Fil d'actualités du 20/11/2019

  • 20/11/2019 - 15:30 : FIFIDIANANA KAOMINALY:Misy ny fanofanana ireo delege manerana ny boriborintany 6 eto Antananarivo Renivohitra misolotena ny kandida Rina N2 eny amin'ny biraompifidianana NY boriborintany faha 2 no nanao izany tao amin'ny QG Bel'Air.

  • 20/11/2019 - 15:25 : JIRAMA MAROANTSETRa:Nodoran'ny olona ny Jirama tao Maraontsetra noho ny fatampahanjiro nandritra ny lalaon'ny Barea omaly.

  • 20/11/2019 - 15:00 : FANATANJEHANTENA:Hitohy amin’ny faran’ity herinandro ity indray ny fifaninanana baolina kitra sokajy Pro League ka fantatra fa ny zoma 22 novambra 2019 dia efa hisy fihaonana hikatrohan’ny As Jet Mada sy ny As Adema etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina manomboka amin’ny 12 ora antoandro.

  • 20/11/2019 - 14:30 : 67 HA:Tovovavy 5 tratra nanendaka tetsy 67 ha,mbola tsy ampy taona ny efa-bavy.

  • 20/11/2019 - 14:00 : ANTSIRABE:Zazavavy kely iray hita tao anaty lavadrano tao amin’ny Fokontany Fitomilasy-Bevokatra,mbola tsy fantatra ny fianakaviany hatreto.

  • 20/11/2019 - 11:30 : FANABEAZANA:Noraisin’ny Minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa tety amin’ny MESupReS Fiadanana ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka SECES_Nasionaly omaly 19 novambra 2019. Mitohy hatrany ny fifampiresahana sy ny fikaroham-bahaolana.

  • 20/11/2019 - 11:00 : FAMPANDRENESANA:Lalana tapaka ny Alakamisy 21 nov 2019 noho ny Carnaval ho fankalazana ny herinandron'ny Ecole Normale Supérieure (ENS).Tapaka noho izany ny ampahan-dalana eo amin'ny LMA Ampefiloha -Anosy (Ministère de l'Education Nationale)-Anosy (lapan'ny fitsarana)-Ampefiloha (fiaro)-Ampefiloha(ENS) manomboka amin'ny 10 ora maraina ka hatramin'ny 11 ora sy sasany.

  • 20/11/2019 - 10:30 : MPILATSAKA ANTSITRA-PO:Nanao ny fianianany ny talata 19 novambra, teo anatrehan’ny Masoivoho Amerikana Michael Pelletier, ny mpilatsaka an-tsitrapo Peace Corps vaovao miisa 40. Notanterahana teny amin’ny tranon’ny Masoivoho Amerikana teny Ambaranjana ny lanonana momba izany ny tolakandro.

  • 20/11/2019 - 10:00 : KOLONTSAINA:Mandray anjara amin'ny Fivoriana an-tampon'ny minisitry ny kolontsaina maneran-tany, mandritra ny Conférence générale andiany faha-40 UNESCO atao any Paris Frantsa ny delegasiona malagasy tarihin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Lalatiana ANDRIATONGARIVO.

  • 20/11/2019 - 09:30 : FANATANJAHANTENA:Lavon'ny Barea tamin'ny isa 6-2 ny ekipan'ny Nizer nandritra ny lalao notanterahina omaly.

Voir plus d'infos...

20/11/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190927

Misongadina

Hanitra Razafimanantsoa Fanosihosena lalàmpanorenana io “Governora” io

27/09/2019

Marina fa te hanao zavatra ny filoham-pirenena amin’izao fotoana izao, kanefa ny zavatra atao rehetra dia tokony hanaraka ny lalàmpanorenana sy ny lalàna velona, hoy ny mpahay lalàna sady

Hamaky ny tohiny...

Politique

Rivo Rakotovao “Ny lalàmpanorenana no ambony indrindra”

27/09/2019

Vao handinika ny didim-panjakana momba ny fanendrena ireo governoram-paritra ny filohan`ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao.

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana tsara tantana Hanampy antsika i Norvezy

27/09/2019

Taorian’ny fisoloana tena ny filohan’ny Repoblika nandritra ny fihaonamben’ny Firenena Mikambana dia nihaona tamin’ny praiminisitra Norveziana, Erna Solberg, ny praiminisitra Ntsay Christian ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Kajikajy politika Hiverina indray ny tsena mora fa ho avy ny fifidianana

27/09/2019

Tsy manaiky ny fiakaran’ny vidim-piainana ilaina andavanandro ny fitondram-panjakana, ka nampiantso ny minisitry ny varotra sy ny indostria,

Hamaky ny tohiny...

Kajikajy politika Hiverina indray ny tsena mora fa ho avy ny fifidianana

27/09/2019

Tsy manaiky ny fiakaran’ny vidim-piainana ilaina andavanandro ny fitondram-panjakana, ka nampiantso ny minisitry ny varotra sy ny indostria,

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna Hampandresy an’i Rina ny depiote TIM

27/09/2019

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny fanohanany amin’ny heriny rehetra an’i Rina Andriamasinoro kandida ben’ny tanàna eto Antananarivo atolotry ny Antoko Tiako i Madagasikara na ny TIM ireo depiote 6 avy amin’io antoko io lany teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Fanendrena governora “Ny lalàna nampiharina tamin`ny taona 2005 no tohizana”

27/09/2019

Nisy didim-panjakana roa goavana nivoaka tamin`ny filankevitry ny minisitra.

Hamaky ny tohiny...

Filaharana ao anaty bileta tokana Raikitra ny antso ho amin’ny fanitsiana azy

27/09/2019

Ekena fa « scrutin séparé » na misaraka ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna, hoy ny manampahaizana momba ny fitantanan-draharaham-panjakana, Julien Andriamorasata,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Parlemantera Panafrikanina Mitaky ny fampiharana ny satan`i Malabo

27/09/2019

Tonga nitsidika an`i Madagasikara ny delegasionan`ireo parlemantera « panafricain » (PAP) izay tarihan`ny filoha Roger Nkodo Dang.

Hamaky ny tohiny...

Kariera Bekisopa Tafiditry ny politika maloto

27/09/2019

Niakatra eto Antananarivo ary mitaraina ireo mpitrandraka madinika noho ny afitsoky ny andian’olona milaza ho avy amin’ny fitondram-panjakana miaraka tamin’ny polim-pirenena misahana ny harena ankibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny...

Sport

CNaPS Sport Madagasikara Vonona handresy ny Ts Galaxy Fc amin’ny sabotsy izao

27/09/2019

Vonona tanteraka ny handresy sy hanilika ny ekipan’ny Ts Galaxy Fc avy atsy Afrika Atsimo, eo amin’ny lalao miverina amin’ny fiadiana ny “Coupe de la confederation africaine” amin’ny sabotsy 28

Hamaky ny tohiny...

CNaPS Sport Madagasikara Vonona handresy ny Ts Galaxy Fc amin’ny sabotsy izao

27/09/2019

Vonona tanteraka ny handresy sy hanilika ny ekipan’ny Ts Galaxy Fc avy atsy Afrika Atsimo, eo amin’ny lalao miverina amin’ny fiadiana ny “Coupe de la confederation africaine” amin’ny sabotsy 28

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tahaka ny akoho ny Malagasy?

27/09/2019

Rehefa izy no misioka dia voromanga, fa rehefa ny hafa dia vorondolo ! Io no mamaritra ny fomba ny fihetsika asehon’ny mpitondra ankehitriny. Mora ny nanenjika, namotika, nandrava, nandoro,…

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Nodimandry i Jacques Chirac Niavaka ny fifandraisany tamin’i Madagasikara

27/09/2019

Nodimandry tao Paris omaly 26 septambra teo amin’ny faha-86 taonany ny filoha Frantsay teo aloha Jacques Chirac, rehefa nolazoan’ny aretina an-taonany maro.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fanampiana ny reny sy ny zaza Hiara-kiasa ny Pavillon Sainte Fleur sy ny gazety Jejoo

27/09/2019

Tontosa omaly tetsy amin’ny Phô Resto tetsy Bel’Air Ampandrana ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa lehibe eo amin’ny gazety Jejoo sy ny Pavillon Sainte Fleur.

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Marefo ara-pahasalamana ny ankamaroan’ireo zokiolona

27/09/2019

Tokony hiomanana ny fahanteran’ny zokiolona mba ho salama sy mavitrika izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Mihena ny ranon’Andraikiba Mananontanona ny fahirano ao Antsirabe

27/09/2019

Efa mananontanona ao Antsirabe ihany koa ny olana amin’ny rano. Efa misy fikorontanana mantsy ny famatsiana rano ao an-tanànan’Antsirabe mandritra ny tontolo andro amina faritra maromaro noho ny fihenan’ny ranon’Andraikiba,

Hamaky ny tohiny...

Trano 10 may tao Antsirabe Ahiana ho tetika hakana tany

27/09/2019

Tato anatin’ny iray volana dia efa nahatratra 5 ny hain-trano tao Antsirabe tao.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Firafitry ny vidin’ny herinaratra Apetraka amin’ny taona 2020

27/09/2019

Tsy maintsy hampitoviana ny firafitry ny vidin’ny herinaratra manerana an’i Madagasikara araka ny fanazavana nentin’ny minisitry ny angovo, ny rano ary ny akoranafo Vonjy Andriamanga.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Fianarantsoa Toaka 2653 litatra sy rongony 20 kg nodorana

27/09/2019

Olona felo tra-tehaky ny mpitandro filaminana no anisan’ny atidohan’ny aferan-drongony 20 kilao sy toaka 2653 litatra, tamin’ny lalan’i Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny...

Halatra sy vaky trano Saron’ny polisy ilay “tompon’ny lakile”

27/09/2019

Fanalahidy maro mahavaha hidin-trano eto an-drenivohitra no tra-tehaky ny polisy teny amin’ny Tetezan’i Bekiraro.

Hamaky ny tohiny...

Ilanivato Tra-tehaka teo am-pikasana hanolana ilay jiolahy

27/09/2019

Rehefa avy nidaroka ilay raim-pianakaviana ireo telolahy dia nikasa hanolana ny ramatoa vadiny no henon’ny mpitandro filmianana. Efa samy tra-tehaky ny polisy avy ao Ilanivato ireo olon-dratsy telo lahy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana