Dans la mme rubrique

Eny sefo !

21/08/2018

Manakory ianao ry Jean a ? Ho tanteraka anie ny sitraponao ! Miaiky anareo izahay fa any aminareo izany ny lakile e !

Eny sefo !

Hamaky ny tohiny...

Mahaiza mihaino

17/08/2018

Gasikara manankarena ambanin'ny tany. Miondan-kena nefa kere main-tany. Vitantsika samirery ve ny mitrandraka azy ? Sa ilaina ireo vahiny ampy fitaovana hanampy ?

Mahaiza mihaino

Hamaky ny tohiny...

Mba mailomailo e..

11/08/2018

Samy mihazakaza mirohotra, manatitra taratasy Filatsahana ho fidiana izay ho filohan'ny Malagasy. Tsy lahy , tsy vavy, tsy antitra tsy tanora. Mba samy manam-paniriana ny ho lany moramora.

Mba mailomailo e..

Hamaky ny tohiny...

Diabe

10/08/2018

Miarahaba jean, mitsingerina androany ilay diabe indray maka iry ee..mino aho fa tadidinao tsara izany daty izany na dia mboa tsy tao anatin’ny politika mihitsy aza ianao tamin’izany fotoana.

Diabe

Hamaky ny tohiny...

Mamirapiratra

08/08/2018

Manao ahoana Jean ! Akorontanareo ambony ambany ny eto an-tanàna dia izahay koa lasa fanina.

Mamirapiratra

Hamaky ny tohiny...

Mamoafady

06/08/2018

Miarahaba Jean a, izaho efa tena saika tsy hanoratra aty aminao intsony , fa nahita kosa ny adalan’ireo mpiara-miasa aminao dia tsy mandry ny eritreritra.Oh ry Jean a, fa dia ten any fahefana ve no mahalasa adala sa adala daholo ireo olona nomenao fahefana ireo e…

Mamoafady

Hamaky ny tohiny...

Mitsikitsiky dia mikipikipy

03/08/2018

Dia ahoana ry Jean a ! Miala tsiny aho rangahy fa tsy afaka nandalo omaly a ! Tena be loatra ny natao e ! Hainao ihany fa mamelom-bady aman-janaka ny tena.

Mitsikitsiky dia mikipikipy

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Mihaingo ambony tsokoko

13/03/2018

Miarahaba jean a, milamina tsara ve ianareoo ao sa ahoana e.Inona indray ity mikorapadrapaka ity e..dia mbola tsy hay tsara foana ve ry jean io asa io kanefa ny “mandat” efa ho tapitra a,Izaho ho aho impiry no efa niteny taminao hoe:


Miarahaba jean a, milamina tsara ve ianareoo ao sa ahoana e.Inona indray ity mikorapadrapaka ity e..dia mbola tsy hay tsara foana ve ry jean io asa io kanefa ny “mandat” efa ho tapitra a,Izaho ho aho impiry no efa niteny taminao hoe: aza be resaka, ary ny zavatra fantatra fa tsy ho vita aza tennenina mihitsy aloha.Aiza ve ry Jean ka izahay efa voaendaka sy vaky trano, misy mihitsy aza ireo namoy hava-tiana no toa mbola andrasanareo hanampy anareo amin’ny fanenjehana malaso.Fa i Jean ve mifoka bozaka sa manakory e ? Ny olona anie izao efa tena sempotra mitady izay harapaka anio e, ny anareo mitady hiala bala sy hanilika ny rihitra fotsiny a.Samy manana ny asany io ry jean a, ary aza araraotina amin’ny fahatsorany sy ny fahasahiranany ny olona.Hanao inona fotsiny ireo be baoty eraky ny tanàna ireo e, sa hameno Bar hirevy isaky ny hariva fotsiny.Ianareo koa moa hampiantrano ny deban-dry lava orona koa tsy maintsy mba mandamindamina angamba de atao mipoapoaka ny fanambarana.Rehefa lasa anefa izao io vahiny io dia hiverina amin’ny laonina indray ny gaboraraka sy ny kitoatoa eto.Aiza izao ity lalan’ny Frankofonia ry Jean a..vava anefa ny nataonareo roa taona lasa izay a, izao aneffa tena tsss…Aoka izay ilay mihaingo ambony tsokoko jeana, mba menatra fa olon-dehibe toa anao io ve dia manondrana foana e.Izay indray aloha fa veloma ee..

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana