Fil d'actualités du 21/11/2019

  • 21/11/2019 - 14:30 : TOAMASINA:Nirehitra "ny fanariana fako"na déchet ao Toamasina. Efa eny an-toerana ny mpamonjy voina.

  • 21/11/2019 - 14:00 : KIANJA MAHAMASINA:Manomboka ny volana desambra ho avy izao ny fanamboarana ny kianjaben'ny Mahamasina.

  • 21/11/2019 - 11:30 : SAMBAVA:Tamin'ny 8ora 15mn androany alakamisa 21 novambra 2019 maraina teo no nitrangana lozam-pifamoivoizana teto Sambava-centre, teo amin'ny "croisement la voirie" teo indrindra,fiara ampielezan-kevitra Ampiasain'ny Antoko miaradia amin'ny Filoha! no niaran-doza.

  • 21/11/2019 - 11:00 : TSARA HO FANTATRA:Miarahaba manokana ary mirary soa hatrany an'i Yasminah Andriatsima, vadin’i Faneva Ima izay mankalaza ny tsingerintaona nahaterahany amin'ity anio ity.

  • 21/11/2019 - 10:30 : RAHARA VONO OLONA TANY IMERITSIATOSIKA:Iray no voaheloka higadra mandrapafaty nandritra ny fitsarana omaly.

  • 21/11/2019 - 10:00 : SOSIALY:Voatendry ho tale jeneralin’ny CNAPS (Caisse Nationale de Prévoyance Sociale) andriamatoa Mamy Rakotondraibe.

  • 21/11/2019 - 09:30 : FIANARANTSOA:Hisy ny fampihaonana ireo kandida ben'ny Tanana miisa efatra ao Fianaratsoa rahapitso Zoma Zoma 22 Novambra, CEDII @ 2 Ora tolakandro.Ny Asabotsy 23 Novambra La Riziere Antady @ 2 ora Tolakandro.

  • 21/11/2019 - 09:00 : JIRAMA:Hisy fahatapahana ny herinaratra ny Alakamisy 21 novambra 2019 eny : Pont Ambohitrimanjaka - Ampitatafika , amin’ny 09 ora maraina – 04 ora tolakandro. Ambohaja Tsiafahy - Ambatofahavalo, amin’ny 09 ora maraina –05 ora hariva.Antony:Fikojakojana isaky ny fotoana voafaritra;Fanoloana andrin-jiro.

  • 20/11/2019 - 15:30 : FIFIDIANANA KAOMINALY:Misy ny fanofanana ireo delege manerana ny boriborintany 6 eto Antananarivo Renivohitra misolotena ny kandida Rina N2 eny amin'ny biraompifidianana NY boriborintany faha 2 no nanao izany tao amin'ny QG Bel'Air.

  • 20/11/2019 - 15:25 : JIRAMA MAROANTSETRa:Nodoran'ny olona ny Jirama tao Maraontsetra noho ny fatampahanjiro nandritra ny lalaon'ny Barea omaly.

Voir plus d'infos...

21/11/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20191025

Misongadina

Rajoelina – Hajo Hifamingana anatiny

25/10/2019

Manomboka mifampiahiahy ireo samy mpomba an’i Andry Rajoelina sy ireo mpanajary ny IEM (Initiative pour l'Emergence de Madagascar).

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mamy Rabenirina "Ara-drariny ny fandavana ny Tanà-masoandro"

25/10/2019

Raha nampiato ny tetikasa Tanà-masoandro ny filoham-pirenena dia mbola mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra mahakasika izany.

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny “ Iles Eparses” Hatsangana tsy ho ela ilay vaomiera manokana

25/10/2019

Nitondra fanampim-panazavana taorian’ny fanambaran’ny filoha Frantsay Emmanuel Macron nataony tany amin’ny nosy Glorieuses ny filoha Malagasy Andry Rajoelina tamin’ny alalan’ny tambajotra sosialy tweeter sy facebook omaly .

Hamaky ny tohiny...

Mponin’Ambohitrimanjaka Manizingizina fa tsy manaiky ny hanotofana ny taniny

25/10/2019

Very fanahy mbola velona ny ankamaroan’ireo mponina voakasik’ilay tetikasa tana-masoandro kasain’ny fitondram-panjakana hanotofana tany an’arivony ha ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao “Ny hanambatra ny mpikambana no tanjona amin’io kongresy io”

25/10/2019

Hanambatra ireo mpikambana izay tsy nivadika palitao ny tanjon’ny antoko Hvm amin’io kongresy izay ho tanterahin’izy ireo io, amin’ny volana novambara ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Amboteiazy, solika tsy misy, delestazy Hovonoina ve ny mponin’Antananarivo ?

25/10/2019

Ekena fa tena ilaina ny fanatsarana sy fanamboarana fotodrafitrasa tahaka ny lalana, tetezana, trano. Tsy lavinna fa mety misy ny tampoka saingy misy kosa angamba ny fandaminana asa tokony hatao fa tsy atao hitsin-dalana fotsiny ilay izy.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Famatsiana solika Karohana ireo mpanaparitaka vaovao tsy marina

25/10/2019

Hatramin'ny volana oktobra, 20 mahery ny isan' ireo antontan-taratasy efa nalefa eo amin'ny rafitra miady amin'ny heloka fampiasana fitaovan-tserasera noho ny fanelezana vaovao tsy marina.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mampidi-kizo hatrany!!!

25/10/2019

Mifanontany tena ny fiarahamonina hoe inona no mba zavatra voafehin’ny fanjakana amin’izao fotoana ?

Hamaky ny tohiny...

Mampidi-kizo hatrany!!!

25/10/2019

Mifanontany tena ny fiarahamonina hoe inona no mba zavatra voafehin’ny fanjakana amin’izao fotoana ?

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Salon de l’étudiant-Spécial Tamatave Mandray anjara feno ny IT University

25/10/2019

Hotanterahina ao Toamasina anio zoma sy rahampitso sabotsy ny andiany faharoa amin’ny “Salon de l’Etudiant-Spécial Tamatave”, karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Areti-mifindra Olona 5 matin’ny pesta

25/10/2019

Miseho hatrany izao karazana loza sy fahasahiranana samihafa izao. Raha ny tatitra azo,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fanatsarana ny fiahiana ny ankizy Manantena ny fampiakarana ny tetibola ny UNICEF

25/10/2019

Tsy mitsahatra mitotongana ny taham-pahalalana fototry ny ankizy nahavita ny taona fahadimy ao amin'ny ambaratonga fototra, araka ny tatitra navoakan'ny Tahirin'ny Firenena Mikambana ho an'ny ankizy,

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Seranan-tsambon’i Toamasina Ho tonga anio ny solika 56 tapitrisa litatra

25/10/2019

Ho tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina anio zoma amin’ny 6 ora maraina ny sambo lehibe mitondra solika.

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny JIRAMA Tsy fantatra intsony izay tena marina

25/10/2019

Tato anaty andro vitsy izay dia hita taratra ny fanapahan-jiro lavareny tamina toerana samihafa teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Famatsiana herinaratra Ny fampiasana angovo azo havaozina no tena vahaolana

25/10/2019

Misitraka herinaratra amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro na « système solaire photovoltÏque manana tanjaka 11KWc mitentina 31 000 euros ny Tranoben’ny minisiteran’ny angovo sy ny rano ary ny akoran’afo na ny MEEH eny Ampandrianomby nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana