Tsindrio eto raha haneho fitarainana

Sampan-draharaha itsinjaram-pahefana

Fanararaotam-pahefana

tamin'ny 2016-02-08, navoaka ny 2016-02-24

Antso ho an'i Ministeran'ny Ati-tany mba hijery akaiky ny fomba fiasan'ny tompon'andraikitra iray eto amin'ny Kaominina Ambanivohitry Mandabe, sy ny sekretera Jeneraliny; mba tsy ho tompon-trano mihono ianareo.

Misy tomon'andraikitra iray ao amin'io Kaominina io dia izy daholo no manapaka na ny karaman'ny mpiasa io,na ny fanasoniavana ny cahier-n'omby, na ny fakana ny Droit de Place ho an'ireo mivarotra amin'ny Trano Heva, miditra koa izy amin'ny lafiny fitantanam-bola.Tokon'ny hisy ny Audit amin'ity Kaominina ity.


<< hiverina >>

Copyright 2009 Tia Tanindrazana