Dans la męme rubrique

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

05/08/2019

Eeeh ! Jean a ! Mba henoy ihany ny akama nahatafita na dia tsy omenao toerana aza.

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

23/07/2019

Tsy maninona fa raketo indray ary aloha ry Jean a ! Alefa indray ary e ! Hitako ohatry ny mba efa miakatrakatra indray mantsy.

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

Hamaky ny tohiny...

Mahereza e !

19/07/2019

Tsy mihomehy loza aho ry Jean fa mba raharaha koa iny nahazo anao iny a ! Hay ve ka efa nitsidika an’ilay birao ianao ka mba efa nanantena hahazo ilay seza kinanjo….

Mahereza e !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

18/07/2019

Da fetibe da fetibe ! Tadidinareo ve iny vazo iny ry Jean ? Faly mihitsy aho rangahy miarahaba anareo fa ankevitry ny ho

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

Hamaky ny tohiny...

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

17/07/2019

Tena hafa, tsy fahita tato anatin’ny 59 taona marina ry jean iny nataonareo teny an-dapa iny a.

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Sahinao ny mihevitra anay 25 tapitrisa ho tongobolo lava izao na dia omenareo ny dikadika faratampony aza e ! Fahasahiana aloha ity anao ity a ! Miaiky aho. Izaho aloha manaraka an’ilay izy mihitsy e ! Inona indray re no manaraka e ? Vita ny an’i Kala Maria dia nitohy indray tamin-dry Aina kely sy ry tantine Carton. Iza indray izao no manaraka  ? Tsy hitanisa ny any aloha intsony aho fa aza matahotra e ! Ireto faramparany ireto aza efa higagana koa. Fa dia tsy maintsy ho raraka ihany aloha ny iviko ato ho ato raha sanatria ho maro ireo hanampi-maso amin’izao fiadaladalanao izao e ! Mafy ianao rangahy a !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana