Dans la mme rubrique

Andry Rajoelina Matahotra mafy amin’ny hihemoran’ny fifidianana…

13/07/2018

Mitohy ny fampivondronan-kery mitaky fanorenana ifotony sy fampihavanam-pirenena. Tonga hatramin’ny hoe fidinanana an-dalambe aza.

Andry Rajoelina Matahotra mafy amin’ny hihemoran’ny fifidianana…

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenena Mihintsana izay kandida manao tsindry bokotra

13/07/2018

Mizotra mankany amin`ny fifidianana hatrany ny governemanta Ntsay. Nambaran`ny Filohan`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, Jean Eric Rakotoarisoa fa lavina tsy ho kandidà ho filoham-pirenena amin`ny fifidianana 2018 raha tsy mahafeno ny antontan-taratasy ilaina na iray aza.

Fifidianana filoham-pirenena Mihintsana izay kandida manao tsindry bokotra

Hamaky ny tohiny...

Kandida ho filoha Inona avy ary ireo antontan-taratasy tsy maintsy omanina ?

13/07/2018

Tahaka izao manaraka izao ireo antontan-taratasy tsy maintsy omanin’izay kandida ho filoha :

Kandida ho filoha Inona avy ary ireo antontan-taratasy tsy maintsy omanina ?

Hamaky ny tohiny...

Antoko Malagasy sahy sy vonona Ny fifidianana ihany no vahaolana

13/07/2018

Ny firosoana amin’ny fifidianana ihany, hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina, filohan’ny antoko Malagasy Sahy sy Vonona no hany vahaolana eto amin’ny firenena.

Antoko Malagasy sahy sy vonona Ny fifidianana ihany no vahaolana

Hamaky ny tohiny...

FETIM-PIRENENA FRANTSAY

13/07/2018

Mpitandro ny filaminana manodidina ny 12 000 no hahetsika any Paris sy ny manodidina mandritra ny fetim-pirenena Frantsay ny 14 jolay izao sy mandritra ny lalao famaranana « mondial 2018 » amin’ny alahady,

FETIM-PIRENENA FRANTSAY

Hamaky ny tohiny...

Fiangonana FAM sy ny antoko GFFM Manao pi-maso amin’ny Ekar sy ny Kardinaly vaovao

13/07/2018

Miezaka hanome lanja ny firaisankinan’ny kristianina ny FAM na ny Fiangonana Apokalypsy maneran-tany sy ny antoko GFFM miara-dia aminy.

Fiangonana FAM sy ny antoko GFFM Manao pi-maso amin’ny Ekar sy ny Kardinaly vaovao

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika sasany Tsy mipoitra raha tsy krizy

12/07/2018

Nangingina izy ireo tato ho ato ary sarotra ny hino fa fifanandrifian-javatra ny fifanojoan’izany tamin’ny fiafaran’ny tolon’ny fanovana tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey.

Mpanao politika sasany Tsy mipoitra raha tsy krizy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fanoherana ny fifidianana Ho avy ny fidinana an-dalambe

12/07/2018

Tsy vahaolana velively ialana amin’ny fahantrana ny fanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena amin’ity taona ity, hoy ry zareo avy ao amin’ny Hetsika Fanarenana Ifotony (HFI) miaraka amin’ny antoko ADN tarihan’Atoa Edgar Razafindravahy.

Hisy ny diabe hataon’izy ireo ho fampahafantarana ny olom-pirenena ny momba izany eto  Antananarivo no hanombohana azy; avy eo iparitaka any amin’ny faritra  sy ny distrika.Afaka 10 andro fara fahatarany no hanatanterahana ny fidinana an-dalambe raha ny fanazavana voaray omaly.Ireo krizy rehetra niseho teto amin’ny firenena ny taona 1972, 1991, 2002, 2009 dia tsy nisy voavaha tamin’ny alalan’ny fifidianana, ka ndao aloha hiaraka hanarina ny firenena sy hanao ilay fanorenana ifotony izay voa miaraka mifidy isika rehetra hoy Atoa Marcellin Razanakoto avy ao amin’ny HFI .Ho an’i Pety Rakotoniaina kosa dia fivoriana fanatanterahana ny sonia nataon’ny HFI sy ny ADN teny Andohalo no natao omaly ka nandinihana ny rafitra hirosoana lalindalina kokoa amin’ny fitakiana.Vonona ny hifanome tanàna amina antoko politika maro izy ireo ary manizingizina fa tsy azo ihodivirana ny fanorenana ifotony an’i Madagasikara .Manomboka izao ihany koa dia tsy mpikambana intsony ao anatin’ity vovonana ity Atoa Jean Omer Beriziky satria nilaza fa ho kandida filoham-pirenena ny tenany kanefa ny fanoherana ny fifidianana no antom-pisian’ilay fifanarahana nosoniavina teny Andohalo ary mitohy amin’izao hetsika rehetra izao.


RTT

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana