Dans la mme rubrique

AHIANA HIVADIKA KORONTANA

19/01/2019

Mandà sahady ny zandary amin’ny vina vaovao izay noraisin’ny filoha. Tsy inona izany fa ny fanakambanana ny zandarimariam-pirenena amin’ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena.

AHIANA HIVADIKA KORONTANA

Hamaky ny tohiny...

TIA VONINAHITRA

18/01/2019

Tia voninahitra loatra ny filoha mpisolo toerana Rivo Rakotovao. Na efa anio aza ny famindram-pahefana eo aminy sy ny filoha vaovao no hatao,

TIA VONINAHITRA

Hamaky ny tohiny...

BOLOKIM-BAZAHA

17/01/2019

Efa hita tokoa fa bolokim-bazaha ny filoha vaovao Andry Rajoelina na dia niezaka ny nanafina izany aza tamin'ny filazana fa tsy hiankina ara-bola amin'ny

BOLOKIM-BAZAHA

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra malagasy

17/01/2019

Mpianatra Malagasy monina any frantsa antsoina hoe Andotiana Randriamampianina, 23 taona, mirefy 1m58 no tsy hita popoka nanomboka ny 9 janoary teo. Mitaintaina fatratra mikasika ny momba azy ankehitriny ny raiamandreniny sy ny fianakaviany ary manao antsoavo amin’izay mahafantatra azy rehetra manerana izao tontolo izao mba hampandre rehefa misy vaovao.

Mpianatra malagasy

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA

04/07/2018

Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray tany amin’ny lalàm-pirenena faha-4 iny omaly. Fiara lehibe iray mantsy no nivadika ambony ambany tany amin’ny tanàna antsoina hoe Andriba, ka olona 4 no voalaza fa namoy ny ainy nandritra izany.


 

ZOM-PIRENENA AMERIKANINA

Mankalaza ny faha-242 taona nahazoany ny fahaleovantenany ny Amerikanina anio 4 jolay. Ho an’ny teto Madagasikara kosa, dia efa vita ny andron’ny sabotsy lasa teo ny lanonana mifandraika amin’izay. Nahatratra 770 200 ireo olona nahazo ny zom-pirenena Amerikanina tamin’ny taona 2017, ka maherin’ny 15 000 no nanao fianianana nandritra ny andron’ny 4 jolay, fotoana manan-tantara indrindra ho an-dry zareo Bekintana io.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana