Dans la mme rubrique

Fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina Ny 15 sy 16 desambra izao no fotoana

13/12/2018

Etsy amin’ny American center Tanjombato izany no fotoana ny 15 sy 16 desambra izao ao anatin’ilay fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina na irony antsoina hoe e-sport irony izay nampitondraina ny lohateny hoe Video games showdowns.

Fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina Ny 15 sy 16 desambra izao no fotoana

Hamaky ny tohiny...

Basket Afroligue 2019 Ny Cospn Malagasy no hisolontena ny Zone 7

13/12/2018

Afa-bela tamin’ny Premium Cobras Seychelles tamin’ny talata teo ny Cospn Madagasikara rehefa nandresy azy ireo tamin’ny 86-70 teo amin’ny lalao miverin’ny fifaninanana CCOI Basket 2018 notontosaina tany Seychelles.

Basket Afroligue 2019 Ny Cospn Malagasy no hisolontena ny Zone 7

Hamaky ny tohiny...

Beach Soccer Resy fanindroany ny Barea Malagasy

12/12/2018

Nifarana teo amin’ny lalaom-bondrona ny dian’ny Barea Soccer eo amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2018 amin’ity taranja ity.

Beach Soccer Resy fanindroany ny Barea Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina Ny 15 sy 16 desambra izao no fotoana

12/12/2018

Etsy amin’ny American center Tanjombato izany no fotoana ny 15 sy 16 desambra izao ao anatin’ilay fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina na irony antsoina hoe e-sport irony izay nampitondraina ny lohateny hoe Video games showdowns.

Fifaninanana fanatanjahantena an-tsarimiaina Ny 15 sy 16 desambra izao no fotoana

Hamaky ny tohiny...

Badminton Sokajy Sénior Fantatra ireo tompondakan’i Madagasikara 2018

11/12/2018

Fantatra tamin’ny fifaninanana nasionaly notontosaina tetsy amin’ny « Petite Salle » ao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny sabotsy 8 sy alahady 9 desambra 2018 teo ireo

Badminton Sokajy Sénior Fantatra ireo tompondakan’i Madagasikara 2018

Hamaky ny tohiny...

Jeux Corporatifs Asief andiany 1 Nanjakan’ny mpilalaon’ny MDN tanteraka

11/12/2018

Tontosa ny sabotsy 8 sy alahady 9 desambra 2018 teto Antananarivo ny lalao « Jeux Corporatifs Asief/3fb Fahasalamana andiany 1 » izay natao indrindra hampirisihana ny mpiasam-panjakana sy mpiasan’ny tsy miankina (Jirama no namaly ny antso teto) hampiasa vatana mba hananana vatana salama hiatrehana tsara ny asa,

Jeux Corporatifs Asief andiany 1 Nanjakan’ny mpilalaon’ny MDN tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Beach Soccer Afrique 2018 Nandresy an’i Côte d’Ivoire i Madagascar

10/12/2018

Raha nanamontsana an’i Maroc 6-1 tamin’ny sabotsy 8 desambra teo ny ekipam-pirenena avy any Egypte ao amin’ny vondrona A

Beach Soccer Afrique 2018 Nandresy an’i Côte d’Ivoire i Madagascar

Hamaky ny tohiny...


Sport

Pachamama rugby Mpikambana 7 nitsidika an’i Madagasikara 10 andro

05/04/2018

Nitsidika teto Madagasikara nandritra ny 10 andro ireo 7 mirahalahy mpilalao tranainy tao amin’ny ekipam-pirenena frantsay eo amin’ny taranja rugby à XV sady mpikambana ao amin’ny Pachamama rugby mpiara-miasa amin’ny Rcts na Rugby Clus Tanoan’i Soavimasoandro eny Imamba izay misy ny « centre » fitaizana sy fanabeazana ankizy natsangan’izy ireo.

 Ny zoma 23 martsa teo izy ireo no nigadona teto Dago ary nivahiny herinandro tany Antsiranana ka nanatanteraka asasoa fanaon’ny fikambanana misy azy ireo ity ka nanolotra fanampiana ara-tsakafo an’ireo voafonja any an-toerana ary nanolotra koa fitaovam-pianarana sy fanampiana ara-panatanjahantena an’ireo fikambanana mpitaiza tanora tany Joffre Ville Antsiranana ihany. Ny sabotsy 31 martsa kosa izy ireo no nitsidika ny teny Imamba ka gaga nahita ny famefen’ny olon-kafa ny kianja fampiasan’ity ivotoerana natsangan-dry zareo ity izay saika mbola hanorenana tobim-pitsaboana vehivavy sy tovovavy ao anatiny. Na izany aza dia nisy ihany ny fampisakafoanan’ireto mpikambana 7 ny Pachamama notarihan’ny filohany, Jean-Baptiste Ozanne, ankizy niisa 400 izay beazina ao amin’ity ivotoerana Rcts ity sy fanolorana azy ireo ankanjo tanaty baoritra niisa 140. Marihana fa mahatratra 200 isan’andro ireo ankizy homen’ity « centre » eny Imamba ity sakafo fa eny amin’ny Epp mannodidina kosa izy ireo no mandrato fianarana. Fa misy kosa ireo mamaky boky sy mamita enti-mody ao amin’ny « Centre » ary mianatra teny frantsay sy milalao rugby rehefa alarobia hariva sy sabotsy.

Ntsoavina Evariste


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana