Dans la mme rubrique

Fanapahana ala eto Madagasikara Arahi-maso amin’ny alalan’ny fampiasana teknolojia avo lenta

19/10/2018

Noho ny fandrosoan’ny teknolojia dia maimaimpoana ny sary azo avy amin’ny zanabolana Landsat ary maro hatrany ny karazana sy antontam-baovao izay azo ao amin’ny tranonkala.

Fanapahana ala eto Madagasikara Arahi-maso amin’ny alalan’ny fampiasana teknolojia avo lenta

Hamaky ny tohiny...

Olona nitora-bato ny Barea Tsy mpianatra ary tsy mponina eny Vontovorona

19/10/2018

Mitohy hatrany ny olana sedrain'ireo mpianatra eny amin'ny pôliteky Vontovorona.

Olona nitora-bato ny Barea Tsy mpianatra ary tsy mponina eny Vontovorona

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny fahavaratra Efa vonona ny APIPA na dia…

19/10/2018

Tsy vita ny asa tokony ho natao isan-taona. Manarina tsikelikely ny tao anatin’ny 2 na 3 taona ny APIPA (Autorité pour la Protection contre les Inondations de la Plaine d’Antananarivo),

Fiatrehana ny fahavaratra Efa vonona ny APIPA na dia…

Hamaky ny tohiny...

Tantsaha sy mpanjono Fanorolahy any amin’ny faritra Vonona hampandany an’i Dada

18/10/2018

Vonona hampandany an’i Dada amin’ny fifidianana amin’ny 7 novambra ho avy izao ireo tantsaha mpamboly sy mpiompy ary mpanjono Fanorolahy any amin’ny faritra.

Tantsaha sy mpanjono Fanorolahy any amin’ny faritra Vonona hampandany an’i Dada

Hamaky ny tohiny...

Mpisandoka ho mpanao gazety Nisoloky minisitra teo aloha

17/10/2018

Efa ela no nampikolay ireo mpanao gazety ny afitsoky ny tovolahy iray misandoka mpanao gazety amina onjam-peo iray tsy misy fampahalalam-baovao akory.

Mpisandoka ho mpanao gazety Nisoloky minisitra teo aloha

Hamaky ny tohiny...

Asa mendrika eto Madagasikara Fanatsarana no mbola tokony atao

17/10/2018

Misy fifandraisana ny olana ara-toekaren’ny firenena sy ny sehatry ny asa. Ny fampandrosoan’ny fampananan’asa feno (plein emploi), ny fampananana asa mamokatra (emploi productif) ary ny fampananana asa mendrika dia hitarafana ny fahatanjahan’ny firenena.

Asa mendrika eto Madagasikara Fanatsarana no mbola tokony atao

Hamaky ny tohiny...

Olom-panjakana manao propagandy Mampitandrina ny Praiminisitra

12/10/2018

Namoaka fanambarana sy fampahatsiahivana ny Praiminisitra omaly 11 oktobra ny amin’ny tokony hanajana ireo voalazan’ny andininy faha-57 ny lalàna fehizoro 2018-008 mifehy ny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka,

Olom-panjakana manao propagandy Mampitandrina ny Praiminisitra

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Misaona ny Antoko AREMA Nodimandry i Solofoson Georges

29/01/2018

Nodimandry teo amin’ny faha-75 taonany ny alakamisy 25 janoary teo ny minisitry ny varotra teo aloha Atoa Solofoson Georges rehefa niady tamin’ny aretina tao anatin’ny 5 taona.

 Namela vady sy kamboty telo mianadahy (roa vavy dia ray lahy). Manana maripahaizana Brevet élémentaire, Baccalauréat Sciences Expérimentales Licence en sciences économiques tao amin’ny oniversite Marbourg Lahn tany amin’ny Repoblika Federalin’i Alemaina. Toerana sy andraikitra maro no efa notazoniny teto amin’ny firenena. Efa solontena maharitra lefitra tany amin’ny Foiben’ny FAO tany Roma (1969-1971), mpanolotsaina teknika tao amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny (1973-1975), talen’ny kabinetra sivily tao amin’ny filohan’ny Repoblika Demokratika Malagasy (1973-1975), minisitry ny varotra (1982-1989), minisitry ny varotra sy ny Indostria (1989-1991), filohan’ny filankevi-pitantanan’ny JIRAMA (1997 PCA) ary nisehatra tamin’ny asa fandraharahana izy izao nodimandry izao. Tamin’izy nandranto fianarana tany ivelany no nahafantarany an’i Didier Ratsiraka, niaraka namolavola sy nanangana ny antoko AREMA ary nijoro ho mpikambana tao amin’ny « Comité Central » ny antoko izy ary mbola komity mpitantana ny AREMA misahana ny Faritanin’ Antsiranana izy lasa io.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana