Dans la mme rubrique

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

23/08/2019

Manoloana ny tsy fandraisan’anjaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny fandaniana ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny mety hitranga aorian’izany dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaha ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM,

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

23/08/2019

Nahagaga ny nivoahan’ny depiote TIM tamin’ny fifidianana lehiben’ny mpanohitra teny Tsimbazaza satria raha tsy diso aho dia 100%,

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

23/08/2019

Ny politika amin`ny ankapobeny dia tsy misy “adilahy” fa fombany io. Misy no tsy mitovy hevitra ary lojika raha misy ny adihevitra politika.

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

Hamaky ny tohiny...

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

23/08/2019

Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara fa mitsimbadika ambony ambany.

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

23/08/2019

Efa nanao antso avo ny fikambanana Adopt ny teo momba ny fanaovana an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina, indrindra ireo mpiasam-panjakana sy ireo avara-pianarana.

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

23/08/2019

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

23/08/2019

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Todisoa sy Fehizoro Tana VI “Azonay antoka ny poa-droa…”

31/05/2019

Ny valim-pifidianana ofisialy avoakan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (CENI) no andrasana fa raha ny vokatra eo am-pelatanan’ny kandida Andriamampandry Todisoa sy i Fehizoro Andriamananjezika eny amin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo, dia mandresy amin’ny fomba mazava ary manao poa-droa izy mirahalahy ireo.

 

 

 Nandresy tamin’ireo fokontany 31/31 saika tamin’ny elanelam-bato lavitra be mitaha amin’ny mpifanandrina taminy ireto kandidan’ny TIMK25 ireto, ary tsy mbola nisy tahaka izany tao anatin’ny tantaran’ny fifidianana depiote tao amin’ny  boriborintany faha-6, hoy i Todisoa Andriamampandry. Tsy ampy antsasamanilan’ny vato sy ny isan-jato azon’izy ireo ny an’ny kandida mpifanandrina raha ny voka-pifidianana feno eo am-pelantanany niainga tamin’ny fitanana an-tsoratra. Miandry am-pitoniana ny voka-pifidianana anefa izy ireo sy ny vahoakan’ny boriborintany faha-6, izay miandrandra ny fahadiovan’ny fikirakirana ny vokatry ny latsa-bato.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana