Dans la męme rubrique

Inona indray ary ity ?

15/04/2019

Dia ahoana ra Jean a ! Fa inona indray ity kozinao ity e e ? Fa maninona ary no dia hampianarina an’ireny sahady ny zaza ? Dia tena nilaina ve ny nampidera iny sarina voninkazo malaza ho manintona iny teo ?

Inona indray ary ity ?

Hamaky ny tohiny...

Tsy atao kilalao

27/03/2019

Solombavambahoaka, antenimieram-pirenena, depiote Zay ndray zao no mahoraka, resaka mandeha Seza maromaro no hiadivana sy hozaraina amin'izany Antoko vitsivitsy mifaninana, miezaka ny ho lany.

Tsy atao kilalao

Hamaky ny tohiny...

Alefa foana Jean aa!

25/03/2019

Mankasitraka anao aho ry Jean aloha amin’izao ataonao amin’ny boay kely eto an-tanàna izao fa tena reveko mihitsy aa!

Alefa foana Jean aa!

Hamaky ny tohiny...

Afaka adidy aho

22/03/2019

Io ary ny anareo aloha ry Jean fa dia afaka adidy aho aa ! MP raha mahatsapa tena ianao?

Afaka adidy aho

Hamaky ny tohiny...

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

18/03/2019

Eo indray izao ity Jean ity dia hilongilongy be tsy ahitan-teny mihitsy mandram-pahatapitry ny fety. Mba omeo izay vaovao any aminao any aloha fa tsss..!!

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

Hamaky ny tohiny...

Maditraditra kely

15/03/2019

Manakory indray ianao aloha ry Jean aa ! Maditra kely hono ianareo ireto ee! Kkkk..!!

Maditraditra kely

Hamaky ny tohiny...

Tampoka..

13/03/2019

Ny tampoka anie ka tsy maha-lehilahy Na mafy be tahaka ny inona miseho ho tena tovolahy Indray mipi-maso anie dia mety hanjavona Koa aza dia tia sehoseho, be avonavona.

Tampoka..

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Be konetaka iray trano

14/09/2018

Miarahaba e ! Tsy sanatria manao zinona ny fihetseham-ponareo mianakavy aloha ry Jean fa mba lasa ihany ny saina hoe ilay inona ary no tena mampikonetaka lava anareo ireto e ?

 

 

 Ilay seza very sa tena nisy kandra tsy vitanareo voasompatra marina ? Tena tsy mbola nahita fitondrana be konetaka tahaka ity aho aloha e ! Miala tsiny anefa fa raha nisy amboara ho an’izay namotika, indrindra ny tanàna, dia ianareo no nahazo azy. Izahay ary noana lava efa noferanareo hatry ny ela ny sakafo miditra am-bavanay fa toa tsy mbola nikonetaka lava imasom-bahoaka toa anareo mihitsy na in-dray mandeha aza. Tena alahelo anay tokoa ve aloha ilay izy sa sao dia mba efa jaoninjaonina (mamo) kely koa ary ry Jean tamin’iny leaza a ! Hi hi !

Marco  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana