Dans la mme rubrique

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

23/08/2019

Manoloana ny tsy fandraisan’anjaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny fandaniana ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny mety hitranga aorian’izany dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaha ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM,

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

23/08/2019

Nahagaga ny nivoahan’ny depiote TIM tamin’ny fifidianana lehiben’ny mpanohitra teny Tsimbazaza satria raha tsy diso aho dia 100%,

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

23/08/2019

Ny politika amin`ny ankapobeny dia tsy misy “adilahy” fa fombany io. Misy no tsy mitovy hevitra ary lojika raha misy ny adihevitra politika.

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

Hamaky ny tohiny...

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

23/08/2019

Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara fa mitsimbadika ambony ambany.

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

23/08/2019

Efa nanao antso avo ny fikambanana Adopt ny teo momba ny fanaovana an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina, indrindra ireo mpiasam-panjakana sy ireo avara-pianarana.

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

23/08/2019

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

23/08/2019

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Filohan’ny MMV Manahy fifamonoana faobe

31/05/2019

Tsy mahagaga raha nalaina nifidy ny olona, hoy ny filohan’ny Manangana Madagasikara vaovao, Arlette Ramaroson. Ny fanadihadiana mikasika ny depiote malety aza tsy vita hatramin’izao.

Ahoana no hieritreretana fa i Madagasikara no anisan’ny firenena mahantra indrindra eto ambonin’ny tany kanefa ny vola raisin’ny depiote eto mbola ambony noho ny an’ny frantsay  ? Raha tena tia tanindrazana ny filoham-pirenena dia mila ahena aloha ny tombontsoa omena ny depiote. Misy depiote matory fotsiny ao anaty fivoriana. Ny sasany tsy tonga. Maninona raha atao tambin-karama fotsiny toy ny tamin’ny taona 90, hoy hatrany izy. Any Hollande izao, any La Haie, mandeha bisikileta hatramin’ny praiminisitra. Ny minisitra Rwandey koa alaina amin’ny fiara iombonana (bus) daholo rehefa hiasa. Mandroso ry zareo fa tsy toy ny eto. Ny ahiana, raha mbola mitohy izao fomba fitantanana izao kanefa tsy hitondra mangirana ho an’ny malagasy mihitsy dia hiafara amin’ny fifamonoana faobe na “Genocide” eto, hoy hatrany ity mpitsara iraisam-pirenena ity.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana