Dans la mme rubrique

Ramboasalama Emilien “Mivadika amin`ny teniny ny filoham-pirenena”

22/08/2019

Ny fisian`ny lalana tsara lamina dia antoka mampitony ny sain`ny Malagasy ary mitombin-tsaina izy ireo manao ny asany.

Ramboasalama Emilien “Mivadika amin`ny teniny ny filoham-pirenena”

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany “Tany tan-dalàna eto ka aoka hifanaja”

22/08/2019

“Mahavariana raha nanolotra lehiben`ny mpanohitra ny vondrona parlementera Tiako I Madagasikara”, hoy ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Tianarivelo Razafimahefa omaly tetsy amin`ny Antenimieram-pirenena.

Minisitry ny atitany “Tany tan-dalàna eto ka aoka hifanaja”

Hamaky ny tohiny...

Kandida ho ben’ny tanàna Tsy maintsy nahaloa hetra ara-dalàna

22/08/2019

Voafaritra ao anatin’ny didim-panjakana laharana 2019-1541 tamin’ny 14 aogositra lasa mikasika ny fepetra mila fenoin’ireo kandida ny fanamarina fa nandoa hetra ara-dalàna.

Kandida ho ben’ny tanàna Tsy maintsy nahaloa hetra ara-dalàna

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM “Tsy hiray tsikombakomba amin’ny ratsy izahay”

22/08/2019

Taorian’ny fivoriana niarahanay tamin’ny Birao politikan’ny TIM, dia nanapa-kevitra izahay Vondrona Parlemantera TIM,

Depiote TIM “Tsy hiray tsikombakomba amin’ny ratsy izahay”

Hamaky ny tohiny...

Lalàna mifehy ny mpanohitra Holanian’ny depiote anio…

22/08/2019

Lahadinika tamin’ny fivoriambe teny amin’ny antenimieram-pirenena omaly ny volavolan-dalàna mifehy ny fanoherana, izay tsy natrehin’ireo depiote mpanohitra dia ny TIM.

Lalàna mifehy ny mpanohitra Holanian’ny depiote anio…

Hamaky ny tohiny...

Masy Goulamaly “Ilaina ny antoko mpanohitra”

22/08/2019

Raha te hiaina ny demokrasia isika eto Madagasikara dia tokony hisy ny mpanohitra ao amin`ny antenimieram-pirenena. Nitondra ny heviny i Masy Goulamaly,

Masy Goulamaly “Ilaina ny antoko mpanohitra”

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna Havitrika sa mbola halaina ihany ny mpifidy ?

22/08/2019

Raikitra ihany ny fifidianana ben’ny tanàna sy ny fifidianana mpanolotsaina amin’ity taona ity taorian`ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana.

Fifidianana ben’ny tanàna Havitrika sa mbola halaina ihany ny mpifidy ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fifidianana Depiote Toamasina I Tsara toerana ny kandidan’ny TIMK25

22/05/2019

Mitohy ny fitsidiham-paritra sy fampielezan-kevitra ataon’i Marc Ravalomanana, ka toerana maro no nandehanany ny fiandohan’ny herinandro teo, toa an’i Tsiroanomandidy, Mahavelona, Mahasolo, Ankadinondry Sakay, …

 

 

 

  Nanamafy ny fanohanana ireo kandidan’ny TIMK25 izay nomeny tsodrano izy. Dingana hafa indray taorian'ny fifidianana filoham-pirenena ny fifidianana solombavabahoaka, ka tsy hikely soroka mihitsy aho amin'ny fikarohana ny soa iombonana ho an'ny vahoaka sy ny fanasoavana ity tanindrazana mamintsika ity, hoy i Marc Ravalomanana. Ireo no fidio fa nahazo ny tsodrano avy aty amiko ary azoko antoka fa tena hahatanteraka ny teny nifanomezana, hoy ny toromarika nomeny ny vahoaka. Ho an’ny omaly dia tao Toamasina izy, ka nanentana ny olona hifidy ny kandidan’ny Tiako i Madagasikara izay tombanan’ny maro fa tsara toerana any an-toerana. Vitany ny hiasa ho anareo sy hisolotena anareo, hiady ho an'ny tombontsoanareo eny amin'ny antenimieram-pirenena;  koa aza misalasala, fa ny ho avy no banjinintsika. Raiso ary ny andraikitra amin'ny 27 mey 2019, hoy izy tamin’ireo vahoaka maro be. Nidina ifotony teny an-tsena, nitakosona tamin’ny olona toy ny mahazatra i Marc Ravalomanana.

 

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana