Dans la mme rubrique

Minisiteran`ny mponina Ambohijatovo Nitrangana korontana

14/12/2018

Nahitana sorabaventy mirantiranty maneho ny fitakian`ireo mpiasa hita nanoloana ny minisiteran`ny mponina tetsy Ambohijatovo omaly. Anisan`ny fitakian`ireo mpiasa manana fifanarahana arakasa ao anatin`ny fotoana fohy (ECD) ny tombontsoa maro samihafa, ny fanefana karama ara-potoana, mitaky ny minisitera tsy ho fitaovana politika…

Minisiteran`ny mponina Ambohijatovo Nitrangana korontana

Hamaky ny tohiny...

Foloalindahy Malagasy Tsy hanaiky fanakorontanana

13/12/2018

Mangina tanteraka hatreto ny foloalindahy, hafa ny tamin’ny taona 2009. Amin`ny ankapobeny, sarotraho azy ireo aloha no hirona any amina loko politika, indrindra amin`izao ankatoky ny fifidianana izao.

Foloalindahy Malagasy Tsy hanaiky fanakorontanana

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran`ny fitsarana Mpitsara 10 hiakatra CODIS anio

12/12/2018

Naaton`ny minisiteran`ny fitsarana ny fifaninanana hidirana ho mpianatra mpirakidraharaha sy mpitsara amin`ny taom-piofanana 2018-2019.

Minisiteran`ny fitsarana Mpitsara 10 hiakatra CODIS anio

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala “Tokony hanaiky valim-pifidianana izy roalahy.”

12/12/2018

Azo lazaina ho ain-dehibe hiatrehana ny ho avin’I Madagasikara ny adihevitra nifanatrehan’ireo kandida ho filoham-pirenena roalahy tao amin’ny TVM.

Maitre Olala “Tokony hanaiky valim-pifidianana izy roalahy.”

Hamaky ny tohiny...

Gazety Tia Tanindrazana 400 Ariary manomboka anio

12/12/2018

400 ariary manomboka anio alarobia 12 desambra no hanjifanao ny gazety Tia Tanindrazana. Fanapahan-kevitra tsy maintsy noraisina manoloana ny fiakaran’ny vidin’ny taratasy fampiasa amin’ny fanontana gazety eo amin’ny tsena iraisam-pirenena io.

Gazety Tia Tanindrazana 400 Ariary manomboka anio

Hamaky ny tohiny...

Famonoana polisy tany Fenoarivo Atsinanana Olona 21 no nampidirina am-ponja

12/12/2018

Raha 18 ireo olona nampidirina am-ponja vonjimaika rehefa nandalo ny fampanoavana tao Toamasina ny alatsinainy lasa teo mikasika ny raharaha nahafatesana polisy miiisa 3 tany Fenoarivo Atsinanana izay niharana ny fitsaram-bahoaka dia tafiakatra 21 izy ireo amin`izao fotoana izao .

Famonoana polisy tany Fenoarivo Atsinanana Olona 21 no nampidirina am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Gazety boky Trandraka 04 Mampibaribary ny tsy fanajana ny zon`olombelona

12/12/2018

Mandrafitra ny gazety boky Trandraka laharana fahefatra ny lahatsoratra miisa 9 nosoratan`ireo mpanao gazety18 avy amin`ny faritra manerana an`i Madagasikara.

Gazety boky Trandraka 04 Mampibaribary ny tsy fanajana ny zon`olombelona

Hamaky ny tohiny...


Actualits

« Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail » Mitaky ny fametrahana minisitera teknisianina

31/05/2018

Omaly alarobia 30 mey no nanao fanambarana tetsy amin’ny Ministère de la Fonction Publique, de la Réforme de l’Administration, du Travail et des Lois Sociales (MINFRAPTLS) ireo Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) manoloana ny toe-java-misy eto amin’ny firenena.

 

Teknisianina niofana manokana ny amin’ny asa sy ny sehatra tsy miankina no minisitra tokony hipetraka eo, araka ny fitakiana ataon’izy ireo. Ankoatra izay, ambany dia ambany ny tetibolan’ny MINFRAPTLS ho an’ny mpiasa sy ny sehatra tsy miankina. Manampy trotraka izany ny tsy fampianarana akory ny voalazan’ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana. Mbola hiverimberina ihany ny krizy ara-tsosialy sy ara-toekarena noho ny tsy fisian’ny minisitera manokana misahana ny asa sy ny sehatra tsy miankina. Ny tsy fisian’io minisitera io ihany koa no mahatonga ny tsy fananana asa eto  Madagasikara.

Tsiry


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana