Fil d'actualités du 13/12/2019

  • 13/12/2019 - 15:45 : ALGERIE:Lany ho filoham-pierena Atoa Abdelmadjid Tebboune tamin'ny isam-bato 58,15%.

  • 13/12/2019 - 15:30 : FIFANINANA FIDIRANA HO POLISY:Nahitana filaharambe teny amin'ny fananterana atontan-taratasy fidirana amin'ny fifaninana amin'izao fotoana izao,rahampitso no fantatra fa fara fanaterana ny atontan-taratasy.

  • 13/12/2019 - 15:25 : ADY AMIN'NY HERISETRA:Lany tsy nasiam-panitsiana teo anivon'ny antenimieram-pirenena androany ny volavolan-dalana hiadiana amin'ny herisetra miankina amin'ny saranga.Solombavambahoaka 70 no nandany izany.

  • 13/12/2019 - 15:15 : KIDNAPPING:Nisy naka an-keriny teny Soavimbahoaka, ny marainan’ity zoma 13 desambra ity, i Navaze Veldjee. Nanamafy izany ny CFOIM (Collectif Français d'Origine Indienne de Madagascar).

  • 13/12/2019 - 15:00 : KOLONTSAINYA:Teraka lahy kely i Black Nadia ary fantatra fa i Bradley no anarany.Izahay eto amin'ny Tia Tanindrazana dia mirary soa ho azy.

  • 13/12/2019 - 14:30 : TOE-KARENA:Tontosa ny marainan’ny 13 desambra 2019 teo ny famindram-pintantanana teo amin’ny Tale Jeneraly ny Tahirmbolam-panjakana teo aloha, ANDRIAMANGA Herivelo sy ny Tale Jeneraly vaovao, RANJALAHY Ihanja.

  • 13/12/2019 - 14:00 : TOBY RATSIMANDRAVA:Notanterahina anio ny lanonana fanaovam-beloma an'ireo jeneraly misotro ronono.

  • 13/12/2019 - 11:30 : TOE-KARENA:Tontosa ny alakamisy faha-12 desambra, tao amin’ny Chambre de Commerce et d'Industrie d'Antananarivo, ny lanonana famoahana amin’ny fomba ôfisialy ny vokam-pifidianana izay natao ny alarobia faha-4 desambra sy fametrahana amin’ny fomba ôfisialy ny Birao vaovaon’ny Syndicat National des Agents des Impôts (SNAIM).

  • 13/12/2019 - 11:00 : TRANGA:Nesorina tamin'ny toerany Atoa tale jeneralin'ny tahirim-bolam-panjakana vokatr'ilay fiaram-mpanjakana natao lohana mariazy ny 7 Desambra lasa teo.

  • 13/12/2019 - 10:30 : MOROMBE:Ombina Ben’ny tanàna lefitra 40 mahery lasan’ny dahalo tao Bekoropoka.

Voir plus d'infos...

06/12/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20191114

Misongadina

Ho sahirana ny fanjakana Miha-mafy ny fanoherana ny Tanà-Masoandro

14/11/2019

Mitalaho sy mandadilady na manana ny rariny aza ny vahoaka tompon’ny tany eo anatrehan’ny raharaha Ambohitrimanjaka.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Maka Alphonse - filohan’ny CFM “Aoka ny fitsarana tsy hatao fitaovana politika”

14/11/2019

Sesilany tato ho ato ny tompon’andraiki-panjakana voarohirohy amina fanodinkodinana volam-bahoaka. Hentitra i Maka Alphonse,

Hamaky ny tohiny...

Vovonana AVM 21 « Mila tanora mavitrika i Antananarivo »

14/11/2019

Nanao fanambarana miaraka tetsy amin’ny Hotely Manga etsy 67ha omaly ny solontenana fikambanana maro mivondrona ao anatin’ny vovonana antsoina hoe AVM 21

Hamaky ny tohiny...

Kandida ben'ny tanàna ao Brickaville Efa foana ny fanamelohana ahy, hoy i José Clément Randrianasolo

14/11/2019

Tsy marina ny filazana fa meloka ny tenako satria efa foana tsy manan-kery intsony ny didy N° CATO -165-CO/18 ny 07 martsa 2018 satria efa misy didim-pitsarana manafoana azy io dia ny laharana faha CATO-835-CO/18, nivoaka tamin’ny 18 jolay 2018,

Hamaky ny tohiny...

Firaisamonim-pirenena “Tsy manisy lanja ny fifidianana mpanolotsaina”, hoy ny KMF-Cnoe

14/11/2019

Mbola vitsy amin`ireo olom-pirenena Malagasy no mahafantatra fa hisy fifidianana amin`ny 27 novambra izao.

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Ntsay Christian Misoko mangina ny fanonganana azy…

14/11/2019

Aiza no toa mangingina tsy andresam-peo firy ny praiminisitra Ntsay Christian amin’izao fotoana izao ?

Hamaky ny tohiny...

Vondron’Olon-Tsotra “Voahota fady ny hasim-pirenena!”

14/11/2019

Eo ny fifidianana fa eo koa ny sosialim-bahoaka, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Vondron’Olon-Tsotra, raha naneho hevitra momba ny raharaham-pirenena omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fidèle Razarapiera “Miandany sy manao antsojay CENI ao Ambato”

14/11/2019

Tao amin’ny onjam-peo tsy miankina tantanany no nilazan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Fidele Razarapiera voafidy tao ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Minisiteran’ny Vola Tafatsangana ny Sendikan’ny mpiasa

14/11/2019

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Hotely Koots Food Mahamasina ny fijoroan’ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Ministeran’ny Vola (SMMV).

Hamaky ny tohiny...

Sport

Baolina Kitra Nifampiresaka ny Barea sy ny FMF

14/11/2019

Mbola matoam-baovao eto amintsika ankehitriny ny manodidina ny resaka Barean’i Madagasikara izay

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Ambanin’Ampamarinana Fianakaviana 29 tafo no tandindomin-doza…

14/11/2019

Manomboka mirotsaka ny ranon’orana eto an-drenivohitra. Maro ireo faritra ahiana hampidi-doza noho izany toy ireo faritra avo izay misy ireo vatobe mandondona. Ho an’ny fokontany

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Nanolotra 500.000 dolara ny USAID

14/11/2019

Iray amin’ny roa ireo ankizy latsaky ny dimy taona eto amintsika no lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

14/11/2019

Tsy maintsy hirosoana ny fanatsarana ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

14/11/2019

Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra notanterahana teny amin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra omaly fa omena alalana vonjy maika mandritra ny 3 volana ny fividianana solika anivon’ny Jirama handefa ho an’ireo toeram-pamokarana Jiro.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Antanimeva distrikan’i Morombe Omby zaton’Atoa Soatogno indray no lasibatry ny miaramila

14/11/2019

Tsy mitsahatra mandroba ny ombin’ny Antandroy ao amin’ny distrikan’i Morombe ny miaramila sy ny sasantsasany amin’ny Dinabe any an-toerana ka mampiasa andian-jiolahy miaraka

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana mitam-basy Antananarivo Voatifitra ny iray, azo sambo-belona ny jiolahy enina

14/11/2019

Fikambanan-jiolahy « bande de 10 » mpanao fanafihana mitam-piadiana teto an-drenivohitra no ravan’ny polisy,

Hamaky ny tohiny...

Hajo Andrianainarivelo « Miroso tsara ny fifampiresahana”

14/11/2019

Antontan-taratasy maro no efa voaray eo anivon`ny birao manokana napetraka hisahana ny fifandraisana amin`ireo mponina voakasiky ny tetikasa Tanà-masoandro etsy amin`ny Village Voara Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana