Fil d'actualités du 19/11/2019

  • 19/11/2019 - 15:30 : KOLONTSAINA:Naneho fanehon-kevitra mikasika an'ilay hira "DRAKO HELY" tsy azo alefa amin'ny haino aman-jery i Rijade.

  • 19/11/2019 - 15:00 : KIDNAPING:Fahadisoam-panentanana sy valifaty ary fakana an-keriny no tao ambadiky ny raharaha fahaverezan'i Tania ilay tovovavy kely 10 taona tsy hita teny Soavimasoandro herinandro lasa izay.Olona roa no natolotra ny fitsarana anio.

  • 19/11/2019 - 14:30 : TSARA HO FANTATRA:Ny andron'ny 19 Novambra dia andro manerantany amin'ny fampiasana kabone. Manodidina ny 42% ny mponina eto Madagasikara no mbola tsy mampiasa kabone na lava-piringa na WC amin’izao fotoana izao.

  • 19/11/2019 - 14:00 : FANDRIAM-PAHALEMANA:Tsara sady ilaina ny mifanakalo traikefa sy fahaiza-manao eo amin’ny samy firenena afrikana hoy ny Kolonely Anna JANUARY KERENGI, tompon’andraikitry ny fiarovana Tanzaniana eto Madagasikara, nandritra ny fitsidihany ny Amiraly RANAIVOSEHENO Antoine de Padoue, Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny marainan’ny talata 19 novambra 2019. Nifantoka tanteraka tamin’ny fanatsarana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa ara-tafika eo amin’ny firenena roa tonta ny dinika.

  • 19/11/2019 - 12:00 : RANO FISOTRO MADIO HO AN’NY ANKIZY:Notokanana niaraka amin’ny trano « cantine scolaire » eo anivon’ny EPP Ambohitsoa ny fotodrafitr’asa famatsiandrano fisotro madio ho an’ny fokontany Ambohitsoa

  • 19/11/2019 - 11:30 : FANDRIAMPAHALEMANA:Rahampitso no hiakatra fitsarana ilay raharaha vono olona 3 mianaka tao Imeritsiatosika.

  • 19/11/2019 - 11:00 : FANEVA IMA:Voatendry ho ambasadaorin'ny kaompanian-tsolika Jovena ny kapitenin'ny Barea teo aloha Faneva Ima Andriatsima natao androany ny fifanaovan-tsonia.

  • 19/11/2019 - 10:30 : FANATANJAHATENA:Handeha mivantana amin'ny TVM rahariva amin'ny 7 ora ny lalao ny Barea sy Nigeria.

  • 19/11/2019 - 10:00 : CARNAVAL:Hisy ny fankalazana ny herinandron'ny Ecole Normale Superieure(ENS) ny Alakamisy 21 Novambra ho avy izao.

  • 19/11/2019 - 09:30 : LIBANONA TOLAGNARO: Manahy ny fahasimban'ny tontolo iainana ny mponina amin'ny fampidirana fibre optique Telma

Voir plus d'infos...

18/11/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20191003

Misongadina

Antoko Tia Tanindrazana Fanalahidin’ny fampandrosoana ny kaominina

03/10/2019

Miroso amin’ny fiaingana vaovao, ka hiditra an-tsehatra bebe kokoa amin’ny raharaham-pirenena ny Antoko Tia Tanindrazana,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Filaminana amin` ny fifidianana Manana anjara lehibe ny haino aman-jery

03/10/2019

Nanatanteraka fifanakalozan-dresaka momba ny fanavaozana ny haino aman-jery ny tetikasa manohana ny fisorohana sy ny fitantanana ny resa-pifidianana sy ny herisetra eto Madagasikara (PEV Madagascar),

Hamaky ny tohiny...

Elias Ralaiarimanana « Tsy mersenera izahay ! »

03/10/2019

Anosibe, Anosipatrana hatrany Ankasina hatreto no nampahafantaranay ny laharanay ao anaty bileta tokana sy ny vinan’asanay, hoy ny kandida ho ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny...

Tahina Razafinjoelina “Tsy manana disadisa amin’ny TIM ny Tia Tanindrazana”

03/10/2019

Tsy misy disadisa mihitsy ! Samihafa ny fivadihana sy ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny...

Ranary Lala Berthin Erckman Hitondra rivo-baovao ho an’Andoharanofotsy

03/10/2019

Ny zava-misy ao amin’ny tanànan’Andoharanofotsy no nandrisika ahy hilatsaka ho ben’ny tanàna noho ny fijalian’ny mponina sy ny fikorontanana be ihany tao anatin’ny fandrosoan’ny tanàna,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Talatamaty Maty teo no ho eo ilay lehilahy nitsoraka tambany kamiao

03/10/2019

Lehilahy iray manodidina ny 35 taona omaly no nitsoraka tao ambany kamiao sendra nandalo teny Talatamaty PK 10+200, RN 52 ka namoy ny ainy avy hatrany.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana malaza 504 Hanafoana ny fanapahana hazo

03/10/2019

Nampahafantarin’ny Fikambanana Malaza 504 ny atao hoe C-Solution.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Fifanintsanana CAN 2021 Ireo lalao 6 hatrehan’ny BAREA mandritra ny 1 taona

03/10/2019

Mandritra ny 1 taona maninjitra no hanatanterahana an’ireo lalao 6

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Taksibrosy nandona taksibe Olona roa naratra mafy

03/10/2019

Nisehoana loza mahatsiravina teny Andranomena omaly maraina. Taksibrosy iray mampitohy an’Antananarivo amin’ny faritra na irony antsoina hoe nasionaly irony no naka sisiny loatra ka nandona taksibe

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Bakalorea nikorontana Porofon’ny tsy fahamatoran’ny fanjakana

03/10/2019

Tranga iray azo hanambarana fa tena tsy voafehin’ny fanjakana ny fitantànana ny firenena ny fivoahan’ny laza adina mialoha ny fotoana nandritra ny fanadinana

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Lemaka havanan’Antananarivo “Lany raha tsy hamoronana tanàna vaovao !”

03/10/2019

Manoloana ny hetsika ataon’ireo mponin’Ambohitrimanjaka sy ny manodidina mikasika ny fanatontosana ny tetikasa Tana

Hamaky ny tohiny...

Faritra avo eto an-drenivohitra Vato lehibe 3 ahiana hianjera

03/10/2019

Vato telo lehibe 3 no ahiana mbola hihotsaka eny amin’ireo faritra avo eto an-drenivohitra ka anisan’ireny ny ao amin’ny Fokontany ambanin’Ampamarinana.

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Mbola tena manankarena vorona

03/10/2019

Firenena manan-karena vorona isika eto Madagasikara. Raha araka ny fanazavan’ny profesora Hajanirina Rakotomanana omaly mantsy dia

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Lucien Rakotomaharavo “Laharam-pahamena ny fanabeazana olona”

03/10/2019

“Amiko, nahatonga ahy nandeha niaraka amin`ny antoko Tia Tanindrazana, maro ny zavatra hita sy tsapa amin`ny fitantanana ara-politika teto amin`ny firenena. Resy lahatra fa handeha amin ny

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Vely “bois rond” Tratra teny Paraky Soanierana ireo olon-dratsy

03/10/2019

Mihorohoro indray ireo mody hariva, indrindra ny alina fa miala any indray ny vely bolabolan-kazo.

Hamaky ny tohiny...

Alarobia Antanamalaza Niara-nalevina noho ny fahatapahana lalandra ireo mpivady

03/10/2019

Fadiranovana ireo zanaky ny mpivady izay niara-maty. Tsy zakan’ilay renim-pianakaviana ny fahafatesan’ny vadiny izay tapaka lalandra.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana