Fil d'actualités du 09/09/2020

  • 09/09/2020 - 00:30 : ANTENIMIERANDOHOLONA:Nandroso ny datin'ny 11 desambra 2020 ny CENI mba hanatanterahana ny fifidianana loholona.Nahena ho 18 moa ny isan'ireo loholona ka ny 16 amin'ireo no fidiana.Mpifidy lehibe no mifidy fa tsy ny vahoaka mivantana.

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

Voir plus d'infos...

19/10/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200908

Misongadina

Resabe momba ny fahasalamany Nivoaka tamin’ny fahanginany ny PM

08/09/2020

Tsy re tsaika tao anatin’ny fotoana ela ny Praiminisitra Ntsay Christian, ary nisafidy ny hiloa-bava amin’izay omaly alatsinainy 07 septambra maraina teo am-pahatongavana tao amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, araka ny vaovao azo. « Be dia be moa ilay resaka hoe : aiza ny Praiminisitra, maninona izy…

Hamaky ny tohiny...

Politique

Naina Andriantsitohaina Sasatry ny mamono afo…

08/09/2020

Tototry ny kiana sy ny adihevitra ny ben’ny tanànan’Antananarivo Atoa Naina Andriantsitohaina amin’izao fotoana izao. Sasatry ny mandamin-dresaka amina toe-javatra maro na eo aza ny karazana fampisehoan-kery, raha tsy hilaza afatsy ny fandrodanana tsena sy trano,

Hamaky ny tohiny...

Miakatra ny maripana politika Nitory eny amin’ny HCC ireo loholona

08/09/2020

Manoloana ny fahitan’izy ireo tsy fanarahan-dalàna nataon’ny fitondram-panjakana tamin’ny fandraisana fanapahan-kevitra mahakasika ilay volavola-dalàna laharana faha 001/2020, dia nanatitra taratasy fitoriana tamin’ny fepetra narahina mahakasika ny “texte à valeur legisl

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjarana ny faritra ho 23 Nihaona tamin’ireo Ampanjaka ny Filoha

08/09/2020

Nihaona tamin’ireo Ampanjaka voafidy tao amin’ny faritr’i Vatovavy Fitovinany omaly ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina. Maro ny lahadinika nifanaovana saingy ny niompanana indrindra kosa dia ny mikasika ny resaka fitsinjaram-paritra 22 ho lasa 23, raha fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina « Efa vonona ny tetibola ho an’ny faritra faha-23 »

08/09/2020

Noraisin’ny Filoham-pirenena teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha omaly ireo Ampanjaka, Raiamandreny ara-drazana, solombavambahoaka avy any amin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany omaly.

Hamaky ny tohiny...

Suisse - Madagasikara Mamisavisa ny ho avy ny roa tonta

08/09/2020

Nitsidika tamim-pomba fanajana ny minisitry ny Fitsarana teny Faravohitra omaly , ny Ambasadaoron’ny Kaonfederasiona Soisa ho an’ny Repoblikan’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tsarasaotra Noraisim-potsiny ilay inspektera sandoka

08/09/2020

Mpitondra moto iray tsy nanao aroloha no nosakanan'ny Polisy avy ao amin'ny Troisième Compagnie d'Intervention tetsy Tsarasaotra ka saika tsy nety hijanona ary nilaza fa mahafantatra Polisy ka hiantso izany raha tsy avela handeha izy, hoy ny fampitam-baovaon’ny Polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana mpitrandraka vatosoa 8 no naiditra am-ponja eny Antanimora sy Tsiafahy

08/09/2020

16 mianadahy no tra-tehaky ny mpitandro ny filaminana tamin’ilay raharaha fanafihana mpitrandraka vatosoa nitranga tany Vohitrarivo Ambohibary Vohilena, distrikan’Anjozorobe ny 29 Aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Fifandimbiasana arak’asa Mpitsara 122 no nafindra toerana

08/09/2020

Dingana tsy maintsy tanterahina ary tafiditra ao anatin` ny politikan` ny fitsarana ny famindran-toerana ho an` ireo mpitsara mihoatra ny dimy taona eo amin`ny toerana iray.

Hamaky ny tohiny...

Toetry ny andro Rahona avy any atsinanana no mitondra hatsiaka

08/09/2020

Na dia mbola mahare mamirifiry ihany aza isika eto an-drenivohitra sy amin’ny faritra maro tato anatin’ny andro vitsivitsy izay dia fantatra fa tsy vokatry ny hatsiaka nateraky ny vanim-potoanan’ny ririnina intsony izany.

Hamaky ny tohiny...

Lehiben’ny fiarovana ara-diplaomatika Amerikanina Nihaona tamin’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka

08/09/2020

Tonga nitsidika ara-pomba am-panajana ny Minisitry ny filaminam- bahoaka Contrôleur Général de Police Randrianarison Fanomezantsoa ny lehiben'ny fiarovana ara-diplomatika Amerikanina vaovao Kimpston Scott.

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe II Mpitrandraka vato an-tsokosoko 12 voasambotra

08/09/2020

Mpitrandraka vato an-tsokosoko niisa 12 no voasambotra nanomboka ny farapararan’ny herinandro lasa teo, fa sarona nitrandraka tao anatin’ny faritra arovana ao Ibity, distrikan’Antsirabe faharoa.

Hamaky ny tohiny...

Tontolon` ny fitsarana Fitsarana ambaratonga voalohany 10 sy fonja 14 no hatsangana

08/09/2020

Nitondra fanazavana mahakasika ireo fotodrafitrasa sy fanatsarana ireo voafonja eto Madagasikara ny Minisitry ny Fitsarana, Johnny Andriamahefarivo, izay politika voizin` ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny...

Tontolon` ny fitsarana Fitsarana ambaratonga voalohany 10 sy fonja 14 no hatsangana

08/09/2020

Nitondra fanazavana mahakasika ireo fotodrafitrasa sy fanatsarana ireo voafonja eto Madagasikara ny Minisitry ny Fitsarana, Johnny Andriamahefarivo, izay politika voizin` ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasim-panjakanana Mila fanarenana goavana ny birao

08/09/2020

Tranon-kala eny ambanin’ny tohatra sy eo amin’ny tolanam-baravarana, ny gorodona maloto, ny trano tery saingy birao fikarakarana taratasim-panjakana eto an-drenivohitra anefa izany.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Miandry fitsaharana

08/09/2020

Miditra amin’ny ahamehana ara-pahasalamana andiany faha 13 isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Analanjirofo Nahazo baka vaovao Vohilego sy Ambatoaranana

08/09/2020

Afa-pahasahiranana ny mponina ao amin`ny Kaominina Vohilego sy Ambatoaranana, Distrika Fenerive Est, Faritra Analanjirofo satria dia nahazo baka vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Tobim-piantsonana fasan’ny Karana Marobe sahady ireo nanao famandrian-toerana

08/09/2020

Taorian’ny kabarin’ny Filoham-pirenena afak’omaly Alahady alina mikasika ny fisokafan’ny zotra nasionaly sy rezionaly amin’ny lalam-pirenena fahafito sy

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Orinasa AAA Nitory eny amin’ny Filankevi-panjakana

08/09/2020

Nametraka fitoriana teny amin’ny Filankevi-panjakana mitaky ny hanafoanana ny fanakatonana ny orinasa AAA ny mpisolovava sy ny mpitantana io orinasa io omaly.

Hamaky ny tohiny...

Dany Rakotoson “Isatra ho an’ny fampandrosoana ny fifanandrinana politika”

08/09/2020

Tsy dia nisy zava-baovao loatra ny zava-boalazan’ny filoham-pirenena omaly (TTF: Ny alahady teo), hoy ny mpandinika raharaham-pirenena sady mpandraharaha, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny...

Thierry Raveloson “Mitongiana ny Fampandrosoana isam-paritra”

08/09/2020

Araka ny nambaran` ny filoha Rajoelina ny alahady lasa teo dia ““mialohan` ny faran` ny taona ny fifidianana loholona ary hihena 18 no isan` izy ireo”.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanadinana CEPE Anjaran’i Fianarantsoa sy Mahajanga indray anio

08/09/2020

Kandida miisa 165.294 no hiatrika ny fanadinana CEPE ao Fianarantsoa, izany hoe, faritra Matsiatra ambony, Amoron’Imania, Vatovavy fitovinany, Atsimo atsinanana, Ihorombe sy ao Mahajanga, izany hoe Sofia, Boeny, Melaky, Betsiboka ho amin’ity anio ity. Araka

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Polisy any amin’ny Faritra Atsinanana Nafaran’ny Minisitra mba hiasa tsara

08/09/2020

Nitsidika ny faritra Atsinanana ny Ministry ny Filaminam-bahoaka ny controleur general Rafanomezantsoa Rodellys ny faran’ny herinandro. Nisy ny fihaonany mivantana tamin’ireo tompon’andraikitra tany an-toerana ka nandinihina zavatra maro loha.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Tsy fahazoana fanampiana Nanakan-dàlana ny mponin’Ambohijanaka

08/09/2020

Nidina an-dalambe ny mponina teny Ambohijanaka omaly noho ny fisitrahana vatsy tsinjo sy tosika fameno. Nahazo Bongatsara, Andoharanofotsy, Ankaraobato, Ifarihy,…

Hamaky ny tohiny...

Posy sy sarety Mety ny tsena hatramin’ny nisian’ny Vatsy Tsinjo

08/09/2020

Nandeha be tokoa ny asan’ireo mpitarika posy sy sarety eto an-drenivohitra hatramin’ny nisian’ilay hetsika fizarana Vatsy Tsinjo hataon’ny Fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Coronavirus 2 maty, 51 marary mafy

08/09/2020

Olona 02 no indray namoy ny ainy vokatry ny coronavirus, ka nampiakatra ny isa hatrizay ho 202, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly. Ny iray tany Matsiatra Ambony ary iray tany Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny...

Fahamehana ara-pahasalamana Miomana amin’ny mbola hitohizany ny olom-pirenena

08/09/2020

Miditra amin’ny fahamehana andiany faha 13 isika ankehitriny. Izay tsy mahay tsianjery ireo fepetra tokony arahana tao anatin’izay tapa-bolana in-12 nifanesy izay kosa angamba efa tsy ho andairan’izany intsony.

Hamaky ny tohiny...

Fanohizana ny fahamehana Lasa fahazaran-dratsy ho an’ny mpitondra

08/09/2020

Niditra tamin’ny fahamehana faha-13 ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara, araka ny tatitry ny Filankevitry ny minisitra ny sabotsy 05 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ivato Tsy tafiditra eo am-bavahady izay tsy manao arotava

08/09/2020

Miezaka hatrany manohy ny ady hatao amin’ny valan’aretina COVID 19 ny kaominina Ivato, tarihin’ny Ben’ny tanana Penjy Randrianarisoa.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana