Fil d'actualités du 09/09/2020

  • 09/09/2020 - 00:30 : ANTENIMIERANDOHOLONA:Nandroso ny datin'ny 11 desambra 2020 ny CENI mba hanatanterahana ny fifidianana loholona.Nahena ho 18 moa ny isan'ireo loholona ka ny 16 amin'ireo no fidiana.Mpifidy lehibe no mifidy fa tsy ny vahoaka mivantana.

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

Voir plus d'infos...

19/10/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200825

Misongadina

Depiote Brunelle « Mila fanadihadiana ny raharaha Farafangana »

25/08/2020

Mampivarahontsana ny maheno ny isa hoe 21 no namoy ny ainy. Mora loatra ilay famonoana olona, ary mpitandro filaminana aho no miteny an’izany, hoy ny

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mpanolotsaina monisipaly TIM “Manararao-pahefana ny ben’ny tanàna”

25/08/2020

Miha mafana ny fifandirana eo amin’ny fitantanana ny tanànan’Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Antoko mpihira Taratry ny Mazava Miantso ny Malagasy hifankatia

25/08/2020

Amin’ny maha mpitory ny filazantsara dia ny fitondrana am-bavaka ny firenena mba ho afaka anatin’izao areti-mandripaka izao tao anatin’izay 5 volana izay no tena nimasoanay,

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Banga roa ny toeran’ny solombavambahoaka

25/08/2020

Hivory tsy ara-potoana ny Antenimieram-pirenena manomboka rahampitso alarobia 26 aogositra 2020 araka ny tatitry ny filankevitry ny Minisitra ny alakamisy 20 aogositra 2020.

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana Rajoelina Diso fahavalo hatrany

25/08/2020

Mila mamerina ny fifampitokisana eo amin` ny vahoaka sy ny fanjakana ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Minisitry ny atitany Nisy nitory eny amin’ny Filankevi-panjakana

25/08/2020

Nametraka fitoriana ny Minisitry ny Atitany sady Filohan’ny CCO Covid-19 teny amin’ny Filankevi-panjakana ny Fikambanana Antoko politika sy olon-tsotra notarihin-dry Joseph Yoland loholona teo aloha omaly.

Hamaky ny tohiny...

JIRAMA Hifarana amin’ny 19 septambra ny fanoloana fantson-drano

25/08/2020

Mitohy ny asa fanoloana fantson-drano tranainy sy manary rano iarahan'ny JIRAMA sy ny orinasa TRG International avy atsy Afrika Atsimo manatanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Amoron’i Mania Namboly Accacia ny any Fandriana

25/08/2020

Praogramam-panjakana ankehitriny ny hamerina an i Madagasikara ho Nosy Maitso hananantsika Tontolo iainana

Hamaky ny tohiny...

Masoivohon’i Monaco Hifantoka amin’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza

25/08/2020

Ao anatin’ny tanjona ny amin’ny hampaharitra ny fiaraha-miasa efa mipetraka eo amin’ny hopitalin’ny reny sy ny zaza eny Ambohimiandra sy ny masoivohon’i Monaco eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Samy manao izay tiany

25/08/2020

Samy manao izay reviny, hoy ny fitenin’ny tanora izay. Rehefa mijery ny fiarahamonina Malagasy amin’izao fotoana izao tokoa dia toa samy manao izay tiany daholo amin’ny ankapobeny manomboka any amin’ny mpitondra ka hatrany amin’ny vahoaka isanisany.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Taxibe eto an-drenivohitra Tsy hisy intsony ny tapa-dalana

25/08/2020

Tsy hisy intsony ny saran-dalana tapa-dalana toy ny 200 sy ny 300 Ar manomboka izao fa tsy maintsy 500 Ar avokoa no alohan’ny mpandeha iray na dia mandingana tobim-piantsonana iray fotsiny aza.

Hamaky ny tohiny...

Fiverenan’ny fitaterana Misimisy ihany ireo fepetra tsy maintsy arahana

25/08/2020

Nitondra fanazavana misimisy kokoa mahakasika ireo fepetra ho an’ny fitaterana ny Minisitry ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro, Ato Joël Randriamandranto omaly tao amin’ny TVM .

Hamaky ny tohiny...

Tsaradia Hamafisana ny fepetra sy fiarovana ara-pahasalamana

25/08/2020

Vonona hanatanteraka sidina ny kaompania Tsaradia araka ny toromariky ny Filoha Rajoelina.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanadinam-panjakana Vonona ny Minisiteran` ny fanabeazam-pirenena

25/08/2020

“Ao anatin` ny hahamehana ara-pahasalamana isika indrindra ho an`ny ankizy. Nampiatoana ny fianarana kanefa tsy maintsy manala fanadinam-panjakana izay zony.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Hopitaly HJRA Notsenaina tamin-kafaliana Pr Ahmad

25/08/2020

Niverina nandray ny andraikiny amin’ny maha-pitsabo azy ny Pr Ahmad Ahmad, izay Minisitry ny fahasalamana teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanadinana teknika Hanomboka ny 14 septambra izao

25/08/2020

Navoakan’ny minisitry ny fampianarana tekinika vaovao, Ernest Tsikel’Lankina, ny daty hanaovana ireo fanadinana tekinika eto Madagasikara ho an’ity taona 2020 ity.

Hamaky ny tohiny...

Fiverenan-dakilasy Malalaka hanapa-kevitra ny sekoly tsirairay

25/08/2020

Andro sisa no isaina dia higadona ny fanadinam-panjakana. Izany hoe fotoana ny famerenan-desona izao ho an` ireo mpiadina na an-trano izany na an-tsekoly.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Fonja vaky tao Farafangana Voafonja 22 no mbola karohina

25/08/2020

Mitohy ny fikarohana ireo voafonja nitsoaka tao amin’ny fonjaben’i Farafangana ny atoandron’ny alahady 23 aogositra 2020.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Ambatofotsy sy Andramasina Frezy 15 kg isan’andro sisa no lafon’ny mpamboly iray

25/08/2020

Mahatratra 1 taonina isan’andro ny vokatra frezy miakatra eto an-drenivohitra avy any Ambatofotsy sy Andramasina.

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Malagasy Lasa tahaka ny mihinam-bary ny mamono olona

25/08/2020

Gadra maro no tafavoaka ny fonjan` i Farafangana ny alahady lasa teo. Taorian` ny hazalambo nataon` ny mpiandry fonja sy ny mpitandro filaminana, nandriaka ny rà ka maty voatifitra ny 20 tamin`ireo.

Hamaky ny tohiny...

Toliara Mpirahavavy niharan’ny fanararaotana ara-nofo

25/08/2020

Mirongatra ny fanolanana ankizy ao Toliara. Nanomboka tamin’ny volana martsa teo no mankaty ohatra dia miisa 26 ireo tranga nisy ka ny 6 tamin’ireo dia tamin’ity volana Aogositra ity avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Vatsy tsinjo - Boriborintany faharoa Nidina nanara-maso minisitry ny filaminam-bahoaka

25/08/2020

Ny Polisim-pirenena no niandraikitra ny fanisana ireo olom-pirenena eny amin'ny boriborintany faharoa mahaksika ny fanomezana sosialim-bahoaka ho an'ny mponina eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Dr Fidy Bariniaina “Mila miomana foana isika”

25/08/2020

Nisy tenin’ny filoham-pirenena, raha tena nihaino azy isika, hoy ny Dr Fidy Bariniaina, dia ilay hoe ny fandraisan’andraikitry ny isam-batan’olona no antoka handresentsika ny COVID 19,

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 788 sisa tsaboina, 74 ireo marary mafy

25/08/2020

Niampy 75 ireo olona mitondra ny coronavirus hita tamin’ny fitiliana 420, izay manome taham-pahavoazana 17,85%.

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny CTC Ivato Voalohany amin’ireo afindra eny Mahamasina

25/08/2020

Ireo mararin’ny Covid 19 eny amin’ny ivon-toeram-pitsaboana momba izany eny Ivato na CTC Ivato no voalohany amin’ireo afindra eny amin’ny CTC Mahamasina, raha ny fandaminana fantatra omaly.

Hamaky ny tohiny...

Ihosy Mahatra 85 000 ar ny vidim-panafody hitsaboana Covid-19

25/08/2020

Na dia be aza ireo olona ahiana ho mitondra ny tsimokaretina covid-19 “cas suspect” any Ihosy Faritra Ihorombe dia mbola tsy ahitana fitaovana fanaovana fitiliana azy ity any amin’ny CRCO Ihorombe mandraka ankehitriny ary tsy mbola misy toerana hitsaboana ny aretina coronavirus ihany koa.

Hamaky ny tohiny...

Tahotry ny Covid 19 Nihena antsasa-manila ireo mpanome ra

25/08/2020

Nihena an-tsasa-manilabe izao ny isan’ireo olona mpanome ra antsitra-po tonga manatona eny amin’ny CNTS HJRA Ampefiloha, nandritra ny fihibohana, raha ny fanazavan’ny profesora Alison Oliva Rakoto, talen’ny hôpitaly.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha « écran plat 216 tapitrisa » Hafa ny resaky ny PNUD, hoy ny Transparency International

25/08/2020

Tsy mbola vita eo ny resaka “écran plat” nahasaringotra ny minisitry ny atitany sady Filohan’ny CCO Covid-19, fa mbola mitohy, raha ny fanehoan-kevitry ny Transparency International Initiative Madagascar (TI-IM), izay nanapa-kevitra hanontany ny PNUD.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo sy ny manodidina Maro no efa tsy mivaky loha amin’ny Covid 19

25/08/2020

Tena efa mitombo ny olona tsy manao arotava eny an-dalana Amin’izao fotoana izao, raha ny zava-misy amin’ny ankampobeny eny rehetra eny.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Ny lehilahy no betsaka voa eto Madagasikara

25/08/2020

Efa eo am-pamolavolana ny sokajin’isan’ireo marary azo nandritra ny fihibohana no mankaty nateraky ny fiparitahan’ny tsimok’aretina Covid 19 ny eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana