Fil d'actualités du 04/06/2020

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

  • 17/05/2020 - 12:40 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Olona iray 57 taona tao Toamasina no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus. Iray tamin'ireo tena natahorana na "formes graves" izy ary nisy tosidrà sady voan'ny diabeta.

Voir plus d'infos...

10/07/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200411

Misongadina

Coronavirus Mihoatra ny 100 ireo voa

11/04/2020

Tafiakatra 102 ireo olona tratry ny coronavirus eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Antoko HVM “Mila atomboka ny fitiliana faobe ”

11/04/2020

Tandindomin-doza ny faritra. Hatahorana ny fihanakin’ny valan’aretina Covid 19 amin’ny alalan’ireo “cas contact” noho ireo fepetra tsy voafehy,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

4x4 namaky barazy teny Ivandry Tapa-tongotra ilay polisy

11/04/2020

Nisy sakana napetraky ny polisim-pirenena tetsy Ivandry ho fampiharana ny tsy fahazoana mivezivezy amin'ny alina.

Hamaky ny tohiny...

Mahery Lanto Manandafy “Tsy ny filoha no nanome baiko ireny fanagadrana ireny”

11/04/2020

Omaly no notanterahana ny fakàna am-bavany an`i Mahery Lanto Manandafy (MLM), tetsy amin` ny sampandraharaha misahana ny “cybercriminalité”

Hamaky ny tohiny...

Halatra solika JIRAMA Mitombo isa ireo voarohirohy

11/04/2020

Niaina fahatapahana herinaratra niverimberina ny distrikan`i Mandritsara noho ny halatra gazoala mamatsy ny milina mamokatra ny herinaratra any an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Governoran’ny Faritra Analamanga Nizara fanomezana ho an’ny mpanao gazety

11/04/2020

Vary, menaka, siramamy ary savony no nomena ny mpanao gazety omaly teny amin’ny biraon’ny Faritra Analamanga tetsy Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny...

Rakotoson Jean Richard Misy fomba tsotra hanamboarana ny « solution hydroalcoolique »

11/04/2020

Manama ny injeniera Rakotoson Jean Richard fa azo atao tsara ny manamboatra ny « solution hydroalcoolique » eto Madagasikara sy ny manaparitaka an’izany manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny...

Real TV Efa mandeha indray

11/04/2020

Naneho Fisaorana sy Fankasitrahana eram-po eran-tsaina ny rehetra nankahery sy nanohana azy tao anatin’ny fotoan-tsarotra nisian'ny fahatapahana ny fahitalavitra Real TV Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Paska ao anatin’ny asa Nankahery ny ekipany ny komandin'ny zandarimaria

11/04/2020

Amin’ izao fankalazana ny fetin’ny paska 2020 izao, izay ao anatin'ny vanim-potoana sarotra noho ny valanaretina "coronavirus"

Hamaky ny tohiny...

Mpihira ara-pilazantsara Malagasy Efa resin’ny Tompo ny coronavirus

11/04/2020

Nahavita nanentana mpino Kristianina maro nanatontosa niaraka tamin’izy ireo ny atao hoe “Hiaka sy fiderana” nanomboka omaly alina tamin’ny 7 ora mpihira ara-pilazantsara malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Polisim-pirenena Nandamina ny teny Anosibe sy ny manodidina

11/04/2020

Nanomboka ny alakamisy lasa teo dia nisy barazy teo amin` ireo faritra hahafahana miditra ao Anosibe: Namontana, Anosizato, 67Ha eo amin` ny JIRAMA, Seoul Hotel Andavamamba, Anosipatrana…

Hamaky ny tohiny...

Arphine Helisoa Mbola tsy nahazo LP indray

11/04/2020

Nametraka fangatahana ny amin’ny mba hanomezana fahafahana vonjimaika (LP) ilay mpanao gazety nampidirina am-ponja, Arphine Helisoa,

Hamaky ny tohiny...

Tambazotran-tserasera Miparitaka izay tsy izy ny vaovao tsy marina

11/04/2020

Mila itandremana fatratra amin’izao fotoana izao ny vaovao miely sy misy manely ao anaty tambazotran-tserasera ao.

Hamaky ny tohiny...

Morondava Sarety telo tratra nitondra hazo sarobidy an-tsokosoko

11/04/2020

Mandeha ihany koa ny fanararaotana amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao. Sarety miisa telo nitondra hazo sarobidy miisa 28 no tra-tehaky ny mpitandro ny

Hamaky ny tohiny...

Fanaovana « service minimum » Mety hampihanaka ny valan’aretina

11/04/2020

Tokony hanaja ny “confinement” izay nolazain’ny filoham-pirenena ny olom-pirenena rehetra, mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus, raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra mpahay toekarena iray tsy nitonona anarana.

Hamaky ny tohiny...

Fahatongavana teratany Sinoa Nisavorovoro ny tany Mitsinjo

11/04/2020

Efa lasa miteraka tebiteby amin` ny vahoaka Malagasy ity aretina “coronavirus” ity ka rehefa mahita teratany vahiny dia lasa miteraka savorovoro tsy fidiny indrindra moa any amin` ny faritra.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Samy te ho mpamonjy

11/04/2020

Dia tsy re feo intsony tokoa ny filoham-pirenena rehefa avy nanao fanambarana goavana fa misy eto Madagasikara ny akora fototra hahafahana manamboatra ny fanafodin’ny Coronavirus.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fahazoan-dalana mifamezivezy Mbola manankery mandritra ny 15 andro manaraka

11/04/2020

Nangina tanteraka ny « Gare routière » Andohatapenaka omaly, raha toa ka nifanitsa-kitro ny teny an-toerana nandritra ireo telo andro namelan’ny fitondram-panjakana ireo mpitatitra hitondra ireo olona hody any amin’ny Faritra misy azy avy.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Olona mitsirara eny an-dalambe Mahalasa saina ny maro

11/04/2020

Mampametra-panontaniana ny maro ihany ny fahitana ireo karazan’olona mitsirararara eny rehetra eny tato ho ato izay.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Tahirin-tsolika Manana hatramin` ny 48 andro i Madagasikara

11/04/2020

Nahitàna fihenana 40% hatramin` ny 50% ny fanjifàna solika, hoy ny ofisim-pirenena misahana ny akoran`afo.

Hamaky ny tohiny...

Noho ny Coronavirus Nihena hatrany amin’ny 80% ny fanjifana chocolat

11/04/2020

Roa andro mialohan’ny Paska dia mbola maro be ny Chocolat tsy lafo. Nanambara ny tompon’andraikitra ara-barotry ny Chocolaterie Robert eto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Mpianatra eny Ankatso Misy mitaky fanemorana ny fanadinana

11/04/2020

Noho ny hasarotan` ny fiainana manoloana ny fepetra noraisin` ny fanjakana amin` ny ady amin` ny COVID-19, maro ireo fikambanan` ny mpianatra no mangataka ny fanemorana ny fanadinana eny amin`ny oniversitem-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Mandritsara Mirongatra ny halatra lavanila manta

11/04/2020

Lavanila manta milanja 70 kg no voasaron` ny zandarimariam-pirenena ao Mandritsara.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

Minisitry ny Atitany “Na ianao te ho velona, na ianao te ho faty”

11/04/2020

Hentitra ny Minisitry ny atitany sady Filohan’ny CCO Covid-19 Razafimahefa Tianarivelo amin’ny fampanajana ny fihibohana izay hita ho goragora.

Hamaky ny tohiny...

NAINA ANDRIANTSITOHAINA

11/04/2020

“Nahafaly ahy ny nanatrika ny fizaran-tsakafo teo Ankazomanga sy Antohomadinika, niarahana tamin'ny CRA.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

CUA Nizara vatsy ho an’ireo gadra tsy ampy taona

11/04/2020

Manoloana ny fotoan-tsarotra lalovan'ny firenena amin'ny ady amin'ny valan'aretina coronavirus ary amin'izao ankatoky ny paska izao,

Hamaky ny tohiny...

Chômage technique Nivadika ho fandroahana mpiasa

11/04/2020

Betsaka ireo olona misedra olana amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao. Lohalaharana amin’izany ireo mpiasa eny anivon’ny orinasa afaka haba.

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka Malagasy Efa misy misotro ny aleoko maty

11/04/2020

Izahay tsy maintsy mitady fa mila mihinana isan’andro. Aretin’ny mpanankarena io fa tsy mahavoa anay.

Hamaky ny tohiny...

Tinoka Roberto Nanatitra fanampiana tany Toliara

11/04/2020

Manoloana ny ady atao amin'ny fihanaky ny tsimokaretina Covid-19 dia nitondra fanampiana hoentina miatrika izany tany Toliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena,

Hamaky ny tohiny...

Malagasy Rugby Manentana ny rehetra hampitombo fahalalana

11/04/2020

Amin’izao fiatrehana ny "Confinement" eto amintsika izao ka tsy hahazoana manatanteraka fifaninanana ara-panatanjahantena samihafa dia mentana ny rehetra hampitombo fahalalana sy fahaizana amin'ny fanaovana

Hamaky ny tohiny...

Namontana Nakatona avokoa ireo mpivaro-kazo sy mpanao volo

11/04/2020

Mbola betsaka amin’ireo mpivarotra eto amintsika no mafy loha tsy manaja ny lamina napetraka.

Hamaky ny tohiny...

Sehatra tsy miankina Tsy voahaja ny zon’ny mpiasa, mihetsika ny FISEMA

11/04/2020

Namoaka fanambarana ny vondron` ny kaonferasionina hivondronan` ny sendikàn` ny mpiasa eto Madagasikara (FISEMA) manoloana ireo tsy fanajàna ny zon` ny mpiasa ataon` ireo orinasa tsy miankina sasany amin` izao fahamehana ara-pahasalamana izao.

Hamaky ny tohiny...

Bemanevika-Sambava Mbola nikiry nanao "Braderie" ireo mpivarotra

11/04/2020

Taitra ny mponina tao Bemanevika Sambava ny alakamisy lasa teo raha nahita ireo fiara nitondra entam-barotra hanaovana ''braderie''.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Antananarivo Renivohitra Hosaziana izay mivoaka ny trano tsy manao arovava

11/04/2020

Asa tsy maintsy hataon’ny isan-tokantrano amin’izao, indrindra fa ny Renim-pianakaviana ny namboatra arovava manara-penitra ho an’ny ankohonany.

Hamaky ny tohiny...

Tohana ara-tsaina ho an’ireo mararin’ny COVID19 Miditra an-tsehatra ireo psykôlôgy Malagasy

11/04/2020

Manoloana ny zava-misy ao anatin’ny fiatrehana izao areti-mandripaka COVID 19 eto amin’ny firenena izao dia nampanantsoina ihany koa ireo psykôlôgy na

Hamaky ny tohiny...

Mpamily taxi-brousse Any amin’ny Fokontany no maka fanampiana

11/04/2020

Nikatona tanteraka nanomboka omaly ny tobim-piantsonana eto an-drenivohitra mandra-pisian’ny lamina vaovao avy amin’ny Fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’i Tanjombato “Lasa tsy matahotra ilay valan’aretina ny olona”

11/04/2020

Ampatsiahivina hatrany, hoy ny ben’ny tananan’i Tanjombato, Tovo Rakotojohary, fa anaty krizy ara-pahasalamana isika izao fa tsy krizy ara-tsakafo

Hamaky ny tohiny...

Moramanga Narahi-maso manokana ny sekolin’ny Zandary

11/04/2020

Tonga nitsidika ny sekoly ambonin'ny zandarimariam-pirenena ao Moramanga ny jeneraly Benjamina Ratovoson, kaomandin'ireo sekoly sy ny fiofanana omaly.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana