Dans la mme rubrique

Komitin’ny Fampihavanana Malagasy “Aoka tsy hatao fitaovana politika ny fitsarana !”

17/05/2019

Ny fanaovana fampihavanam-pirenena, hoy ny filohan’ny komitin’ny fampihavanana Malagasy, Maka Alphonse, dia tsy midika fa tsy tokony hisy ny tsimatimanota.

Komitin’ny Fampihavanana Malagasy “Aoka tsy hatao fitaovana politika ny fitsarana !”

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana tena izy “Tsy afa-misaraka amin’ny fitantanam-bola ara-demokratika”

17/05/2019

Firenena tsy afa-miala amin’ny fitsinjaram-pahefana tena izy i Madagasikara, raha ny fandravonana ny famelabelaran-kevitra narahana adihevitra notontosain’ny rafitra alemanina FES tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly.

Fitsinjaram-pahefana tena izy “Tsy afa-misaraka amin’ny fitantanam-bola ara-demokratika”

Hamaky ny tohiny...

Fitiavan-tanindrazan-dRajoelina Mampametra-panontaniana

17/05/2019

Tany Frantsa no nampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny vinanasan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina na ny IEM.

Fitiavan-tanindrazan-dRajoelina Mampametra-panontaniana

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Manome toky an’Antananarivo

16/05/2019

Avy nitety an’i Madagasikara : Atsimo Andrefana, Morondava, Belo Tsiribihina, Toliara, Fianarantsoa, Ambatondrazaka,… i Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana Manome toky an’Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana Rajoelina Maro ny fanapahan-kevitra petatoko

16/05/2019

Toe-javatra maneho ny tsy fahamatoran’ny mpitondra fanjakana ankehitriny ny fanendrena amina toerana ambony an’i Boudi Serdos Olivier ho kandida mpisolo toerana an’Atoa Jocelyne Rahelihanta,

Fanjakana Rajoelina Maro ny fanapahan-kevitra petatoko

Hamaky ny tohiny...

Olga Ramalason “Misotasota ireo kandidam-panjakana”

14/05/2019

Manao sotasota sy antsojay ireo kandidam-panjakana. Zavatra misy ary hitanay izany satria nahatety faritra maro izahay, toa an’i Toliara, Menabe, Toamasina, Fianarantsoa, Mahajanga, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko TIM Olga Ramalason.

Olga Ramalason “Misotasota ireo kandidam-panjakana”

Hamaky ny tohiny...

Mpitolon’ny 13 mey 1972 « Vontosan’ny mpanao politika tsolotra ny mpitolona ankehitriny. »

14/05/2019

Ankoatra ny fanateram-boninkazo notontosain’izy ireo tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey Analakely mba ho fahatsiarovana ireo maherifon’ny taona 1972 dia nanokana fotoana hitafana tamin’ny

Mpitolon’ny 13 mey 1972 « Vontosan’ny mpanao politika tsolotra ny mpitolona ankehitriny. »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Lisi-pifidianana Mangataka ny fanavaozana isaky ny dimy taona ny fokontany

21/01/2019

Isaky ny folo taona hatramin’izay vao manavao ny lisi-pifidianana isika eto Madagasikara amin’ny ankapobeny.

 

 

 

 

 Tena lozabe anefa ny aterak’izany, raha araka ny fanazavan’ny sefom-pokontany etsy Anosizato Atsinanana. Tsy mahalala afa-tsy izy ireo mantsy ny mponina, indrindra fa ireo tsy tafiditra anaty lisi-pifidianana ka izy ireo hatrany no hifatraran’ny rihitra. Lasa  ny fokonolona sy ny fokontany no mifandramatra  raha araka ny fanazavany ary tsy hifampitsitsiana fitenenana izany fa tena mavesatra tokoa. Mangataka ny hanavaozana ny lisi-pifidianana isaky ny  dimy taona ity sefom-pokontany iray ity, izany hoe isaky ny hiatrika ny fifidianana ho filoham-pirenena isika.  Ho an’ny fifidianana filoham-pirenena farany teo dia nomarihiny fa betsaka  ireo olom-pirenena  mbola velona sy monina ao Anosizato Atsinanana nefa  tsy tafiditra tao anaty  lisi-pifidianana. Nahatratra 94  isa kosa anefa ireo olona efa maty mbola nibahan-toerana tao anaty lisitra izay nomarihin’ny sefom-pokontany fa tsy maintsy hodiovina. Am-perinasa  tanteraka izy ireo ankehitriny. Mikasika ireo olona mivezivezy eny anivon’ny fokontany moa dia nomarihiny manokana fa ny 60 % ihany no tena maharitra izany hoe : efa tompon-trano avokoa. Ny 40 % hoy izy dia mpanofa avokoa izay tsy mijanona mihoatra ny  roa taona amin’ny trano hofainy raha betsaka ka zary lasa misoratra in-droa na in-telo any amin’ny Fokontany samihafa.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana