Fil d'actualités du 19/05/2020

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

  • 17/05/2020 - 12:40 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Olona iray 57 taona tao Toamasina no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus. Iray tamin'ireo tena natahorana na "formes graves" izy ary nisy tosidrà sady voan'ny diabeta.

  • 13/05/2020 - 19:00 : LAMA: Maty noho ny ratra nahazo azy i Norbert Ramandiamanana na Lama izay tratra teny Analamahitsy ny maraina teo. Voatifitra teo amin'ny foto-peny izy.

  • 13/05/2020 - 14:15 : CORONAVIRUS: Olona 20 no voamarina fa voa araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta androany. 15 tany Tomasina, 3 tany Moramanga, 2 teto Antananarivo. Fitiliana omaly 12 mey ireo.

  • 12/05/2020 - 12:00 : JEAN JACQUES RATSIETISON: Aleo fohanana ny fihibohana fa ny hanohanana no hahafaty olona eto fa tsy ny aretina, ary ny olona anefa ny mitakosona ihany. Mila ampiakarina ny fitiliana. Raha tena mahomby ny covid organics efa nofoanana ny fihibohana.

  • 07/05/2020 - 15:10 : TOAMASINA: Tsy maty fa mbola manaraka fitsaboana sy tsy misy ahiana ny ain'ilay zazalahikely 9 volana fa tsy araka ny resaka mandeha amin'ny tambajotra facebook.

  • 07/05/2020 - 14:45 : CORONAVIRUS: Olona 35 no indray voan'ny Coronavirus androany 7 mey, ka 22 eto Antananarivo Renivohitra.

  • 07/05/2020 - 14:45 : CORONAVIRUS: Olona 35 no indray voan'ny Coronavirus androany 7 mey, ka 22 eto Antananarivo Renivohitra, ary 13 any Toamasina.

Voir plus d'infos...

25/05/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200414

Misongadina

Mitombo isa ireo sitrana Tena mahay ny mpitsabo Malagasy

14/04/2020

Tsy nahitana tranga vaovao omaly, ka mijanona ho 106 ny olona mitondra ny coronavirus eto Madagasikara, araka ny tatitry ny Mpitondra tenin’ny CCO Covid-19 Pr Vololontiana Hanta Marie Danielle.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Komity LOHARANO Inona marina moa no tena asany ?

14/04/2020

Nanazava momba ny andraikitry ny Komity Loaharano ny ministry ny harena an-kibon` ny tany, Fidiniavo Ravokatra ka nambarany fa hiandraikitra ny fanantanterahana ny lamina rehetra momba ny ady amin’ny “coronavirus”

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fampielezana vaovao tsy marina 40 ireo raharaha atao fanadihadiana amin’izao

14/04/2020

Nahazo vahana ny fanelezana vaovao tsy marina nanomboka tamin’ny fanombohana ny fihibohana no mankaty.

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny kolontsaina sy ny serasera Nanadino ny artista sy ny mpanao gazety

14/04/2020

Maro amin’ireo artista no mitaraina fa voadona mafy ny fivelomany ao anatin’izao fihibohana vokatry ny fiarovan-tena amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID 19 izao ka mangataka fanampiana.

Hamaky ny tohiny...

Zandarimariam-pirenena Nanara-maso akaiky ny asa ny lehibe

14/04/2020

Nidina ifotony tany amin'iny lalam-pirenena voalohany iny ny jeneraly Njatoarisoa Andrianjanaka, ny faran’ny herinandro nanoloana ny asa mankadiry nosahanin'ny zandarimaria nandritra ny fetin’ny Paska teo izay mbola ao anatin'ny fihiboana tanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mitaky ny fanafahana an’i Arphine

14/04/2020

Noho izao Fetin’ny Paska izao dia miarahaba sy mankahery anao aho sy ny ankohonako, na mafy aza ny hoentinao,

Hamaky ny tohiny...

Raim-pianakaviana marary any Afrika atsimo Sahiran-tsaina ny vady aman-janany eto Madagasikara

14/04/2020

Renim-pianakaviana monina eny Ankadindravola Ivato eny i Vero. Efatra ny zanaka naterany, telolahy iray vavy.

Hamaky ny tohiny...

Kolonely Ravoavy Zafisambatra Nisy ny fanararaotana nandritra ny alatsinain’ny paska

14/04/2020

Maro ireo olona nety ho nanana fikasana hivoaka an’Antananarivo omaly alatsinain’ny paska.

Hamaky ny tohiny...

Ivahona Betroka Mitanila ny fampiharana lalàna

14/04/2020

Tena mitanila ara-bakiteny ny fampiharana lalàna any Ivahoana Betroka amin'izao fampiharana ny lalàna amin'ny fampiharana ny fijanonana

Hamaky ny tohiny...

Finoana

FFKM Maika ny famonjena ny sosialim-bahoaka

14/04/2020

Mampahery antsika rehetra noho ny ahafahantsika fiangonana miombona ato amin’ny FFKM miaraka mankalaza ny paska na eo aza izao toe-javatra manokana iainana izao, hoy ny FFKM,

Hamaky ny tohiny...

Kardinaly Désiré Tsarahazana Iriantsika ho mpandresy isika

14/04/2020

Ho fankalazana anefa ny fetin’ny paska ny alahady teo dia nivantana tao amin’ny fahitalavim-panjakana (Tvm)

Hamaky ny tohiny...

Papa Fransoa Niantso fanamaivanana ny trosa

14/04/2020

Fiainan` ny olona an-tapitrisany no niova tampoka nandritra ny herinandro maromaro noho ny valanaretina “coronavirus”.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Loza teny Amboditsiry Efa voasambotra ilay mpamily nandona tovovavy kely

14/04/2020

Mbola manaraka fitsaboana Tovovavy kely iray antsoina hoe : Tendry ny faran’ny herinandro teo no nodomina fiara kangoo fotsy iray teny amin’ny tobim-piantsonana eny Amboditsiry ka lasa nitsoaka ity farany na dia efa nosakanan’ny olona teny amin’ny manodidina aza.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Harena an-kibon'ny tany Nampiato ny fitrandrahany i Ambatovy

14/04/2020

Naato tanteraka ny fitrandrahana ao amin’ny orinasa mpitrandraka Nikela sy Kobalta Ambatovy.

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana ana habakabaka Afaka 3 taona vao mety ho tafarina

14/04/2020

Efa tafiakatra hatrany amin’ny 250 miliara dolara amin’izao fotoana izao no fatiantoka mihatra amin’ny ankamaroan’ireo kaompaniam-pitanterana ana

Hamaky ny tohiny...

Serge Zafimahova Hovonoina ve ny orinasa Malagasy?

14/04/2020

Hovonoina ve ny orinasa Malagasy. Matoa isika lahazo fanampiana avy amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) izay aty amin’ny fanjakana foibe no niditra an-tsehatra dia izay hiatrehana ny fifandanjana na ny « balance de paiement » amin’ny lafiny teknika.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Sarimihetsika Malagasy Rodimandry i Ra-jacky malok′ila

14/04/2020

Nodimandry ny alahady 12aprily2020 andron'ny paska teo. Randrianjafy Zakavola na Ra-jaquis mpilalao tao amin'ny Scoopdigital.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Fanendahana amin'ny andro paska Roalahy nitondra antsy tratra teny Antohomadinika

14/04/2020

Tsy atoandro tsy alina fa tena mangina tanteraka ny tanana eto amintsika, indrindra fa manomboka amin’ny 12 ora atoandro iny, fotoana voafetra tsy hahafahana mivoaka ny trano iny.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Cité U Ambohipo Mirongatra ny vaky trano

14/04/2020

Tsy kely lalana tokoa ny ratsy. Be no mpanararaotra amin` izao vanim-potoanan` ny fihibohana izao.

Hamaky ny tohiny...

Vaky trano teny Iavoloha Mpihavana avokoa ireo olona 8 voasambotra

14/04/2020

Nitrangana vaky trano teny Iavoloha ny 20 martsa lasa. Nokorontan'ireto jiolahy avokoa ny entana tao an-trano nandritra izany ary ny kitapo misy vola mitentina 40 tapitrisa ariary ihany no lasan'izy ireo .

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

NOTSATOTSATOHANY ANTSY NY SIPANY

14/04/2020

Nidoboka am-ponja any Amiens ilay tovolahy malagasy izay namono nahafaty ny sipany.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Frantsa Mitohy hatramin` ny 11 mey 2020 ny fihibohana

14/04/2020

Nanao fanambarana ny Filoham-pirenena frantsay Emmanuel Macron omaly manoloana ny ady amin` ny COVID-19.

Hamaky ny tohiny...

MANERAN-TANY Manodidina ny 17 000 ny maty tao anatin’ny 72 ora

14/04/2020

Tafiakatra 118 304 ny olona matin’ny coronavirus maneran-tany,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Paska hafakely Nidina avokoa ny vidin’entana

14/04/2020

Anisan’ny fety tena manan-danja ho an’ny isan-tokantrano ny fetin’ny Paska. Tamin’ity indray mitoraka ity anefa dia niavaka izany noho ny fahasahiranana nateraky ny fihibohana.

Hamaky ny tohiny...

Fizarana vola fisotroan-drorono Hanomboka ny 17 aprily izao

14/04/2020

Hanomboka ny zoma 17 aprily izao ny fizarana ny vola fisotroan-dronono ka ho an’ny faritra Analamanga sy Atsinanana ary Matsiatra ambony moa no

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Hitokona indray ireo mpamily Tuk Tuk

14/04/2020

Saika miverina amin’ny fiainany an-davanandro ny rehetra ao Toamasina I , misokatra ny tsena ,

Hamaky ny tohiny...

Haintrano Olona 120 traboina any Farafangana

14/04/2020

Tafakatra 120 isa ireo olona traboina ao Farafangana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Ambohidratrimo Hahazo fanampiana ireo kaominina rehetra

14/04/2020

Hahazo fanampiana avokoa ireo kaominina miisa 24 mandrafitra ny

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Fanafodin’ny coronavirus Ho avy tsy ho ela ny fanambarana miezinezina ?

14/04/2020

Amin'izao andron'ny Paska izao dia hafatra mifono fanantenana no entin'i Madagasikara ho an'izao tontolo izao noho ireo zavaboahary ananany izay tsy hita afatsy eto amintsika ny 80 isan-jatony,

Hamaky ny tohiny...

Distrikan'i Maevatanana Nahitana tranga mampiahiahy

14/04/2020

Lehilahy iray monina any Mahatsinjo ambony no fantatra fa nanatona ny mpitsabo tany an-toerana satria nahatsapa fa misy ireo soritr'aretina mifandraika amin'ny Covid 19.Efa tonga any amin'ny CHRR Betsiboka ary arahamaso akaiky izy io,

Hamaky ny tohiny...

Ampahimanga Ambohimanambola Tsy mbola nahazo fitaovana hanasan'ny rehetra tanana

14/04/2020

Kaominina manodidina an'Antananarivo-Renivohitra ny kaominina ambanivohitra Ambohimanambola izay manana ny fokontanin'Ampahimanga

Hamaky ny tohiny...

Fa ahoana mihitsy e ? Tsy nanaja fihibohana ireo zanaky ny Filoha

14/04/2020

Niteraka adihevitra lehibe ny sary niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera facebook ny sabotsy lasa teo momba ny zanaka telo mianadahin’ny filoham-pirenena nandoko ny EPP teny Ambatobe sy namboly hazo teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Andrefanambohijanahary 75 tafo tsy mbola nahazo fanampiana

14/04/2020

Trano hazo 75 tafo etsy Andranomaria Andrefanambohijanahary hatreto no fantatra fa mbola tsy nahazo fanampiana tany amin’ny fitondram-panjakana mihitsy.

Hamaky ny tohiny...

Andriatsima Faneva Ima (BAREA) Nanolotra fanampiana ho an'ireo mpitsabo Malagasy

14/04/2020

Tamin'ny alahady 12 aprily atoandro lasa teo no nanatitra izay voatsirambin'ny tanana ho fanampiana an'ireo mpitsabo sy ny mpitsabo

Hamaky ny tohiny...

Polisim-pirenena Manaraka ny fepetra ara-pahasalamana rehetra

14/04/2020

Misy ny lamina napetraka ho an'ny Polisy sy ireo olona manana anton-draharaha eny anivon'ny Minisiteran'ny filaminam-bahoaka ka tsy maintsy hiditra ny faritra misy ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

OMS Tsy atao maimaika ny fialàna amin'ny fihibohana

14/04/2020

Nanamafy ny sampandraharahan’ny Firenena Mikambana Misahana ny Fahasalamana (OMS) fa mila tandremana tsara ny fomba fialàna amin’ireo fepetra amin` ny fihibohana, tahaka ny nataon’i Chine.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana