Dans la mme rubrique

Tandroy maty voatifitra tany Anjozorobe “Tsy hamelanay i Mathieu Rajaonarimampianina”

18/09/2018

Mifoha indray ny raharaha vono olona tany Anjozorobe nahavoatonontonona an’i Mathieu Rajaonarimampianina, zanaky ny filoha teo aloha. Ny volana febroary 2016 no nisian’ilay gidragidra,

Tandroy maty voatifitra tany Anjozorobe “Tsy hamelanay i Mathieu Rajaonarimampianina”

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Ntsay Christian Misy mitady hamono ?

17/09/2018

Niteraka resa-be sy nitarika fanehoan-kevitra maro ny mahakasika ilay loza niseho teny anoloan’ny La City Ivandry ny takarivan’ny zoma 14 septambra lasa teo. Zaza roa tamin’izay no voadonan’ny fiara mpisava lalan’ny primatiora, ka naratra mafy ary nahatezitra ny mponina.

Praiminisitra Ntsay Christian Misy mitady hamono ?

Hamaky ny tohiny...

Fandorana fiara teny Ivandry Nisy olona efa voasambotra

17/09/2018

Namoaka fanambarana iombonana mitondra ny datin’ny sabotsy 15 septambra momba ilay lozam-pifamoivoizana teny Ivandry ny talen’ny fiarovana ny praiminisitra sy ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena.

Fandorana fiara teny Ivandry Nisy olona efa voasambotra

Hamaky ny tohiny...

CNaPS teny amin’ny FIA Nahatratra 70 ny olona voakarakara nandritra ny andro fahatelo

17/09/2018

Nifarana omaly alahady ny FIA (Foire Internationale de l’Agriculture) eny Tanjombato. Anisan’ireo nandray anjara teny an-toerana ny CNaPS .

CNaPS teny amin’ny FIA Nahatratra 70 ny olona voakarakara nandritra ny andro fahatelo

Hamaky ny tohiny...

Fitandroana ny filaminana Miofana ny polisy monisipaly eto Antananarivo

17/09/2018

Miatrika fiofanana ao anatin’ny andro maromaro ireo polisy monisipaly an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Tafiditra indrindra amin’ny vinan’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana izy ity dia ny hanatsarana hatrany ny asan’izy ireo eo amin’ny fitandroana ny filaminana sy ny fandrindrana ny fifamoivoizana.

Fitandroana ny filaminana Miofana ny polisy monisipaly eto Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Mitaraina ny tantsaha any Alaotra Tratry ny tsindrihazolenan’ny Fanalamanga…

17/09/2018

Nijoro nanomboka ny volana aogositra 2017 ny Fikambanan’ny tantsaha faritra Alaotra.

Mitaraina ny tantsaha any Alaotra Tratry ny tsindrihazolenan’ny Fanalamanga…

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny fitsarana “Tsy mbola afaka i Claudine Razaimamonjy”

15/09/2018

Manoloana ny didy navoakan’ilay rafitra miady amin’ny kolikoly eto amintsika na ny PAC (Pole anti-corruption),

Minisitry ny fitsarana “Tsy mbola afaka i Claudine Razaimamonjy”

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Lalao THB Cover contest Lasan’i Voary Lucas Ratsimbazafy ny lokabe

16/12/2017

Lasan’i Voary Lucas Ratsimbazafy, tovovavy kely efa mpihira ihany ny loka tamin’ilay fifaninanana mamorona ny hiran’ny THB tamin’ilay lalao “THB Cover Contest” nokarakarain’ny vondrona Star.

Nanomboka ny 20 novambra ka hatramin’ny 10 desambra lasa teo ny lalao ka tamin’ny alalan’ny pejy facebook-n’ny THB no nampahafantarana ny fifaninanana. Tamin’ny alalan’ny hafatra miafina kosa no nandefasan’ireo mpifaninana ny sangan’asa ka roa ihany  izy ireo no nandrombaka ny amboara. Nisy ihany koa ireo dimy mianadahy hafa izay mpankafy ny pejy facebook-n’ny THB  izay nasaina manokana nanatrika ny lanonana tetsy Andraharo omaly. Nisy ny loka marobe nozaraina ho azy ireo omaly ka ho an’ i Lucas dia nisy ny tee-shirt, ny casquette, ny short, …izay samy miisa valo avokoa niampy sakafo ho an’olona miisa valo amina toeram-pisakafoanana lehibe iray eto an-drenivohitra hahafahan’izy ireo mifehy araka ny tokony ho izy amin’izao ankatoky ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona izao.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana