Dans la mme rubrique

Basikety Tompondaka nasionaly N1 A Ny Cosfa sy ny As Victoire no hisantatra azy anio

19/10/2018

Ny ekipan’ny Cosfa Analamanga sy ny As Victoire Boeny ao amin’ny vondrona B lehilahy no hisantatra ny fifanintsanana dingana faha-2 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja basikety sokajy N1 A lahy sy vavy

Basikety Tompondaka nasionaly N1 A Ny Cosfa sy ny As Victoire no hisantatra azy anio

Hamaky ny tohiny...

Kitra vehivavy sokajy U 16 Ny Maitsovolo sy Fc Prescoi no hanao famaranana

19/10/2018

Ny ekipa zatovovavin’ny Maitsovolo avy any Matsiatra Ambony sy ny Fc Prescoi avy any Vakinankaratra no tafita hiatrika ny lalao famaranan’ny Tournoi National ny baolina kitra vehivavy tontosaina eny amin’ny kianjan’i Carion ankehitriny.

Kitra vehivavy sokajy U 16 Ny Maitsovolo sy Fc Prescoi no hanao famaranana

Hamaky ny tohiny...

Kitra vehivavy sokajy U 16 Hafana ny manasa-dalana eny Carion anio

18/10/2018

Hafanafana ara-bakiteny ireo lalao manasa-dalana roa amin’ny

Kitra vehivavy sokajy U 16 Hafana ny manasa-dalana eny Carion anio

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Ahmadiyya eto Madagasikara Nahatontosa ny Convention annuelle 2018

18/10/2018

Nahatanteraka ny fivoriana « Convention annuelle » fanao isan-taona tetsy amin’ny fokontanin’Anatihazo misy ny trano fivavahany « mosquée » eto Antananarivo ny Fikambanana Miziolimana

Fikambanana Ahmadiyya eto Madagasikara Nahatontosa ny Convention annuelle 2018

Hamaky ny tohiny...

Karate Analamanga Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra

18/10/2018

Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra izay nahazo medaly volamena 10 tamin’ny ankapobeny ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’Antananarivo Renivohitra,

Karate Analamanga Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao teny Vontovorona Nosiatsiahan’ny mpankafy ny Barea

17/10/2018

Nitodika tetsy amin’ny Kianjan’i Vontovorona ny saina sy mason’ny maro omaly noho ilay lalao goavana natrehan’ny Barean’i Madagasikara, ekipam-pirenena Malagasy,

Rivo Rakotovao teny Vontovorona Nosiatsiahan’ny mpankafy ny Barea

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra Malagasy Nanoratra ny tantara ny BAREA

17/10/2018

Ela ny ela ka tafita hiatrika ny lalao CAN ihany ny ekipam-pirenena Malagasin’ny taranja baolina kitra “Barean’i Madagasikara”, izay mendrika azy ireo tokoa araka ny efa notaterina teto amin’ny gazety Tia Tanindrazana ny alatsinainy 15 oktobra lasa teo noho ny ezaka goavana azo tsapain-tanana natao.

Baolina kitra Malagasy Nanoratra ny tantara ny BAREA

Hamaky ny tohiny...


Sport

Kitra Vehivavy “Division Elite” dingana faha-3 NY Askam sy ny Ac Sab Nam hatreto no mbola tsy resy mihitsy

29/01/2018

Tontosa ny zoma 26 sy omaly alahady 28 janoary teny amin’ny kianja sentetika Carion ny andro voalohany sy andro faha-2 amin’ny kitra vehivavy “Division Elite” dingana faha-3.


 Ny ekipan’ny Askam Itasy sy ny Ac Sab Nam Analamanga hatreto no ekipa 2 tsy mbola nahazo faharesena mihitsy tamin’ireo andro ireo.

Vokatra Andro voalohany : Som Boeny 0 – 1 Ac Sab Nam ; As Comato 0 – 2 Fc Prescoi  ; Mifa 3 – 0 Ascuf.

Vokatra Andro faharoa : Asot 0(3) – 0(4) Askam  ;  Askam 4 – 2 Fc Prescoi  ; Ac Sab Nam 3(7) – 3(6) Ascuf  ; Comato 0 1 Asot Som 3 – 1 Mifa.

Fadaharana Andro faha-3 ho tontosaina rahampitso talata 30 janoary 2018 :

08:00-Asot # Fc Prescoi

10:00-Som Boeny # Ascuf

12:00-As Comato # Askam

14:00-Mifa # Ac Sab Nam

 

Ntsoavina Evariste

Fihaonana teny Carion

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana