamasina ny 28 aogositra teo ny raharaha sambo Flying, nahiana tamin’ny raharaha trafikana andramena ka tratra taty amin’ny fari-dranomason’i Madagaikara.

Hamaky ny tohiny...

Pôle Anti-Corruption Olona 60 no vita famotorana tao anatin’ny 10 andro

30/08/2019

Tao anatin’ny folo andro voalohany nitsaran’ny Pac na ny “Pôle Anti-Corruption” ireo antontan-taratasy mikasika ny kolikoly, dia olona 60 no efa vita famotorana teny anivon’ity rafitra ity.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Comité de normalisation FMF Voatery hametraka trosa holovain’ny mpitantana vaovao

30/08/2019

Na dia nahazo teny fankasitrahana manokana avy tamin’ny solontenan’ny FIFA, Varon Mosengo Omba, nanatrika ny fifidianana FMF natao tany Mangily Belalanda Toliara aza ireo mpikambana ao amin’ny “Comité de normalisation FMF” notarihan’ny filohany,

Hamaky ny tohiny...

Basket-ball FIBA monde Lany ho filoha vaovao ilay Maliana Hamane Niang

30/08/2019

Nolanian’ireo solontenan’ny federasiona nasionaly miisa 156 tsy nisy nitsipaka, niatrika ny kongresin’ny FIBA Iraisam-pirenena andiany faha-XXI tany Beijing Sina ny alarobia 28 sy omaly alakamisy 29 aogositra 2019,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Edito Lavitra akaiky ihany !

30/08/2019

Nanomboka omaly indray ny fandraisana ireo dosie ahafahana mirotsaka hofidiana ho ben’ny tanàna isak’ireo kaominina misy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fanamboaran-dalana Tsy ampy serasera ka be ny fanararaotana

30/08/2019

Mampiteny ny moana ny fahatapahan-dalana vokatry ny fanamboarana eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Laza adina CEPE 2019 Mpampianatra nitana T5 ve no nanome ny laza adina sa… ?

30/08/2019

Anisan’ny fanontaniana napetraky ny mpitsara CEPE marobe io ny amin`ny laza adina CEPE farany teo.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Vondrona Eoropeanina Hamatsy vola 22 tapitrisa dolara an’i Madagasikara

30/08/2019

Hanome vola mitentina 12 tapitrisa dolara ny Vondrona Eoropeanina amin’ny alalan’ilay tetikasa AFAFI – Centre izay tetikasa ho fanampiana ara-bola ny fambolena sy ny seha-pihariana ahafahan’ny rehetra eto afovan-tany mandray anjara.

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahana harena ankibon’ny tany 1050 ny fangatahana homena mialoha ny jona 2020

30/08/2019

Hotanterahina mandritra ny 2 andro eny amin’ny trano be Munning Business Center Ivato ny tsenan-kevitra nasionaly momba ny harena ankibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny...

Seha-pihariana langouste Nihena hatrany ny vokatra

30/08/2019

Hamboarina sy haverina amin’ny laoniny ny ivontoeram-pamokarana oratsimba (eucloserie) hampiharana avy hatrany ny fiompiana ireo zanaka oratsimba mba ahafahan’izy ireo mitombo araka ny tokony ho izy alohan’ny hamerenana azy ireo indray any an-dranomasina.

Hamaky ny tohiny...

Certification ISO 9001 Vitsy ny orinasa manana azy eto Madagasikara

30/08/2019

Zava-dehibe loatra ny lafiny kalitao eny anivon’ny orinasa tsirairay amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Olan’ny fanabeazana Ankizy 5 tapitrisa tsy mianatra intsony…

30/08/2019

Mahatratra 5 tapitrisa hatreto ny isan’ireo ankizy mpianatra nitsoaka an-daharana an-tsekoly manerana ny Nosy. Ireo mpianatra any ambanivohitra no tena voakasik’izany noho ny halaviran’ny toeram-pianarana sy ny tsy fisian’ny sakafo hohanina.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fampandrosoana an’Alasora Fokontany 20 hahazo jiro 3.000 isa sy boky 12 taonina

30/08/2019

Jiro 3.000 hanazava ireo lalambe sy lalankely rehetra ho an’ny fokontany 20 eny Alasora amin’ny alalan’ny tetikasa “Alasora mirehitra jiro” novolavolain’Atoa Jimmy Randriantsoa.

Hamaky ny tohiny...

Fiainana andavanandro Niaka-bidy avokoa ny PPN

30/08/2019

Niaka-bidy avokoa ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro na ny PPN eny an-tsena. Tato anatin’ny roa herinandro no tena nahitana izany, raha araka ny resaka nifanaovana tamin’ireo mpivarotra enta-madinika etsy Isotry sy Anosibe.

Hamaky ny tohiny...

Fiterahana ieren-doza Vehivavy 2 amin’ny 5 no manatona tobim-pahasalamana

30/08/2019

Tafakatra 41% tamin’ny taon-dasa ny taham-pampiasana fomba fandrindram-piterahana maoderina eto amintsika, raha 5% monja teo aloha, 25 taona lasa izay.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Mitaraina ny eny Antohomadinika Safo-drano maloto tanteraka

30/08/2019

Misarika ny sain’ny mpanara-baovao ny safodrano amin’ny vanim-potoanan’ny main-tany eny Antohomadinika, iny amin’ny faritry ny fokontany amin’ny lalamby, mihazo ny III G Hangar, hatreny amin’ny fiantsonan’ny taksibrosy avy any Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny...

Fokonolona nikomy Olona 3 nogadraina ao Ambatondrazaka

30/08/2019

Telo mirahalahy, anisan’ny mpitarika vahoaka nikomy tao amin’ny fokontany Ambohibe, kaominina Didy, distrikan’Ambatondrazaka, faritra Alaotra Mangoro no naiditra am-ponja ary migadra mandritry ny efa-taona.

Hamaky ny tohiny...

Miaramila sandoka tao Port-berger Novadiany nandritra ny tapa-bolana ilay zazavavy

30/08/2019

Niara-natory tamin’ilay lietnà-kolonely sandoka nandritra ny tapa-bolana ny tovovavy iray nakariny ho vady.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana