Dans la męme rubrique

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

05/08/2019

Eeeh ! Jean a ! Mba henoy ihany ny akama nahatafita na dia tsy omenao toerana aza.

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

23/07/2019

Tsy maninona fa raketo indray ary aloha ry Jean a ! Alefa indray ary e ! Hitako ohatry ny mba efa miakatrakatra indray mantsy.

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

Hamaky ny tohiny...

Mahereza e !

19/07/2019

Tsy mihomehy loza aho ry Jean fa mba raharaha koa iny nahazo anao iny a ! Hay ve ka efa nitsidika an’ilay birao ianao ka mba efa nanantena hahazo ilay seza kinanjo….

Mahereza e !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

18/07/2019

Da fetibe da fetibe ! Tadidinareo ve iny vazo iny ry Jean ? Faly mihitsy aho rangahy miarahaba anareo fa ankevitry ny ho

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

Hamaky ny tohiny...

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

17/07/2019

Tena hafa, tsy fahita tato anatin’ny 59 taona marina ry jean iny nataonareo teny an-dapa iny a.

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Tsy atao kilalao

27/03/2019

Solombavambahoaka, antenimieram-pirenena, depiote Zay ndray zao no mahoraka, resaka mandeha Seza maromaro no hiadivana sy hozaraina amin'izany Antoko vitsivitsy mifaninana, miezaka ny ho lany.

 

 

 

 

Betsaka ireo midina ifotony manao asa soa tampoka

Ireo mampiasa vola be ahazoana antoka

Rehefa tombontsoa dia andaniana vola be

Lasa misy mpiahy ho azy teo ireo mahantra an-dalambe.

 

Maro ireo artista mpanakanto no milatsaka

Asa re raha soa iombonana marina no kinatsaka

Fa raha famalifaliana tahaka ireo seho an-tsehatra aloha

Dia aleo hilamina any fa toa tsy mahasoa.

 

Fiainam-bahoaka ity ka tsy azo atao kilalao

Fa ny lainga afafy ihany no hifototra aminao

Raha depiote hihinam-bola fotsiny kosa aloha

Dia aleonay vahoaka mifidy solombodiakoho.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana