Dans la mme rubrique

MPANAO GAZETY NOVONOIN’NY DAHALO

15/11/2018

Fidèle Jules, mpanao gazety iray eo anivon’ny Radio Mampita (FM 94 ao Fianarantsoa) no maty novonoin’ny dahalo.

MPANAO GAZETY NOVONOIN’NY DAHALO

Hamaky ny tohiny...

Faniry Ernaivo

15/11/2018

Nolavin’ny filankevi-panjakana ny fampiatoana ny sazin’ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara malagasy, Faniry Ernaivo.

Faniry Ernaivo

Hamaky ny tohiny...

MPIZAHATANY SINOA

14/11/2018

Mpizahatany sinoa 50 000 no ho avy aty Madagasikara amin'ny 2019 raha ny fampanantenana nomen'ny governemanta sinoa amin'ny minisitry ny fizahantany malagasy.

MPIZAHATANY SINOA

Hamaky ny tohiny...

MIASA NY ZANDARY

13/11/2018

Nampiana isa ireo zandary izay mitady ireo mpaka an-keriny ilay zazavavikely karàna teny amin’ny RN4.

MIASA NY ZANDARY

Hamaky ny tohiny...

Fanatanjahantena

13/11/2018

Andrasana anio ny fahatongana voalohan’ireo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara mila ravinahitra any ampitan-dranomasina hiatrika ny fihaonana amin’i Soudan etsy Vontovorona ny alahady izao.

Fanatanjahantena

Hamaky ny tohiny...

SAMBO NITONDRA BOADEROZY

12/11/2018

Tsy nisy mihitsy fandrarana nataon'ny fanjakana fa dia nalefa malalaka fotsiny ilay sambo nitondra boaderozy.

SAMBO NITONDRA BOADEROZY

Hamaky ny tohiny...

FANAMIANA MIARAMILA

09/11/2018

Fanamiana miaramila tena izy sarona tao amin’ny jiolahy iray izay nosamborin’ny FIP tao Toamasina.

FANAMIANA MIARAMILA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Fifidianana

09/11/2018

Mahasorena ireo mpanara-baovao ny manaraka ny fomba fanangonan’ny avy eo anivon’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ny voka-pifidianana, raha ny fanadihadiana natao tamin’ireo olom-pirenena vitsivitsy.

 

 

Miadana loatra ary raha efa nahangona vokatra tamina birao miisa 10.000 mahery ireo haino aman-jery dia ny azy mbola 300 monja.

Manodidina izay hatrany, ireo mpanao politika kosa anefa dia saika naneho ny tsy fankasitrahany ny famoahana vokatra mialoha ny fotoana notanterahan’ireo haino aman-jery tsy miankina. Ny zava-tsikaritra dia samy manana ny tarehimarika nasehony, indrindra, ireo fahitalavitra.

Hatreto aloha izany dia azo antoka fa ny kandida laharana faha 13 sy 25 no hiatrika ny fihodinana faharoa izay heverina fa ho halatra bevata raha sanatria tsy hisy. Ny zava-miseho dia samy mamoaka izay vokatra mahamety azy avy anefa ny foiben-toeran’ny 2 tonta.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana