Dans la mme rubrique

Polisim-pirenena Nahazo tale vaovao telo

16/08/2019

Lanonana telo sosona no notanterahina teo anivon’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka ny alarobia 14 aogositra 2019 teo, dia ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny DRH (Direction des Ressources Humaines),

Polisim-pirenena Nahazo tale vaovao telo

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika efa adinodino Mety hipoitra indray

08/08/2019

Na tsy mbola fantatra aza ny tena daty ofisialy dia naman’ny azo lazaina foana hoe akaiky ny fifidianana ben’ny tanàna. Be ny zava-nanaitra teo amin’ny tontolo politika tato ho ato.

Mpanao politika efa adinodino Mety hipoitra indray

Hamaky ny tohiny...

Fakana an-keriny sy asan-dahalo Mpanao “kidnapping” 5 lahy tratra

05/08/2019

Tratra ny jiolahy miisa 5 naka an-keriny zazalahy 12 taona tany Betela Morarano Kraoma, distrikan’Amparafaravola ny harivan'ny 16 jona 2019.

Fakana an-keriny sy asan-dahalo Mpanao “kidnapping” 5 lahy tratra

Hamaky ny tohiny...

BETROKA Nisy namaky ny vala nanagiazana ireo omby halatra

30/07/2019

Nisy nikasa hiditra an-keriny ny toerana nanagiazan'ny kaominina ireo omby azo avy any Soahazo Mangalahy. Ny sabotsy lasa teo no tsikaritra fa nisy nanapitsoka ny toerana nitazonan’ny kaominina Betroka ireo omby saron'ny zandary ireo.

BETROKA Nisy namaky ny vala nanagiazana ireo omby halatra

Hamaky ny tohiny...

Ratsimindriona Aida Hardy « Folo isan’andro ny fasana vaky any Taolagnaro”

29/07/2019

“Laharam-pahamena ny ady amin`ny tsy fandriampahalemana » hoy Rtoa Ratsimindriona Aida Hardy, solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’i Taolagnaro.

Ratsimindriona Aida Hardy « Folo isan’andro ny fasana vaky any Taolagnaro”

Hamaky ny tohiny...

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

12/07/2019

Mitaky fanadihadiana tsy mitanila avy amin’ny fanjakana sy ireo fikambanana mpiaro ny zon’olombelona ny fianakavian’ireo maty notifirin’ny zandary tao Soahazo,

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

09/07/2019

Nisehoana asan-jiolahy indray tao amin’ny distrikan’i Miandrivazo, ka nahafatesana sy nandratrana olona.

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Halatra omby sy fandrobana Mandray 50 000 ariary isan’andro ny dahalo iray

31/05/2019

Nanamafy indray ny lehiben’ny etamazaoro jeneralin’ny tafika Malagasy (Cemgam) ny jeneraly Rakotonirina Theophile fa tena mila foanana ny dahalo ambony latabatra fa ireo no tena mahatonga ny ady amin’ny asan-dahalo ho sarotra amin’izao fotoana.

 

 

 

 Efa tena mamono tena ny miaramila manenjika sy miady amin’ny dahalo, hoy izy saingy mba ahoana kosa ireo dahalo ambony latabatra ? Nahitsy ny Cemgam nizara tamin’ny mpanao gazety fa tena mahara-baovao ny dahalo ary mahafantatra mialoha ny paikadin’ny mpitandro ny filaminana. Mihantsy ny miaramila ihany koa izy ireo. Antsoina moa izahay dia tonga ary vonona ny hiady, hoy izy ary hita any anaty ady fa efa niomana na ara-pitaovana na ara-paikady ireo dahalo. Nambaran’ny Cemgam jeneraly Rakotonirina Theophile fa mikarama 50 000 ariary isaky ny fanafihana iray ataony ny dahalo iray. Mbola manana fitaovam-piadiana sy bala izy manampy izany, hoy ny fanazavany. Fantatra ihany koa fa efa niverina ho dahalo mangalatra omby sy mandroba fananan’olona amin’izao fotoana ireo nambara fa dahalo niova fo 4 taona lasa izay.

 

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana